Manentana antsika rehetra mpikambana eto anivon’ny LCN sy ireo rehetra izay tia varika mba hiara hankalaza aminay ny dihin’ny varika maneran-tany amin’ity taona 2018 ity. Ankalazaina eto Madagasikara sy maneran-tany mandritra ny volana oktobra ity hetsika ity. Karakarain’ny GERP ny dihin’ny varika maneran-tany eto Antananarivo. Araho eto amin’ity rohy facebook ity ny andinidiny mikasika izany. […]
