Mankalazà ny fitiavana ny fiarovana ny varika mandritran’ny fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany!
Maro ireo fankalazana sy hetsika tanterahina mandritra ity fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany.
- Mandefasa mailaka aminay ahafahanay manoratra ny daty sy toerana misy fankalazana fantatrao.
- Vakio ny toro-lalana ho an’ny fankalazana.
- Jereo ny toro-lalana ho an’ny fankalazana eny amin’ny tambazotra sosialy.
Hetsika eto Madagasikara
Hetsika ataon’ireo mpikambana sy fankalazana tohanan’ny LCN sy ireo mpanohana
Manodidina ny faritra Antananarivo
- Hetsika iarahan amin’ny ExplorerHome Madagascar’s SciTia club, LCN, GERP ary ny mention ADD ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.
- Asabotsy faha 3, 10, 17 Oktobra : Fiarahana miaraka amin’ireo mpikaroka momban’ny varika sy LCN
- Asabotsy faha 24 Oktobra: Fitsidihana ny Lemur’s Park miaraka amin’ny LCN, ny SciTia club sy mpianatra
- Asabotsy faha 31 Oktobra : Andro natokana ho fankalazana ny varika, filalaovana miaraka amin’ireo ankizy, hisy loka maro isan-karazany, izany dia atao any Tsiafahy
- Jereo ny Flyer
- Tohana avy amin’ny Turtle Back Biodiversity Fund of Turtle Back Zoo.
Tsinjoarivo
- Andro natokana ho fankalazana ny varika miaraka amin’ny Sadabe ny LCN.
- Tohana avy amin’ny Turtle Back Biodiversity Fund of Turtle Back Zoo.
Ankarafantsika
- Fankalazana miaraka amin’ny Planet Madagascar ny 28 Oktobra
- Tohana avy amin’ny Remote River Expeditions sy Chez Maggie Hotel in Morandava.
Efoetse
- Fankalazana ny andro natokana ho an’ny varika miaraka amin’ny Lemur Love
- Tohana avy amin’ny Remote River Expeditions sy Chez Maggie Hotel in Morandava.
Mahitsihazo, Sofia Region
- Fankalazana miaraka amin’ny Mikajy Natiora.
- Tohana avy amin’ny Oklahoma City Zoo and Botanic Garden, and the Rainforest Adventures Discovery Zoo.
Ihofa Forest
- Fankalazana iarahana amin’ny Ary Saina.
- Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network sy Houston Interactive Aquarium and Animal Preserve.
Ranomafana
- Andro nasionaly natokana ho fankalazana ny varika ny 29-30 Oktobra
Anja Community Reserve
- Fankalazana miaraka amin’ny sekoly 2 eo akaikin’ny Anja Reserve.
Karakarain’ny mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’ny Teach for Madagascar. - Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network.
Sekoly manerana an’ny Madagasikara
- Fankalazana ny andro natokana ho an’ny varika miaraka amin’ny Teach for Madagascar’s TALY Corps ao anatin’ny programan’asa. Ho avy tsy ho ela ny andininy.
- Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network.
Hetsika ivelan’ny Madagasikara
Tsidio ny tranon-kalan’ny LCN amin’ny teny Anglisy misy ireo daty sy toerana fankalazana ivelan’i Madagasikara
