Main Menu

Mianara momba ny varika

Ny varika sy i Madagasikara

Maherin’ny 100 ireo karazana varika tsy misy afa-tsy eto Madagasikara

Satria mitokana ny nosy Madagasikara, dia maro amin’ireo biby sy zava-maniry ao aminy no eto Madagasikara ihany no ahitàna azy. Marobe ireo karazan’ala eto Madagasikara. Niara-nivoatra hahay hiaina tanteraka amin’ireo karazana ala sy toe-tany misy eto Madagasikara ny varika.