1- Inona avy ireo zava-bita manamarika ny fahafolotaonan’i Mikajy Natiora? Maro ireo zava-bita azo resahina: Fanaovana fanentanana momban’ny tontolo iaianana tamin’ny toerana maro, andrenivohitra sy ambanivohitra tsy misy angovo. Fahitana ny microcebus sambiranensis tao Anabohazo Parc Nationa Sahamalaza. Fananana ekipa manana traikefa miasa amin’ny ala tsy mbola voaaro na ivelan’ny faritra arovana. Fahitana ny toerana […]
Tag Archives | ireo vaovao an’ny mpikambana
Whitley Award ho an’i Mamy Razafintsalama sy Planet Madagascar
Nahazo vahana manokana ny lafin’ny fiarovana ny harena voajanahary eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity, satria nahazo ny famatsiam-bola avy amin’ny Whitley Fund for Nature i Mamy Razafitsalama avy amin’ny Planet Madagascar! Ny Lemur Conservation Network dia miarahaba manokana an’i Mamy noho izany voninahitra lehibe izany. Ity mari-pankasitrahana ity dia porofon’ny asa mafy nataony sy ny […]
Ireo fandaharanasan’ny Lemur Conservation Foundation: miaro ny ala sy ny varika miaraka amin’ireo mponina ifotony
Ny mombamomban’ny Lemur Conservation Foundation Natsangana tamin’ny 1996 ny Lemur Conservation Foundation ary i Penelope Bodry-Sanders, izay niara-niasa tamin’i Profesora Ian Tattersall tao amin’ny “American Museum of Natural History” no namorona azy. Amin’izao fotoana izao dia mitantana faritra arovana mirefy 50 hektara any Myakka City, Florida (Etazonia) ny LCF, izay itoeran’ny varika karazany 5 miisa […]
Fiarovana ny varika sy fitantanana ny ala ao Manombo- tetikasa ataon’i GERP
Lazalazao aminay fohifohy ny mombamomban’ny tetikasa GERP Manombo? Ny tetikasa GERP Manombo dia nitsangana ny taona 2017. Ao Manombo, Farafangana any amin’ny faritra atsimo atsinanan’ny nosy no ivon-toeran’ny tetikasa. Natsangana izy io ho fanohizana ny fiarovana ireo zavaboahary, indrindra ny Varika manodidina sy ao anatin’ny ny “Réserve Spéciale” Manombo. Tsy mitsaha-mitombo mantsy ireo tsindry mianjady […]
Ny vintsy : tetikasan’ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana
Inona izany Club Vintsy izany ? Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon’ny sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, ary amin’ny ambaratonga rehetra amin’ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an’i Madagasikara. Anisan’ny vokatry ny tetikasa “Ny Voaary” izay nokarakarain’ny WWF […]
Ny fanabeazana eny an-tsekoly mifandray tendro amin’ny fiarovana ny varika: tetikasan’ny Conservation International-Madagasikara
Ny mombamomba ny tetikasa Ny Conservation International -Madagascar dia efa niasa an-taonany maro momba ny fiarovana ireo zava manan’aina, biby sy zava-maniry teto Madagasikara sy ireo nosy manodidina, ary nihitatra teo amin’ny lafiny fanantsarana ny velon-tena ny olombelona izany taty aoriana. Miara-miasa akaiky amin’ireo olon-tsotra, fikambanana, VOI, sekoly, ivo-toeram-pikarohana, Oniversite, ary Ministera maro izahay arakaraka ny […]
Madagascar Lemurs Portal : Ireo vaovao sy atrik’asa ny 17 Jolay 2019
Ny mombamomban’ny Madagascar Lemurs Portal sy ny antom-pisiany Ny Madagascar Lemurs Portal na Vavahady misokatra ho an’ny fampahalalana ny varika dia tafiditra tao anatin’ny tetikasa iray izay novavolalain’ireo mpiantsehatra maro toy ny Centre Valbio-ICTE, GERP, Ny oniversiten’Antananarivo DBA sy ny Departement Paléontologie, Conservation International, DPZ, Durell, FAPBM, Guide ANG/FNG, Madagascar Biodiversity Partnership (MBP), Madagasikara Voakajy, […]
Iray volan’ny Mpikambana LCN : Ny mention ADD-Oniversiten’Antananarivo
Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny mention ADD Ny sampam-pampianarana Anthropobiolojia sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy (Mention Anthropobiologie et Developpement Durable-MADD) dia rantsana iray teraka tao anatin`ny Departmenta Paleontolojia Anthropolojia Biolojika (Departement de Paleontologie et d`Anthropologie Biologique). Io departemanta io dia teraka tao anatin`ny Fakiolte Siansa – Oniversite Antananarivo ny taona 1975. Ny Departemanta […]