Main Menu

Tag Archives | #fandinihana lahatsoratra

BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470

Science Corner: Ny tamberim-bola entin’ireo tobim-pikarohana tropikaly

Ireo toeram-pikarohana an’arivony maneran-tany no eo amin’ny laharana voalohany amin’ny fiarovana ny zava-mananaina… [nefa] matetika tsy fantatra ny lanjan’izy ireo amin’ny ezaka fiarovana ny zava-mananaina nasionaly sy iraisam-pirenena. Tobim-pikarohana tropikaly: Moa ve laharam-pahamehana eo amin’ny fiarovana? Voafetra ny famatsiam-bola ao anatin’ny fiarovana maneran-tany, midika izany fa tena zava-dehibe ny famoronana vahaolana amin’ny fiarovana mahomby miaraka […]

Continue Reading
Verreaux_2_9

Science Corner : Ny fomba fijery momba ny fiarovana ny Varika eo amin’ireo Malagasy sy ireo vahiny

Ny fiaraha-miasa no fanalahidy hoy ny fomba fiteny. Ahoana anefa raha manana fomba fijery samihafa ireo voakasika izany ? Miharihary ny fiaraha-miasa eo amin’ny Malagasy sy ireo vahiny momba ny asa fiarovana eto Madagasikara. Ireo fiaraha-miasa ireo dia mety hisy fiantraikany amin’ny fomba fijery samihafa, fomba fijery an’izao tontolo izao, rafitra soa toavina, ary mety […]

Continue Reading