Vaovao mikasika ny varika
Resahina matetika aty Madagasikara ary indrindra any am-pita-dranomasina ireo varika, ny vaovao momba azy ireo, ireo tsindry mahazo azy sy ny toeram-ponenany ary ireo ezaka ataon’ireo fikambanana Malagasy sy vahiny miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana amin’ny ady atao ho fiarovana ireo varika, harem-pirenena ireo.
Eto Madagasikara
La Tribune de Diego et du Nord de Madagascar
Resaka nifanaovana tamin’ny Pr Jonah Ratsimbazafy momba ny fiarovana ny gidro/ varika.
Tia Tanindrazana
Gidro eto Madagasikara ahiana ho lany tamingana ny 94%.
Any Afrika
Lemur Conservation Network: Teti-bola mitentina 7 tapitrisa dolara amerikanina no hilaina.
Any Frantsa
Radio France Internationale
Resaka (haino) nifanaovana tamin’i Pr Jonah Ratsimbazafy – Mpanolo-tsaina ato amin’ny LCN
Le Monde
Voalaza fa ho lany tamingana tsy ho ela : afaka 20 taona eo ho eo ny Gidro/Varika any Madagasikara.