Main Menu

Tag Archives | fitsidihana toerana

Ireo zana-kazo ambolena ho famerenana ny ala. Sary : Lynne Venart

Valan-javaboahary arovana ao SAVA: Fitsidihana ny ala tàntanin’i Desiré Rabary ao Antanetiambo

Rehefa avy namakivaky sy nitsidika ny ala java-boahary arovana nasionaly ao Marojejy hijery ireo Simpona fotsy izahay dia niala sasatra andro vitsy teny amoron-dranomasina tao Sambava. Ary rehefa vita izany, niala ny tanàn-dehibe izahay ka nandeha nanantanteraka ny dia tongotra andro maro hitsidika ny ala java-boahary arovana ao Anjanaharibe niaraka tamin’ny mpisera-dia nitondra anay dia […]

Continue Reading
hoby_5

Fitsidihana ny Park ao Tsimanampetsotsa

Ny mombamomba anao i Hoby Ambinintsoa? Hoby Ambinintsoa no anarako, mpitsabo biby aho. Tena liana tokoa ny amin’ny tontolo iainana indrindra moa ny fahasamihafan’ny zava manan’aina eto Madagasikara raha tsy hilaza fotsiny ny varika. Te hitondra ny anjarabirikiko amin’ny fampahafantarana, fizarana sy fiarovana azy ireo aho. Tia mizaha tany ary mitsidika toerana vaovao foana aho. […]

Continue Reading
2-AndasibeLogoPic-400x220

Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)

“Ity lahatsoratra ity dia dika tenin’ilay bilaogy nosoratan’i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokarana ilay sarimehitsika/oronantsary iray izay notanterahina tamin’ny faritr’i Andasibe iny. Izy ity moa izany dia mijery manokana ihany koa ireo ezaka izay ataon’ny mponina eny ifotony manoloana ny fiarovana ireo gidro/varika sy ny ala.”  Roso ny dia-  Ela niandrasana, fa tonga ihany […]

Continue Reading
10643

Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)

Kanto  tokoa raha i Madagasikara! Ary tsy manam-paharoa raha ny   tontolo misy eto amintsika no hasian-dresaka! andeha ange ho velabelarintsika ny momba  ireo tangoronan-tendrombohitra MAKAY e. Isaorana ety am-piandohana ny Nature Evolution  izay  nanome alàlàna am-pitiavana ny ampiasaina ireo sary nalain’izy ireo. Manàna  drafitra’asa mahafinaritra ary tena mahaliana ihany koa ry zareo ho antsika Mpianatra sy […]

Continue Reading