“Ity lahatsoratra ity dia dika tenin’ilay bilaogy nosoratan’i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokarana ilay sarimehitsika/oronantsary iray izay notanterahina tamin’ny faritr’i Andasibe iny. Izy ity moa izany dia mijery manokana ihany koa ireo ezaka izay ataon’ny mponina eny ifotony manoloana ny fiarovana ireo gidro/varika sy ny ala.” Roso ny dia- Ela niandrasana, fa tonga ihany […]
