Mankalazà ny fitiavana ny fiarovana ny varika mandritran’ny fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany!

Maro ireo fankalazana sy hetsika tanterahina mandritra ity fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany.

Hetsika eto Madagasikara

Hetsika ataon’ireo mpikambana sy fankalazana tohanan’ny LCN sy ireo mpanohana

Manodidina ny faritra Antananarivo
  • Hetsika iarahan amin’ny ExplorerHome Madagascar’s SciTia club, LCN, GERP ary ny mention ADD ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.
  • Asabotsy faha 3, 10, 17 Oktobra : Fiarahana miaraka amin’ireo mpikaroka momban’ny varika sy LCN
  • Asabotsy faha 24 Oktobra: Fitsidihana ny Lemur’s Park miaraka amin’ny LCN, ny SciTia club sy mpianatra
  • Asabotsy faha 31 Oktobra : Andro natokana ho fankalazana ny varika, filalaovana miaraka amin’ireo ankizy, hisy loka maro isan-karazany, izany dia atao any Tsiafahy
  • Jereo ny Flyer
  • Tohana avy amin’ny Turtle Back Biodiversity Fund of Turtle Back Zoo.
Tsinjoarivo
  • Andro natokana ho fankalazana ny varika miaraka amin’ny Sadabe ny LCN.
  • Tohana avy amin’ny Turtle Back Biodiversity Fund of Turtle Back Zoo.
Ankarafantsika
Efoetse
Mahitsihazo, Sofia Region
  • Fankalazana miaraka amin’ny Mikajy Natiora.
  • Tohana avy amin’ny Oklahoma City Zoo and Botanic Garden, and the Rainforest Adventures Discovery Zoo.
Ihofa Forest
  • Fankalazana iarahana amin’ny Ary Saina.
  • Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network sy Houston Interactive Aquarium and Animal Preserve.
Ranomafana
  • Andro nasionaly natokana ho fankalazana ny varika ny 29-30 Oktobra
Anja Community Reserve
  • Fankalazana miaraka amin’ny sekoly 2 eo akaikin’ny Anja Reserve.
    Karakarain’ny mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’ny Teach for Madagascar.
  • Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network.
Sekoly manerana an’ny Madagasikara
  • Fankalazana ny andro natokana ho an’ny varika miaraka amin’ny Teach for Madagascar’s TALY Corps ao anatin’ny programan’asa. Ho avy tsy ho ela ny andininy.
  • Tohana avy amin’ny Lemur Conservation Network.

Hetsika ivelan’ny Madagasikara

Tsidio ny tranon-kalan’ny LCN amin’ny teny Anglisy misy ireo daty sy toerana fankalazana ivelan’i Madagasikara

Scroll to Top