Ireo daty sy toerana misy ny fankalazana

Mankalazà ny fitiavana ny fiarovana ny varika mandritran’ny fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany, Zoma faha 25 Oktobra 2024 !

Maro ireo fankalazana sy hetsika tanterahina mandritra ity fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany.

 

Hetsika miaraka amin’ny Lemur Conservation Network

“Race for Lemurs” fahi-bibidia Richmond Zoo, Virginia USA

Online Art Challenge

Hetsika eto Madagasikara

Andro natokana ho an’ny varika, any Antsohihy

  • Daty : 29 sy 30 Novambra 2024
  • Ny andro natokana ho an’ny varika eto Madagasikara dia tarihin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy.
  • Mandray anjara ny LCN indrindra fa ny fikambanana maro samihafa sy ireo mpiantsehatra rehetra.

Andro iraisam-pirenena ho an’ny Varika, Toamasina

  • Diamondra Ranaivoson, Mpikambana Malagasy ao amin’ny Lemur Conservation Network, dia hikarakara hetsika dihin’ny varika maneran-tany amin’ny alalan’ny hetsika sy kilalao miaraka amin’ny ankizy an-tsekoly. Ireo ankizy maharesy ao anatin’ny lalao dia hitsidika ny ala valan-javaboahary ao  Tampolo. Io tetik’asa io dia nohon’ny fiantohana nataon’ireo mpikambana nanampy!

Hetsika ivelan’ny Madagasikara

Tsidio ny tranon-kalan’ny LCN amin’ny teny Anglisy misy ireo daty sy toerana fankalazana ivelan’i Madagasikara

 

Scroll to Top