{"id":1280,"date":"2020-04-28T16:07:14","date_gmt":"2020-04-28T13:07:14","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?post_type=volunteer_oop&#038;p=1280"},"modified":"2024-08-29T20:20:54","modified_gmt":"2024-08-29T17:20:54","slug":"lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo","status":"publish","type":"volunteer_oop","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/","title":{"rendered":"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo"},"content":{"rendered":"<p>Mitady olona hirotsaka amin&#8217;ny asa filatsahana an-tsitrapo (Volunteer) izahay ato amin&#8217;ny Lemur Conservation Network ho amin&#8217;ireto asa ireto.<\/p>\n<ul>\n<li><strong>Asa filatsahana an-tsitrapo mandrindra\u00a0 ireo hetsika ho an&#8217;ny andron&#8217;ny varika maneran-tany isam-paritra (Regional World Lemur Day event Coordinator)<\/strong><\/li>\n<li><strong>Asa filatsahana an-tsitrapo amin&#8217;ny serasera ho an&#8217;ny siansa (Science communication volunteer)<\/strong><\/li>\n<li><strong>Asa filatsahana an-tsitrapo manao sary ho an&#8217;ny andron&#8217;ny varika maneran-tany (World Lemur Design Day Volunteer)<\/strong><\/li>\n<\/ul>\n<p style=\"text-align: center;\"><strong><em>Miara-miasa aminay hiarovantsika ireo varika<\/em>! <\/strong><\/p>\n<p>Ireo olona mirotsaka amin&#8217;ny asa filatsahana an-tsitrapo miaraka amin&#8217;ny LCN dia miara-miasa akaiky ao amin&#8217;ireo ekipa miasa feno ho an&#8217;ny LCN. Noho izany, mandray anjara feno amin&#8217;ireo fivoriana ara-potoana tanterahina eo anivon&#8217;ny ekipa izy ireo. Manana ireo andraikitra hafa sahaniny toy ny asa aman-draharaha, na fianarana, na asa hafa, na andraikitra eo anivon&#8217;ny fianakaviana tahaka ny rehetra ny mpiasa an-tsitrapo ary hajainay eo anivon&#8217;ny LCN izany. Vonona hiara-hiasa sy handrindra ny asa araka izay mahamety ny fandaharam-potoana an&#8217;ireo izay olona miara-miasa aminay izahay eto amin&#8217;ny LCN.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Asa filatsahana an-tsitrapo mandrindra ireo hetsika ho an&#8217;ny andron&#8217;ny varika maneran-tany isam-paritra (Regional World Lemur Day event Coordinators)<\/h2>\n<p>Mitady olona hiasa an-tsitrapo ho mpandrindra ny hetsika atao isan-taona ho an&#8217;ny andron&#8217;ny varika maneran-tany izay hankalazaina amin&#8217;ny firenena sy toerana maro eran-tany izahay.<\/p>\n<blockquote><p>Ny hetsika &#8220;andron&#8217;ny varika maneran-tany&#8221; dia natao indrindra hanentanana ny olona maro manerana izao tontolo izao amin&#8217;ny fitiavana ny varika sy ny fanentanana amin&#8217;ny fiarovana azy sy ny ala fonenany.<\/p><\/blockquote>\n<h3>Mpandrindra ny hetsika ivelan&#8217;i Madagasikara<\/h3>\n<p>Ny mpandrindra ivelan&#8217;i Madagasikara dia mandrindra ny hetsika rehetra tanterahina any ivelan&#8217;i Madagasikara mandritra ny andron&#8217;ny varika maneran-tany ny volana Oktobra sy Novambra 2020 ho avy izao.<\/p>\n<p style=\"text-align: left;\">Miara-miasa akaiky amin&#8217;ny tompon&#8217;andraikitra serasera sy tranon-kalan&#8217;ny LCN izay monina any Etazonia, ny olona miasa an-tsitrapo amin&#8217;ny fandrindrana ireo hetsika ivelan&#8217;i Madagasikara. Noho izany, fepetra takiana voalohany amin&#8217;io asa filatsahana an-tsitrapo io ny fahaizana miteny sy manoratra ny teny Anglisy.<\/p>\n<h4 style=\"text-align: center;\"><strong>Raha te-hahalala bebe kokoa momba io asa io dia vakio <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/volunteer\/lemur-conservation-network\/\">eto<\/a>.<\/strong><\/h4>\n<h3>Mpandrindra ny hetsika eto Madagasikara<\/h3>\n<p style=\"text-align: center;\"><em>Tsy mandray fangatahana filatsahana an-tsitrapo intsony izahay! Mankasitraka anareo rehetra!\u00a0<\/em><\/p>\n<p>Ireo mpandrindra ny hetsika &#8220;andron&#8217;ny varika maneran-tany&#8221; tanterahina eto Madagasikara dia miara-miasa amin&#8217;ny mpandrindran&#8217;ny LCN eto Madagasikara, Dr Seheno Corduant, ka manoratra bilaogy, mampahafantatra ny hetsika rehetra tanterahina mandritra io vanim-potoana io amin&#8217;ny alal\u00e0n&#8217;ny fizar\u00e0na sy fanaovana dokam-barotra ireo hetsika rehetra amin&#8217;ny tambazotra sosialy.<\/p>\n<p>Mifandray amin&#8217;ireo Oniversite, zoos, valajava-boahary arovana ary ireo fikambanana mpikambana ato amin&#8217;ny LCN izay miasa eto Madagasikara, ny mpandrindra ka mamporisika azy ireo hanomana izany hetsika izany amin&#8217;ireo toerana izay iasan&#8217;izy ireo.<\/p>\n<figure id=\"attachment_1117\" aria-describedby=\"caption-attachment-1117\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/10\/WLD2019_ranomafana.jpeg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1117 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/10\/WLD2019_ranomafana-300x200.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/10\/WLD2019_ranomafana-300x200.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/10\/WLD2019_ranomafana-150x100.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/10\/WLD2019_ranomafana.jpeg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1117\" class=\"wp-caption-text\">Sary fanehoana ny fankalazana ny andron&#8217;ny varika maneran-tany tany Ranomafana-taona 2019<\/figcaption><\/figure>\n<p>Mandray an-tsoratra sy mampahafantatra ny datin&#8217;ireo hetsika rehetra hisy eny amin&#8217;ny faritra rehetra eto Madagasikara ny mpandrindra ka manoratra izany ao anatin&#8217;ny fandaharam-potoana efa voatokana hanoratana izany.<\/p>\n<p>Manampy sy manentana ireo olona rehetra liana hankalazana io hetsika io ny mpandrindra ka manome toro-hevitra azy ireo amin&#8217;ny fanomanana hetsika na dia kely aza ka azo tanterahina amin&#8217;ireo toerana misy azy.<\/p>\n<p><strong>Manomboka ny volana May ka hatramin&#8217;ny volana Novambra 2020 io asa filatsahana an-tsitrapo io.<\/strong>\u00a0 <strong>Mila fahafahana eo amin&#8217;ny 20 ora isam-bolana eo io asa filatsahana an-tsitrapo io.<\/strong> <strong>Ary hisy volana izay hiasana bebe kokoa noho ireo volana hafa.<\/strong> Ny fandaharam-potoana dia azo hifampiresahana tsara. Entanina hanatrika sy haka sary ireo hetsika rehetra misy amin&#8217;ireo toerana misy azy ny mpandrindra. Marihina fa misy ny famatsiana kely hanampiana ireo mpandrindra amin&#8217;izany.<\/p>\n<p>Fepetra takiana ny fahaizana miteny sy manoratra tsara ny teny Malagasy. Tsy fepetra takiana ny fahaizana ny teny Anglisy fa kosa tena hanampy amin&#8217;io asa io.<\/p>\n<p style=\"text-align: center;\"><strong>Manasa ireo rehetra liana hiara-hiasa aminay na avy eto Antananarivo fa indrindra ihany koa ireo avy any amin&#8217;ny faritra hirotsaka amin&#8217;io asa filatsahana an-tsitrapo ( Regional World Lemur Day event Coordinator-Madagascar) io.\u00a0<\/strong><\/p>\n<p>Raha liana amin&#8217;io asa filatsahana an-tsitrapo io ianao ka maniry hametraka ny fangatahanao dia mandefasa mailaka amin&#8217;i Dr Seheno Corduant, <a href=\"mailto:sehenocorduant.lemurnetwork@gmail.com\">sehenocorduant.lemurnetwork@gmail.com<\/a>. Manorata amin&#8217;ny teny Malagasy ary mariho tsara ao amin&#8217;ny fangatahana ataonao ny toerana fonenanao eto Madagasikara, ny mombamomba anao (azo alefa ny Curriculum vitae) sy ny antony mahaliana anao hirotsaka amin&#8217;io asa filatsahana an-tsitrapo io (afaka mandefa taratasy fanehoam-pahavononana na lettre de motivation).<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p>Ho an&#8217;ireto asa filatsahana an-tsitrapo manaraka ireto dia hiara-hiasa amin&#8217;ny mpiasan&#8217;ny LCN izay monina any Etazonia ireo mpiasa an-tsitrapo. Noho izany, anisan&#8217;ny fepetra takiana ny fahaizana manoratra sy miteny ny teny Anglisy.<\/p>\n<p>Raha liana amin&#8217;ireo asa filatsahana an-tsitrapo ireo ianao, dia alefaso ny fangatahanao amin&#8217;ny teny Anglisy amin&#8217;ity adiresy mailaka ity <a href=\"mailto:lynnevenart.lemurnetwork@gmail.com\">lynnevenart.lemurnetwork@gmail.com<\/a>, ka alefaso ny mombamomba anao (Curriculum Vitae) ary hazavao ny antony mahaliana anao hirotsaka an-tsitrapo amin&#8217;ireo asa ireo.<\/p>\n<\/div>\n<h2>Asa filatsahana an-tsitrapo amin&#8217;ny serasera ho an&#8217;ny siansa (Science communication volunteer)<\/h2>\n<p>Ny asa serasera ho an&#8217;ny siansa dia miompana indrindra amin&#8217;ny serasera atao eo amin&#8217;ny tambazotra sosialy momba ny varika sy ny fanentanana ireo vahaoka mpanaraka ny LCN amin&#8217;ny fitiavana sy fiarovana ny varika.<\/p>\n<h4 style=\"text-align: center;\"><strong>Koa raha te-hahalala bebe kokoa momba io asa filatsahana an-tsitrapo io dia vakio <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/volunteer\/lemur-conservation-network\/\">eto<\/a>.<\/strong><\/h4>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Asa filatsahana an-tsitrapo manao sary ho an&#8217;ny andron&#8217;ny varika maneran-tany (World Lemur Design Day Volunteer)<\/h2>\n<figure id=\"attachment_1075\" aria-describedby=\"caption-attachment-1075\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay.png\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1075 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-300x300.png\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-300x300.png 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-150x150.png 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-768x768.png 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-1024x1024.png 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/2019WorldLemurDay-45x45.png 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1075\" class=\"wp-caption-text\">Logo 2019- Andron&#8217;ny varika maneran-tany namboarin&#8217;i Kenna Cupp<\/figcaption><\/figure>\n<p>Ny asa fanaovana sary na kisary na logo dia anisan&#8217;ny asa mibahana ihany koa eto amin&#8217;ny LCN. Ho fanehoana ny fiarahana mankalaza ny andron&#8217;ny varika maneran-tany dia manamboatra logo iray isan-taona izahay ato amin&#8217;ny LCN.<\/p>\n<p>Miantso ireo olona manan-talenta afaka hiasa an-tsitrapo amin&#8217;ny fanamboarana izany logo izany izahay.<\/p>\n<h4 style=\"text-align: center;\"><strong>Koa raha te-hahalala bebe kokoa momba io asa filatsahana an-tsitrapo io dia vakio <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/volunteer\/lemur-conservation-network\/\">eto<\/a>.<\/strong><\/h4>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"featured_media":1281,"template":"","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}}},"categories":[],"class_list":["post-1280","volunteer_oop","type-volunteer_oop","status-publish","has-post-thumbnail","hentry"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin&#039;ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin&#039;ny Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin&#039;ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin&#039;ny Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2024-08-29T17:20:54+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/logoLCN022.png\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"243\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"207\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/png\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/04\\\/logoLCN022.png\",\"datePublished\":\"2020-04-28T13:07:14+00:00\",\"dateModified\":\"2024-08-29T17:20:54+00:00\",\"description\":\"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin'ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin'ny Lemur Conservation Network\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/04\\\/logoLCN022.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/04\\\/logoLCN022.png\",\"width\":243,\"height\":207},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"volunteers\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/volunteer_oop\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":3,\"name\":\"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network","description":"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin'ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin'ny Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network","og_description":"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin'ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin'ny Lemur Conservation Network","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_modified_time":"2024-08-29T17:20:54+00:00","og_image":[{"width":243,"height":207,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/logoLCN022.png","type":"image\/png"}],"twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/","name":"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/logoLCN022.png","datePublished":"2020-04-28T13:07:14+00:00","dateModified":"2024-08-29T17:20:54+00:00","description":"Miantso ireo olona liana sy mazoto amin'ny asa filatsahana an-tsitrapo izahay eto amin'ny Lemur Conservation Network","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/logoLCN022.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/logoLCN022.png","width":243,"height":207},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/lemur-conservation-network-asa-an-tsitrapo\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"volunteers","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/volunteer_oop\/"},{"@type":"ListItem","position":3,"name":"Lemur Conservation Network-Asa filatsahana an-tsitrapo"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/volunteer_oop\/1280","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/volunteer_oop"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/volunteer_oop"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1281"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1280"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1280"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}