{"id":828,"date":"2019-04-15T09:15:19","date_gmt":"2019-04-15T06:15:19","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=828"},"modified":"2019-05-10T09:12:59","modified_gmt":"2019-05-10T06:12:59","slug":"resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/","title":{"rendered":"Resadresaka miaraka amin&#8217;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno"},"content":{"rendered":"<p><em><div class=\"woo-sc-box  normal   \"> Ity bilaogy ity dia dikan-teny Malagasy ny resadresaka nifanaovan\u2019i Dr Kim Reuter tamin\u2019ny Dr Sylviane Volampeno tamin\u2019ny taona 2015. Indro ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/on-the-ground-in-madagascar-with-sylviane-volampeno\/\">bilaogy<\/a> tamin\u2019izany fotoana izany. \u00a0<\/em><em>Misy zava-baovao nozarainy ihany koa, izay fivoaran\u2019ny asa tao anatin\u2019izay 4 taona izay! ka araho eto izany! <\/div><\/em><\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-834 alignleft\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><div class=\"woo-sc-box  normal   \">\u00a0Niresaka tamin\u2019i Dr Sylviane Volampeno izahay tamin\u2019ity herinandro ity, amin\u2019ny maha mpikaroka sy mpiaro ny varika azy\u00a0! Nianatra tao amin\u2019ny Oniversiten\u2019Antananarivo ao amin\u2019ny Departementa ny fianarana biolojika ireo biby ary avy eo dia nandranto fianarana ahazoana ny mari-pahaizana PhD tany amin\u2019ny Oniversiten\u2019i Kwazulu-Natal any Afrika Atsimo izy. Ny asa fikarohana ataon\u2019i Sylviane dia ny fiarovana ireo Akomba any Sahamalaza Iles Radama izy sady mpampianatra mpikaroka an-tselika ao amin\u2019ny oniversiten\u2019Antananarivo ao amin\u2019ny Departementa ny fianarana biolojika ireo biby. Ary, Tale mpanorina ny <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/organization\/mikajy-natiora\/\">ONG Mikajy Natiora<\/a> i Sylviane izay fikambanana misahana ny lafin\u2019ny fiarovana eto Madagasikara. <\/div>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Oviana no tena nanomboka ny finiavana nisy tany aminao amin\u2019ny fiasana ho an\u2019ny varika sy ny fiarovana ary inona no tena nahasarika anao hanao izany asa izany\u00a0?<\/h2>\n<figure id=\"attachment_835\" aria-describedby=\"caption-attachment-835\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignleft\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Ready-for-a-fieldwork-300x199.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-835\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Ready-for-a-fieldwork-300x199-300x199.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"199\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Ready-for-a-fieldwork-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Ready-for-a-fieldwork-300x199-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-835\" class=\"wp-caption-text\">Dr Sylviane Volampeno any anaty ala iasany<\/figcaption><\/figure>\n<p>Fony aho mpianatra tany ambaratonga voalohany na premier cycle tao amin\u2019ny Oniversiten\u2019Antananarivo rehefa nahita voalohany ireo varika tany anaty ala raha sendra nitsangantsangana tao amin\u2019ny R\u00e9serve sp\u00e9ciale d&#8217;Analamazaotra no nitsiry taty amiko izany finiavana izany. Nandritra io dia io, dia nianatra momba ny varika aho ka namantatra fa tena tsy misy afa-tsy eto amintsika ireo varika ary tena manana anjara toerana lehibe amin\u2019ny fitomboana ny ala sy ny fiarovana azy izy ireo. Ny hatsaran\u2019ireo varika sy toerana manan-danja ananany eo amin\u2019ny tontolo iainana no tena nanosika ahy hianatra sy hiasa ho an\u2019ny fiarovana azy ireo.<\/p>\n<p>Amin\u2019ny maha Malagasy ahy dia mahatsapa tokony handray anjara biriky amin\u2019ny fiarovana io harem-pirenena io aho dia ny varika izany.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Amin\u2019izao fotoana izao, inona avy ireo tetikasa iasanareo eo anivon\u2019ny Mikajy Natiora\u00a0?<\/h2>\n<p>Hatramin\u2019ny niforonanan\u2019ny fikambanana dia efa maro ny asa natao amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny toeram-ponenany. Ny fampiraisana ny fiikarohana sy ny fandraisana anjara ny olona ifotony dia anisan\u2019ny paik\u2019ady amin\u2019ny fiarovana ny zava-boahary indrindra ny varika sy ny toeram-ponenany.\u00a0 Mizara telo mazava tsara asa fiarovana ny varika sy ny fonenany izay sahanin\u2019ny fikambanana dia ny asa fikarohana, ny fanentanana maro isan-karazany ary ny fanampiana ireo mponina eny ifotony hampivoatra ireo fari-pivelomany.\u00a0Ny asa fikarohana efa nosahanin\u2019ny Mikajy Natiora dia tsy miompana amin\u2019ny varika ihany fa amin\u2019ny biby hafa toy ny fitilibengy na Ibis sacr\u00e9 de Madagascar.\u00a0Ny vokatrin\u2019ny fikarohana natao tao amin\u2019ny atiala ny Anabohazo izay ao amin\u2019ny valan-java-boahary ny Sahamalaza-Iles Radama no nahafantarana fa ny Tsidy (<em>Microcebus sambiranensis<\/em>) dia hita ary mivelona ato amin\u2019ny faritra Sahamalaza-Iles Radama.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Inona no tena nahatonga anao nanapa-kevitra hanangana ny fikambanana Mikajy Natiora? Ary inona no asa mety mampiavaka ataon\u2019ny fikambanana?<\/h2>\n<p>Rehefa avy nianatra momba ireo varika efa an-taonan\u2019ny maro aho dia tsapako ny fil\u00e0n\u2019ireo varika sy ireo mety vahaol\u00e0na ho an\u2019ny fiarovana azy sy ny tontolo iainany. Ary satria moa ny varika dia harem-pirenen\u2019i Madagasikara ka dia te-hampiseho aho fa manana andraikitra lehibe eo amin&#8217;ny fiarovana ny varika tsy ho lany tamingana ny Malagasy.<\/p>\n<figure id=\"attachment_836\" aria-describedby=\"caption-attachment-836\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Conducting-questionnaire-survey-300x225.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-836\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Conducting-questionnaire-survey-300x225-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Conducting-questionnaire-survey-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Conducting-questionnaire-survey-300x225-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-836\" class=\"wp-caption-text\">Dr Sylviane Volampeno manantanteraka fanadihadiana amin&#8217;ireo mponina<\/figcaption><\/figure>\n<p>Izay no antony namoronako ny fikambanana satria te-handray anjara biriky aho amin\u2019ny fiarovana ny harem-pireneko. Ny fomba entiko eo anivon\u2019ny fikambanana Mikajy Natiora amin&#8217;ny fiarovana ny tontolo iainana dia ny fampifandraisana ny fikarohana sy ny fandraisana anjara ny olona ifotony. Ary mino aho fa izany fomba fiasa izany dia ahit\u00e0na vokatra mampiavaka ny tany hiandidianay ary mety hampiova zavatra tokoa.<\/p>\n<h2>Inona no tena zavatra sarotra amin\u2019ny fanaovana asa ho an\u2019ny varika eto Madagasikara ?<\/h2>\n<p>Ny tena sarotra dia ny fanaovana fikarohana mandritra ny andro fahavaratra satria mifanojo amin\u2019ny fandalovan\u2019ny rivo-doza izany. Ary tena iharan\u2019io rehefa miasa any amin\u2019ny toerana lavitra sy sarotra lalana. Mila matanjaka ara-batana sy ara-tsaina izany fa izaho manokana tena tia ny asako\u00a0 ka hitako hoe feno firisahana sy finiavana ny andavan\u2019andro hiasako.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Inona no zavatra tena nanamarika anao nitranga tao anatin\u2019ny tetikasa mikasika ny varika\u00a0?<\/h2>\n<figure id=\"attachment_837\" aria-describedby=\"caption-attachment-837\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Doing-fire-break-with-the-team-300x225.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-837\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Doing-fire-break-with-the-team-300x225-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Doing-fire-break-with-the-team-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Doing-fire-break-with-the-team-300x225-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-837\" class=\"wp-caption-text\">Mametraka &#8220;pare-feux&#8221; miaraka amin&#8217;ny mpiara-miasa i Dr Sylviane<\/figcaption><\/figure>\n<p>Ny zavatra nitranga tamin\u2019ny taona 2006 no tena nanamarika ahy. Vao nanomboka ny fianarana doctorat amin\u2019ny varika aho tamin\u2019izay ka nisy doro-tanety tao amin\u2019ilay toerana niasako izay nandoro ny ampahany tamin\u2019ny ala. Na dia niaraka tamin\u2019ireo guides ary aho dia satrotra no nanomo ny afo ka rehefa izany dia lasa aho nihazakazaka namonjy tan\u00e0na nangataka vonjy tamin\u2019ireo mponina. Anefa lalana andininy roa ny tanana akaiky indrindra\u2026fa nihazakazaka nandritra ny andininy iray izaho sy ireo guides. Dimy andro taty aoriana, voavonjy ny ala ary maty ny afo.<\/p>\n<h2>Inona avy ireo tsindry lehibe iharan\u2019ireo varika any amin\u2019ny faritra iasanao ary inona no tokony atao iadiana amin\u2019izany?<\/h2>\n<p>Ny tena tsindry iharan\u2019ny varika any amin\u2019ny faritra iasako dia ny fanimbana ny tontolo iainany noho ny asan\u2019ny olombelona. Na izany aza, mino aho fa raha samy mampandray andraikitra ary mamporisika ny mponina eny ifotony izay monina manodiidina ny ala fonenan\u2019ireo varika azy ireo dia mihena izany tsindry izany. Ohatra amin\u2019izany, afaka manantanteraka asa fanentanana sy fanabeazana ianao ary tetikasa fametrahana asa fivelomana misolo ireo fivelomana manimba ala.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Ao anatin\u2019ny folo taona, inona no vinavina heverinao sy ireo mpira-miasa aminao amin\u2019ny asa fiarovana ny varika\u00a0?<\/h2>\n<figure id=\"attachment_838\" aria-describedby=\"caption-attachment-838\" style=\"width: 225px\" class=\"wp-caption alignright\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/sylviane01.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-838\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/sylviane01-225x300.jpg\" alt=\"\" width=\"225\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/sylviane01.jpg 225w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/sylviane01-150x200.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 225px) 100vw, 225px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-838\" class=\"wp-caption-text\">Mandray an-tsoratra ny zavatra hita any anaty ala i Dr Sylviane.<\/figcaption><\/figure>\n<p>Ao anatin\u2019ny folo taona, dia manantena aho fa hahavita anentana ireo mponina rehetra eny ifotony amin\u2019ny fiarovana ireo varika indrindra fa ireo Akomba (<em>Eulemur flavifrons<\/em>). Manana vinavina hampianatra sy hampiofana ireo tanora mpikaroka Malagasy ihany koa aho mba ahatonga azy ireo ho olona mendrika indrindra hiaro ireo varika.<\/p>\n<h2>Ahaona no ahafahan\u2019ireo olona maneran-tany hanampy hanovotra ny varika ka hanampy anao amin\u2019ny asanao?<\/h2>\n<p>Na dia asa kely indrindra ataon\u2019ny olona maneran-tany ary dia efa manampy hanavotra ny varika. Ohatra amin\u2019izany, ny fitsidihan\u2019ireo ala java-boahary misy ireo varika ka ny fandraisana anjara amin\u2019ny fanomezana ara-bola na ara-pitaovana na ihany koa ny fampiofanana ireo biolojista Malagasy.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<blockquote><p>Raha samy miasa ka milofotra amin\u2019ny tetikasa fiarovana ny varika ny mpikaroka biolojista Malagasy tsirairay- miaraka amin\u2019ny governementa sy ireo ONGs- dia inoana fa hampiova zavatra betsaka izany ka hanavotra ireo varika.<\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h3>Te-hahalala bebe kokoa an&#8217;i Dr Sylviane Volampeno ve ianao? ary te-hanampy azy?<\/h3>\n<ul>\n<li>Fantaro ary ampio ny fikambanany, <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/organization\/mikajy-natiora\/\">Mikajy Natiora<\/a><\/li>\n<li>Araho ao amin&#8217;ny <a href=\"https:\/\/www.facebook.com\/Mikajy-Natiora-627729040611463\/\">pejy Facebook<\/a> ny asa ataon&#8217;ny fikambanany<\/li>\n<\/ul>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p> Ity bilaogy ity dia dikan-teny Malagasy ny resadresaka nifanaovan\u2019i Dr Kim Reuter tamin\u2019ny Dr Sylviane Volampeno tamin\u2019&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":834,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[7],"class_list":["post-828","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-mpikaroka"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Resadresaka miaraka amin&#039;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Resadresaka miaraka amin&#039;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Ity bilaogy ity dia dikan-teny Malagasy ny resadresaka nifanaovan\u2019i Dr Kim Reuter tamin\u2019ny Dr Sylviane Volampeno tamin\u2019... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2019-04-15T06:15:19+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2019-05-10T06:12:59+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"300\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"225\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Resadresaka miaraka amin&#8217;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno\",\"datePublished\":\"2019-04-15T06:15:19+00:00\",\"dateModified\":\"2019-05-10T06:12:59+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/\"},\"wordCount\":1164,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/04\\\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\",\"keywords\":[\"mpikaroka\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/\",\"name\":\"Resadresaka miaraka amin'ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/04\\\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\",\"datePublished\":\"2019-04-15T06:15:19+00:00\",\"dateModified\":\"2019-05-10T06:12:59+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/04\\\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/04\\\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg\",\"width\":300,\"height\":225},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Resadresaka miaraka amin&#8217;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Resadresaka miaraka amin'ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Resadresaka miaraka amin'ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network","og_description":"Ity bilaogy ity dia dikan-teny Malagasy ny resadresaka nifanaovan\u2019i Dr Kim Reuter tamin\u2019ny Dr Sylviane Volampeno tamin\u2019... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2019-04-15T06:15:19+00:00","article_modified_time":"2019-05-10T06:12:59+00:00","og_image":[{"width":300,"height":225,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Resadresaka miaraka amin&#8217;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno","datePublished":"2019-04-15T06:15:19+00:00","dateModified":"2019-05-10T06:12:59+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/"},"wordCount":1164,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg","keywords":["mpikaroka"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/","name":"Resadresaka miaraka amin'ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg","datePublished":"2019-04-15T06:15:19+00:00","dateModified":"2019-05-10T06:12:59+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/04\/Taking-apirogue-to-reach-the-study-site-300x225.jpg","width":300,"height":225},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/resadresaka-miaraka-aminireo-mpikaroka-dr-sylviane-volampeno\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Resadresaka miaraka amin&#8217;ireo Mpikaroka : Dr Sylviane Volampeno"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/828","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=828"}],"version-history":[{"count":9,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/828\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":895,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/828\/revisions\/895"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/834"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=828"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=828"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=828"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}