{"id":753,"date":"2019-03-25T10:14:37","date_gmt":"2019-03-25T07:14:37","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=753"},"modified":"2019-03-25T10:14:37","modified_gmt":"2019-03-25T07:14:37","slug":"nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/","title":{"rendered":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p>Mpanoratra bilaogy vahiny androany i\u00a0HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia\u00a0tanora mpianatra sady mpikaroka momba ny varika avy ao amin\u2019ny sampam-pianarana Siansa, <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/researcher\/university-of-antananarivo\/\">Oniversiten\u2019Antananarivo<\/a>. Ankoatra ny asa fikarohana izay ataony, dia mandray anjara ihany koa izy amin\u2019ny fanabeazana ara-tontolo iainana izay ataon\u2019ny fikambanana <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/gerp\/\">GERP<\/a>. Anisan\u2019ny nahaliana azy efa hatrany ela ny fandraisana anjara amin\u2019ny fifaninana fanehoana hevitra amin\u2019ny alalan\u2019ny sary. Tiany ny mizara sy maneho ny heviny amin\u2019ny talenta sy fahaizany manokana. Faniriany ny hiroboroboan\u2019ny fanabeazana sy fanentanana ara-tontolo iainana eto Madagasikara izay tsy afa-misaraka amin\u2019ny fiarovana sy fikolokoloana ny zavaboahary. Araho ary ity bilaogy iray nosoratany ity momba ireo varika taloha.<\/p>\n<\/div>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"aligncenter size-medium wp-image-763\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2-1024x768.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Davidson-2-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<h2><strong>Fantatrao ve fa nisy varika lehibe tahaka ny rajako teto amintsika fahiny?<\/strong><\/h2>\n<p>Amin\u2019izao fotoana izao dia anisan\u2019ny olana sedrain\u2019ny firenena rehetra maneran-tany ny voka-dratsin\u2019ny fiovaovan\u2019ny toetr\u2019andro. Hita izany matetika amin\u2019ny firongatry ny aretina maro samihafa, ny fihenan\u2019ny vokatra avy amin\u2019ny fambolena ary ny fitomboan\u2019ny loza voajanahary. Ny ankamaroan\u2019ny anton\u2019ireo anefa dia fantatra fa vokatry ny fitombon\u2019ny mponina sy ny fomba fiasan\u2019ny olombelona.\u00a0Araka izany dia maro tamin\u2019ireo zava-boahary nisy ireo no efa tsy tratran\u2019ny taranaka malagasy taty aoriana intsony ny fisiany, anisan\u2019izany ny nisiana karazana varika lehibe nitovy habe amin\u2019ny rajako.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"aligncenter wp-image-754 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue-1024x768.jpeg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"768\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue-1024x768.jpeg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue-300x225.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue-768x576.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue-150x113.jpeg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Efa mialoha ny fihavian\u2019ny olombelona teto Madagasikara no nisy ny varika<\/strong><\/h2>\n<p>Araka ny fantatra dia efa ela no teto Madagasikara ireo varika lehibe ireo izay tombanana ho teo amin&#8217;ny 26 000 taona teo, araka ny taolana antitra indrindra hita farany. Hatreto, araka ny fikarohana izay natao dia tany amin\u2019ny taona 4000 tany no heverina fa nihavain\u2019ny olombelona voalohany teto Madagascar araka an\u2019i Dewar sy ny mpiaramiasa aminy ao amin\u2019ny boky Proceedings of the National Academy of Sciences laharana faha-10 nivoaka ny taona 2013.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-755 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile-225x300.jpg\" alt=\"\" width=\"225\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile-225x300.jpg 225w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile-768x1024.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile-150x200.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/subfossile.jpg 1536w\" sizes=\"auto, (max-width: 225px) 100vw, 225px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Ny tena nampiavaka ireo varika ireo tamin&#8217;izany fotoana izany dia ny habeny. Raha toa mantsy ka ampitahaina amin&#8217;ireo mbola velona ny habeny <strong>dia avo 20 henin&#8217;ny varika lehibe indrindra misy amin&#8217;izao fotoana<\/strong> (indry na amboanala, 7 ka hatramin&#8217;ny 10 kg) ny lanjan&#8217;ny <strong>varika lehibe indrindra<\/strong> nisy tamin&#8217;izany (<em>Archaeoindri, <\/em>200 kg).<\/p>\n<blockquote><p>Ny fikarohana natao dia milaza fa izy ireo dia nitoetra tao anaty ala matevina ary iny faritra andrefana sy atsimon&#8217;i Madagasikara iny no faritra tena nahitana azy ireo betsaka indrindra. Ireo faritra ireo izay fantatra fa maina sy tsy ahitana rotsak&#8217;orana matetika intsony amin&#8217;izao fotoana izao.<\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Avy aiza ary tamin&#8217;ny fomba ahoana no nahatongavan&#8217;izy ireo teto?<\/h2>\n<blockquote><p>Hatreto dia mbola anisan&#8217;ny lohahevitra mametra-panontaniana ireo mpikaroka eto an-toerana sy any ivelany ny nihavian&#8217;ireo varika teto Madagasikara.<\/p><\/blockquote>\n<p>Raha ny tantaran&#8217;ny fivoaran&#8217;ny biby no jerena dia tao Afrika no nipoiran&#8217;ny sokajim-biby mampinono &#8220;Primata&#8221; voalohany tany amin&#8217;ny taona 95,7 hatramin&#8217;ny 93,3 tapitrisa talohan&#8217;ny ankehitriny tany. Ny mpikaroka momba ny vato sy fosily ary ny fiainana fahiny dia nanambara fa ny <strong>taona 84,4 ka hatramin&#8217;ny 66,9 tapitrisa tany no nipoiran&#8217;ny razamben&#8217;ny Varika<\/strong>. Tamin&#8217;ireo fotoana ireo anefa dia efa tafasaraka tanteraka tamin&#8217;i Afrika sy i India i Madagasikara nanodidina ny taona 90 tapitrisa.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens.jpeg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-756 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens-300x225.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens-300x225.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens-768x576.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens-1024x768.jpeg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/arrive-lemuriens-150x113.jpeg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Anisan&#8217;ny azo heverina ny mety niampitan&#8217;izy ireo tamin&#8217;ny alalana nosy kely maromaro, mifanakaiky, teo anelanelan&#8217;i Afrika sy Madagasikara izay mety niforona nandritra ny fisaratsarahan&#8217;ny kaontinanta. Hatreto anefa ny petra-kevitra izay eken&#8217;ny mpikaroka maro an&#8217;isa momba ny fomba nihavian&#8217;ny Varika teto Madagasikara dia ny nahatongavan&#8217;izy ireo tamin&#8217;ny alalana tsikafon-javamaniry avy any Afrika.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Ny fitantaran\u2019ireo olona mbola nahatratra ny fisian\u2019ireo varika lehibe<\/h2>\n<p>Nisy tamin\u2019ny mpikaroka momba ny \u201cArch\u00e9ologie\u201d no nanamafy ny fisiana olona mbola nahita karazana biby lehibe izay azo heverina ho ireo varika lehibe ireo tamin\u2019ny alalan\u2019ny fanadihadiana nataony.<\/p>\n<blockquote><p>Araka ny filazan&#8217;ireo nahita maso izay nitantara dia nitovy halava tamina zazavavy kely 7 taona avokoa ireo biby lehibe hita ireo.<\/p><\/blockquote>\n<p>Tamin&#8217;ny taona 1658 izao ohatra dia nisy mpanoratra iray antsoina hoe Etienne De Flacourt, nitatitra ny fisiana biby iray lehibe, antsoina hoe &#8220;Tretretretre&#8221; na &#8220;Tratratratra&#8221; tao amin&#8217;ny boky iray antsoina hoe &#8220;<a href=\"http:\/\/www.karthala.com\/1856-histoire-de-la-grande-isle-madagascar-9782845865822.html\">Histoire de la Grande Isle Madagascar<\/a>&#8220;.<\/p>\n<blockquote><p>Mitovy habe amina zanaka omby roa taona, manana loha boribory, mitovitovy endrika amin\u2019ny olona,\u00a0 mitovy amin\u2019ny an\u2019ny varika ny firavitry ny tanany sy ny tongony, voloina, fohy rambo ary manana sofina mitovy amin\u2019ny an\u2019ny olona hono io varika lehibe io, hoy ireo nahita azy maso\u00a0!<\/p><\/blockquote>\n<p>Araka ny tatitra nataony ihany dia tany amin\u2019ny faritra nisy farihy antsoina hoe \u201c<em>Lipomami<\/em>\u201d no nahitana matetika io biby. Araka ny fikarohana nataon\u2019i Tattersal tamin\u2019ny taona 1982 tao amin\u2019ny \u201c<a href=\"http:\/\/www.madagascar-library.com\/r\/319.html\">The Primates of Madagascar<\/a>\u201d dia any amin\u2019iny faritra Atsimo Andrefana iny no misy io \u201c<em>Lipomami<\/em>\u201d io.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Ahoana kosa \u00e0ry no nahalany tamingana ireo varika lehibe?<\/h2>\n<blockquote><p>Ankehitriny dia maro ny petra-kevitra izay heverina fa nahalany tamingana ireo Varika lehibe voalaza ireo.<\/p><\/blockquote>\n<p>Voalohany dia ny fiovaovan&#8217;ny toetrandro tany amin&#8217;ny taona 3 000 sy 2 000 tany alohan&#8217;ny ankehitriny araka ny fikarohana nataon&#8217;i Goodman sy Rakotozafy ny taona 1997 tao amin&#8217;ny boky antsoina hoe &#8220;<a href=\"https:\/\/link.springer.com\/article\/10.1023\/A:1008955319736\">Natural change and human impact in Madagascar<\/a>&#8220;.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien.jpeg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-757 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien-300x225.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien-300x225.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien-768x576.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien-1024x768.jpeg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Malagasy-et-lemurien-150x113.jpeg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Faharoa manaraka izany, ny tsindry izay vokatry ny asan-draolombelona, toy ny: haza mihoapampana, ny fanimbana ny ala fonenany, ny fampidirana ireo biby fiompy sy biby dia mpihaza avy any ivelany. Marihina fa amin&#8217;ny mahalehibe ireo varika ireo dia sady mora karohina amin\u2019ny fihazana no sady malaim-pihetsika ihany koa.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h3>Inona no hafatra apetrak&#8217;i Davidson amin&#8217;ny mpamaky ?<\/h3>\n<p>Tena zava-dehibe ny fahafantarana ny zava-nisy taloha mba hahafahana manitsy sy manatsara ny fomba fiasa mba hananan\u2019ny taranaka fiainana tsara kokoa. Tsy voatery hahazo sehatra lehibe toy ny fitondrana fanjakana na fikambanana ny tsirairay vao afaka manentana amin\u2019ny fikolokoloana ny tontolo iainana fa\u00a0 miainga amin\u2019ny fihetsika maniry fiovanao an-tokantrano aloha.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-764 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/sensibilisation_Manombo-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Ny fitiavana mizara ny lanjan\u2019ny tontolo iainana sy ny fampahafantarana ireo harena voajanahary misy eto an-toerana amin\u2019ny fianakaviana sy manodidina dia efa zava-dehibe hijintsovana ny taranaka.<\/p>\n<blockquote><p>Araho tsy tapaka ny tranon-kalan&#8217;i LCN fa mbola maro no ho resahintsika mikasika ireo varika!<\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2>Ndeha iaraha-hiasa hanentana sy hanabe ny taranaka fara mandimby!<\/h2>\n<p>Maniry handray anjara an-tsitrapo amin&#8217;ny fanoratana bilaogy ato amin&#8217;ny LCN ve ianao? <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/raha-te-hifandray-aminny-lemur-conservation-network\/\">Manorata aty aminay<\/a>.<\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Mpanoratra bilaogy vahiny androany i\u00a0HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia\u00a0tanora mpianatra sady mpikaroka mo&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":754,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-753","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Mpanoratra bilaogy vahiny androany i\u00a0HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia\u00a0tanora mpianatra sady mpikaroka mo... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2019-03-25T07:14:37+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"5248\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"3936\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny\",\"datePublished\":\"2019-03-25T07:14:37+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/\"},\"wordCount\":1043,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/03\\\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/\",\"name\":\"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/03\\\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\",\"datePublished\":\"2019-03-25T07:14:37+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/03\\\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/03\\\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg\",\"width\":5248,\"height\":3936},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network","og_description":"Mpanoratra bilaogy vahiny androany i\u00a0HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia\u00a0tanora mpianatra sady mpikaroka mo... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2019-03-25T07:14:37+00:00","og_image":[{"width":5248,"height":3936,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny","datePublished":"2019-03-25T07:14:37+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/"},"wordCount":1043,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/","name":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg","datePublished":"2019-03-25T07:14:37+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/03\/Illustration-subfossile-reconstitue.jpeg","width":5248,"height":3936},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/nisy-varika-lehibe-tahaka-ireo-rajako-teto-madagasikara-fahiny\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Nisy varika lehibe tahaka ireo rajako teto Madagasikara fahiny"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/753","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=753"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/753\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":766,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/753\/revisions\/766"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/754"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=753"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=753"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=753"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}