{"id":584,"date":"2018-11-16T16:10:58","date_gmt":"2018-11-16T13:10:58","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=584"},"modified":"2019-01-23T10:17:50","modified_gmt":"2019-01-23T07:17:50","slug":"mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/","title":{"rendered":"Mpikambana LCN amin&#8217;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\u00a0Ny Lemur Conservation Network dia manokana iray volana anehoana ireo asan\u2019ireo mpikambana eo anivon\u2019ny LCN ka manazava amintsika ny fomba ahafahantsika manampy azy ireo amin\u2019ireo ady ataony ho fiarovana ny gidro. Ity volana Novambra ity dia natokana ho an\u2019ny \u00a0<a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/wildlife-conservation-society\/\">Wildlife Conservation Society (WCS)<\/a>. Ao anatin\u2019ity bilaogy ity, dia niresaka tamin\u2019I Atoa Ando Ramasindraibe izahay, izay tompon\u2019andraikitry ny fifandraisana na sp\u00e9cialiste junior en communication ao amin\u2019ny WCS izay nitantara taminay ireo asa zava-dehibe ataon\u2019ny WCS ary ny fomba ahafahantsika manampy azy.\u00a0<\/div>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/WCS_LOGOTYPE-400x143.png\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-full wp-image-586 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/WCS_LOGOTYPE-400x143.png\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"143\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/WCS_LOGOTYPE-400x143.png 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/WCS_LOGOTYPE-400x143-300x107.png 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/WCS_LOGOTYPE-400x143-150x54.png 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a><\/p>\n<h2><strong>Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban\u2019ny fikambanana<\/strong><\/h2>\n<p>Wildlife Conservation Society dia fikambanana amerikanina izay miasa eo amin\u2019ny sehatra iraisam-pirenena amin\u2019ny lafin\u2019 ny fiarovana ny harenan-java boahary anivo tany sy any an-dranomasina ary koa ireo izay tontolo maro.<\/p>\n<blockquote><p>Ny taona 1993 no nitsangana ny WCS Madagascar program ka niasa ho fiarovana maharitra ny harenan-java boahary tokana ananan\u2019I Madagasikara ka nifantoka tamin\u2019ireo fiarovana ireo tany midadasika sy velan-dranomasina ny asany amin\u2019izany.<\/p><\/blockquote>\n<p>Efa nanomboka tamin\u2019ny taona 2003 no niasa tany Makira ny WCS ka nanangana ny alan-javaboahary arovana any Makira.\u00a0Io toerana io dia tantanina amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fiaraha-miasa miaraka amin\u2019ny fikambanana mponina eny ifotony izay miisa 75 izay miandraikitra ny fitantanana sy ny fiarovana ilay antsoina hoe \u201cgreen belt\u201d manodidina ny Parka. Mamolavola fikarohana miainga amin\u2019ny asan\u2019ny mponina eny ifotony, fiarovana eny ifotony ihany koa WCS ary fandaharan\u2019asa fanofanana eny ifotony eny amin\u2019ny velaran-dranomasina telo izy ireo : any Toliary Atsimo-andrefana, Baie d\u2019Antongile any Avaratra atsinanana ary Nosy Be any Avaratra andrefana.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Ecological-restoration-in-Makira.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-587 alignleft\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Ecological-restoration-in-Makira-300x239.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"239\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Ecological-restoration-in-Makira-300x239.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Ecological-restoration-in-Makira-150x119.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Ecological-restoration-in-Makira.jpg 665w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-588 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017-300x190.jpg\" alt=\"\" width=\"349\" height=\"221\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017-300x190.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017-768x487.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017-1024x649.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017-150x95.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/MMB_Makira_Secteur-6_SRI_Riziculture_Sarclage-au-bord-de-talle_2017.jpg 1545w\" sizes=\"auto, (max-width: 349px) 100vw, 349px\" \/><\/a><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<h2><\/h2>\n<h2><\/h2>\n<h2><\/h2>\n<h2><\/h2>\n<h2><\/h2>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Aiza no misy ny fikambanana ary inona avy ireo asa?<\/strong><\/h2>\n<p>Any Antananarivo, renivohitr\u2019i Madagasikara no misy an\u2019ny WCS Madagascar. Fa misy birao WCS avokoa ireo toerana izay iasanay.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Inona ireo karazana gidro iasanareo?<\/strong><\/h2>\n<p>WCS dia miasa ho an\u2019ny fiarovana ny Parka any Makira izay misy karazana gidro 17. Anisan\u2019izany ny Simpona fotsy (<em>Propithecus candidus<\/em>) izay tsy hita afa-tsy any amin\u2019ny faritra avaratra atsinanan\u2019I Madagasikara, Varinaina (<em>Varecia rubra<\/em>) izay hita manodidina ny Baie d\u2019Antongile irery ihany, Ny varikandana (<em>Varecia variegata subcincta<\/em>), ary ireo babakoto (<em>Indri indri<\/em>). Eo am bavan\u2019ny faharinganana ireo karazana gidro ireo rah any UICN no jerena.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-589 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-150x100.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Indri_indri-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg 919w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Inona avy ireo asa atao izay manampy amin\u2019ny fiarovana ireo gidro sy ireo asa hafa?<\/strong><\/h2>\n<p>WCS dia manampy amin\u2019ny fiarovana ny gidro amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny <strong>fanankambanana ireo fanatsarana ny fanaraha-maso ireo fanamafisana ny lal\u00e0na sy ireo fampiromboroboina ireo asa mahasolo ny asa fanimbana ala toy ny fanoloana ireo fitadiavana otrik\u2019aina na proteina ary ny fanentanana maro isan-karazany<\/strong>. Noho izany, misy hatrany ireo fanaraha-maso matetika sy asa fanaraha-maso akaiky atao amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fampiasana ny SMART (Spatial Monitoring and Reporting Tool) izay ampiasaina amin\u2019ny asa fanaraha-maso ho fanamafisana ireo lal\u00e0na. Izany no atao dia ny mba ampahafantarana ireo fanapahan-kevitra raisina mikasika ny fiarovana ireo gidro iasana ireo. Misy ihany ko any ady atao amin\u2019ny fihenan\u2019ny velaran\u2019ny ala amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny famerenena ny ala fonenan\u2019ireo gidro ary fampitomboana ny fampifandraisana ireo ala. Mba ho fanoloana ireo asa fanimbana ala ataon\u2019ny mponina, WCS dia manohana azy ireo mba hananana asa fampidiram-bola toy ny fambolem-bary manaraka teknika, ny fiompiana madinika, ny fizahan-tany ary ny maro hafa.<\/p>\n<p>Mampiromborobo ireo orin\u2019asa manana fandaharan\u2019asa amin\u2019ny fiarovana ihany koa WCS. Izany dia zava-dehibe mba <strong>ahafahana manohana ireo mponina mba ho tena handray ireo asa ara-toekarena fanoloana ny fanimbana ala, asa maharitra ary tena ahitana vokatra tsara. Ary izany dia mampirisika azy ireo handray andraikitra amin\u2019ny asa fitantanana sy asa fiarovana<\/strong>.<\/p>\n<p>Manana fandaharan\u2019asa fanabeazana ihany koa WCS mba ahampahafantatra sy hampandraisana andraikitra ny olona eny ifotony amin\u2019ny fiarovana. <strong>Mijery manokana ireo tanora<\/strong> ny fandaharan\u2019asa amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fanentanana azy <strong>hampiasa ny interneto ka mba hahitany ireo zavatra tsara atao eran\u2019izao tontolo izao<\/strong>. Hanome lanja ireo ankizy no tanjon\u2019ny fandaharan\u2019asa amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fanentanana eny an-tsekoly ary hanohana ihany koa ireo tanora izay ao anatin\u2019ny fikambanana tanora miaro ny ala mba izy ireo no lasa mpiambina ny tontolo iainana misy azy.<\/p>\n<p>Mampahafantatra ny olana sedraina amin\u2019ny fiarovana tontolo iainana ny WCS amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny <strong>fiarovana, fanaovana ireo asa eny ifotony amin\u2019ny fiarovana tontolo iainana, ny fandefasana tantara eny amin\u2019ny radio ho an\u2019ny tanora ary manohana ireo haino aman-jery amin\u2019ny hetsika atao isan-kerinandro, ireo famoahana gazety ary ireo hetsika kolotoraly ary fankalazana atao isan-taona<\/strong>.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Park-boundaries-marking.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-590 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Park-boundaries-marking-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Park-boundaries-marking-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Park-boundaries-marking-150x112.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Park-boundaries-marking.jpg 527w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Inona avy ireo zava-bita vao haingana?<\/strong><\/h2>\n<ul>\n<li>Ireo asa famerenana ala ao anatin\u2019ny ala mampifanohy ala 5 ao anatin\u2019ny paraka mba hiarovana ireo ala ary hisian\u2019ny fifanakalozana ireo foto-tarazo amin\u2019ireo zava-maniry.<\/li>\n<li>Fanaraha-maso tsy tapaka ireo ala amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fisian\u2019ireo mpiambina ala eny ifotony izay mijery ireo mety ho loza ary manentana ireo olona manao izany mba hiala ao amin\u2019ny Parka. Taorian\u2019ny niforonan\u2019I parka dia efa maro ny olona tratra ary nesorina hiala tao amin\u2019ny parka ary fandrika ho an\u2019ny gidro an-jatony no efa nesorina.<\/li>\n<li>Ny ankamaroan\u2019ny sisin\u2019ny parka dia nasiana marika ahafantaran\u2019ireo mponina ny verlan-tany arovana.<\/li>\n<li>An-jatony maro ireo fianakaviana nahazo tohana tamin\u2019ny fambolem-bary mampiasa tekinikam-pambolena vaovao (SRI-SRA) ka nampitombo ny voka-bary ho lasa 4.7 taonina isaky ny hekitara amin\u2019ny ankapobeny fa mety mahatratra folo taonina izany raha 2.5 T monja ny vokatra nasionaly.<\/li>\n<li>Fampiromboroboina ny asa fihariana kakao sy jirofo ho an\u2019ny mponina \u00a0mba hampiakatra ny fidiram-bolany ary hampihena ny fiankinana amin\u2019ny akora any anaty ala. Misy kaoperativa ho an\u2019ny kakao izay miasa ankehitriny any amin\u2019ny kaominina Voloina ka tafiakatra ho 300 kilao ny voan\u2019ny kakao vokarina isan-taona. Misy kaoperativa iray hafa \u00a0ihany koa natsangana any Ambanitelo. Ho an\u2019ny fampiromboroboina ny jirofo dia tokatrano 733 no nahazo fitaovana entiny mamokatra zana-jirofo.<\/li>\n<\/ul>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Inona avy kosa ireo tanjona sy asa miandry<\/strong><strong> an\u2019i WCS <\/strong><strong>amin\u2019ny ho avy?<\/strong><\/h2>\n<ol>\n<li>Hampihena ireo fanapotehana ala ataon\u2019ny olona mba hiarovana ireo gidro amin\u2019ny fomba maharitra. Heverina hihena betsaka izany ao anatin\u2019ny dimy taona.<\/li>\n<li>Hitandro ny fisian\u2019ny fampifandraisana ireo ala mba hisian\u2019ny fifanakalozana foto-tarazo amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny famerenana ny ala ao amin\u2019ny Paraka.<\/li>\n<li>Heverina ho 1.500 hekitara eo ny ala ho tafaverina. Hampihena ny fiankinan\u2019ireo mponina amin\u2019ny akora hita any anaty ala amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fanampiana tsy tapaka azy ireo hanana fijariana ara-tsakafo sy ahafahany manana asa fampidiram-bola samihafa.<\/li>\n<\/ol>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Mandray olona hiasa an-tsitrapo ve <\/strong><strong>WCS? <\/strong><\/h2>\n<p>Noho tsy fahampiana ireo trai-kefa dia mila olona miasa an-tsitrapo amin\u2019ireto sehatra manaraka ireto izahay: fanabeazana tontolo iainana, fampiromboroboina ny fizahan-tany, fampiasana teknika vaovao amin\u2019ny fambolena sy famokarana, fitadiavana lalam-barotra maharitra, fanisana ireo gidro sy ireo biby rehetra misy ary ny zava-maniry rehetra ao anaty Parka.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Inona no asa il\u00e0nareo famatsiana amin\u2019izao fotoana izao?<\/strong><\/h2>\n<ul>\n<li>Fametrahana ny atao hoe \u201cbio-inventories\u201d na fanisana biolojika ao amin\u2019ny parka<\/li>\n<li>Fampiromboroboina ireo orinasana eny ifotony misahana ny fiarovana<\/li>\n<\/ul>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"aligncenter wp-image-591 \" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"329\" height=\"219\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-768x513.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina-150x100.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg 992w\" sizes=\"auto, (max-width: 329px) 100vw, 329px\" \/><\/a><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2>Ahaona no ahafahanao Manampy?<\/h2>\n<ul>\n<li><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/wildlife-conservation-society\/\">Vakio eto ny mombamomba ny Wildlife Conservation Society eto amin&#8217;ny LCN<\/a>.<\/li>\n<li><a href=\"https:\/\/secure.wcs.org\/donate\/donate-and-help-save-wildlife\">Manomeza<\/a> ho an&#8217;ny Wildlife Conservation Society.<\/li>\n<\/ul>\n<\/div>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00a0Ny Lemur Conservation Network dia manokana iray volana anehoana ireo asan\u2019ireo mpikambana eo anivon\u2019ny LCN ka manazava &#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":591,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[11,12],"class_list":["post-584","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-iray-volanny-mpikambana-ato-aminny-lcn","tag-ireo-vaovao-anny-mpikambana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Mpikambana LCN amin&#039;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Mpikambana LCN amin&#039;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"\u00a0Ny Lemur Conservation Network dia manokana iray volana anehoana ireo asan\u2019ireo mpikambana eo anivon\u2019ny LCN ka manazava ... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2018-11-16T13:10:58+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2019-01-23T07:17:50+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"992\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"662\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Mpikambana LCN amin&#8217;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)\",\"datePublished\":\"2018-11-16T13:10:58+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-23T07:17:50+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/\"},\"wordCount\":1204,\"commentCount\":0,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/11\\\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\",\"keywords\":[\"iray volan'ny mpikambana ato amin'ny LCN\",\"ireo vaovao an'ny mpikambana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/\",\"name\":\"Mpikambana LCN amin'ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/11\\\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\",\"datePublished\":\"2018-11-16T13:10:58+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-23T07:17:50+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/11\\\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/11\\\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg\",\"width\":992,\"height\":662},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Mpikambana LCN amin&#8217;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Mpikambana LCN amin'ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Mpikambana LCN amin'ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network","og_description":"\u00a0Ny Lemur Conservation Network dia manokana iray volana anehoana ireo asan\u2019ireo mpikambana eo anivon\u2019ny LCN ka manazava ... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2018-11-16T13:10:58+00:00","article_modified_time":"2019-01-23T07:17:50+00:00","og_image":[{"width":992,"height":662,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Mpikambana LCN amin&#8217;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)","datePublished":"2018-11-16T13:10:58+00:00","dateModified":"2019-01-23T07:17:50+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/"},"wordCount":1204,"commentCount":0,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg","keywords":["iray volan'ny mpikambana ato amin'ny LCN","ireo vaovao an'ny mpikambana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/","name":"Mpikambana LCN amin'ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS) - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg","datePublished":"2018-11-16T13:10:58+00:00","dateModified":"2019-01-23T07:17:50+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/11\/Propithecus_candidus-\u00a9Johnnah-Ranariniaina.jpg","width":992,"height":662},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-lcn-aminity-volana-ity-wildlife-conservation-society-wcs\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Mpikambana LCN amin&#8217;ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/584","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=584"}],"version-history":[{"count":6,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/584\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":688,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/584\/revisions\/688"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/591"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=584"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=584"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=584"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}