{"id":514,"date":"2018-06-28T15:52:38","date_gmt":"2018-06-28T12:52:38","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=514"},"modified":"2019-01-08T09:19:01","modified_gmt":"2019-01-08T06:19:01","slug":"mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/","title":{"rendered":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar"},"content":{"rendered":"<p><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/planet-madagascar\/\">Planet Madagascar<\/a> no mpikambana ato amin\u2019ny Lemur Conservation Network nizara ny momba azy, ny asany ary ny ahafahantsika hanampy azy ireo hiaro ny gidro sy ala misy azy.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-480 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB-300x95.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"95\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB-300x95.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB-768x244.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB-1024x326.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/PM_Logo_RGB-150x48.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<h2>Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomba an\u2019i Planet Madagascar<\/h2>\n<p>Planet Madagascar dia fikambanana tsy miankina ara-panjakana kanadianina nitsangana tamin\u2019ny taona 2015. Miara-miasa amin\u2019ny masoivoho any Madagasikara (Planet Madagascar association) mba iaro ny gidro\/varika sy ny ala iainany ary mba hanampy ny fiveloman\u2019ireo olona izay monina akaik\u2019ireo gidro ireo.<\/p>\n<p>Ny tantara niforanan\u2019i Planet Madagascar dia avy amina aretina azon\u2019ny zazavavy iray rehefa narary mafy satria tratra ny aretina izay azo nosorahana sy azo tsaboina tsara. Ka nahita izany i Travis Steffens, izay filoha mpamorina ny fikambanana, raha sendra nanao fikarohana mikasika ny gidro tao amin\u2019ny ala-javaboahary arovana na ny parc nasionaly ao Ankarafantsika, fikarohana ahazoany ny diplaoma doctorat. Tamin\u2019izay fotoana izay, dia tsapan\u2019i Travis fa ny fahombiazana azo avy amin\u2019ny ezaka atao ianarana ny gidro dia zava-poana ihany raha tsy misy ezaka mitovy lenta atao amahana ireo ol\u00e0na izay mianjady amin\u2019ny mponina izay mifandray mivantana amin\u2019ireto gidro. Noho izany, fomba fiasa mampiaraka ny lafin-javatra maro ho iray no ataonay amin\u2019ny fiarovana ny zava-boahary ary mijery manokana ny fil\u00e0na sy ireo tombon-tsoa an\u2019ireo mponina izay miara-miasa aminay izahay.<\/p>\n<h2>Aiza no misy an\u2019i Planet Madagascar ?<\/h2>\n<p>Planet Madagascar dia miara-miasa akaiky amin\u2019ireo mponina maro monina manamorona ny parc nasionaly ao Ankarafantsika any Avaratra andrefan\u2019i Madagasikara. Ala maina ary ala-javaboahary sisa arovana any amin\u2019ny faritra Avaratra andrefan\u2019i Madagasikara ny parc nasionaly ao Ankarafantsika. Na dia ala arovana ary anefa i Ankarafantsika, dia misy hatrany ny fanimbana ny ala noho ny afo, ny tetik\u2019 ala amin\u2019ny famokarana saribao na amin\u2019ny fanamboarana trano, ny tavy, ny firaofana ireo biby fiompy any anaty ala ary ny fangalana foto-kazo madinika (Kun-Rodrigues et al. 2013).<\/p>\n<p>Ny toerana tena iasanay dia manamorona ireo tan\u00e0na misy ireo fokonolona telo izay monina 12 kilometatra miala an\u2019ireo biraon\u2019i Parc nasionaly ao Ankarafantsika. Manao fanadihadiana mikasika ireo foto-piveloman\u2019ireo mponina ireo izahay mba ahafantaranay tsara ireo fil\u00e0ny sy ireo zavatra angatahiny, ary izany dia manampy anay amin\u2019ireo asa izay ataonay amin\u2019ny fiarovana ny zava-boahary. Nanomboka tetik\u2019asa mikasika ny fanabeazana amin\u2019ny fiarovana, ny fanaraha-maso ny ala, ny fandrindrana ny afo, ny tetik\u2019asa miompana amin\u2019ny famerenana ny ala ary ny fambolena mifamdimby amin\u2019ny ala vadim-boly (agroforesterie) izahay. Ireo tetik\u2019asa rehetra ireo dia natsangana avy amin\u2019ny valin\u2019ny fanandihadiana izay natao. Rehefa izany, nanitatra sy nampiditra fanabeazana mikasika ny fiarovana ny zava-boahary tamina fokonolona miisa 20 izay monina manodidina ny parc izahay.<\/p>\n<h2><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest.jpeg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-481 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest-1024x684.jpeg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"684\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest-1024x684.jpeg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest-300x200.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest-768x513.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest-150x100.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Ankarafantsika-Forest.jpeg 1280w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><br \/>\nInona avy ireo karazana gidro iasanareo ?<\/h2>\n<p>Miasa ho an\u2019ny fiarovana ny ala misy ireo karazana gidro valo misy any amin\u2019ny Parc nasionaly ao Ankarafantsika izahay, ny dimy amin\u2019izy ireo dia voasokajy ho ahiana ho lany tamingana araka ny IUCN Redlist. Ireo gidro dia ny Tsibahaka (Propithecus coquereli), Komba mainty (Eulemur fulvus) Komba (Eulemur mongoz), Repahaka (Lepilemur edwardsi), Fotsife (Avahi occidentalis) Matavyrambo (Cheirgaleus medius), Tsidy (Microcebus ravelobensis) ary Koitsiky (Microcebus murinus).<\/p>\n<p>Samy manana ny anjara asany avy izy ireo ao anaty ala izay iainany ary samy manana ny fil\u00e0ny. Miezaka izahay ny mampifandraika hatrany ireo ezaka atao amin\u2019ny fiarovana, amin\u2019ireo valin\u2019ny fikarohana atao momba ny fiarovana ireo karazana gidro ireo.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-medium wp-image-483\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli-768x432.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-2-Propithecus-coquereli-150x84.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-482\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"257\" height=\"171\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-1-Eulemur-mongoz-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 257px) 100vw, 257px\" \/><\/a><\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-485\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"290\" height=\"193\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-4-Microcebus-murinus-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 290px) 100vw, 290px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-484\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"287\" height=\"191\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi-768x513.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi-1024x684.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Lemur-3-Lepilemur-edwardsi-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 287px) 100vw, 287px\" \/><\/a><\/p>\n<h2>Inona avy ireo asa ataon\u2019i Planet Madagascar izay manampy amin\u2019ny fiarovana ireo gidro?<\/h2>\n<p>Ny tetik\u2019asan\u2019i Planet Madagascar dia miompana indrindra amin\u2019 ny fiarovana, ny mponina ary ny fanabeazana. Miara miasa akaiky amin\u2019ny mponina izahay mba hanatsarana ny fari-piainan\u2019ireo vahaoka monina eto Madagasikara ary miaro ireo gidro sy ny toerana misy azy.<\/p>\n<p>Fiarovana<\/p>\n<p>Ny anarana itondranay ny tetik\u2019asa momba ny fiarovana dia \u201cSalama Atiala\u201d izay nanomboka ny taona 2015. Ao anatin\u2019io tetik\u2019asa io dia misy ny fijerena ny fandrindrana ny afo ary ny famerenana ny ala. Mampiasa olona any ifotony izahay izay avy amin\u2019ireo mponina ihany mba hiaro sy hanara-maso ny ala amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fametrahana aro afo sy ny teknika fanaraha-maso manokana ary ny famerenana ny ala amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fambolen-kazo. Mahazo karama ireo mponina amin\u2019izany asa izany ka izany no ahafahany mampitombo ny fidiram-bolany.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-medium wp-image-486\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-1-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-medium wp-image-487\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-2-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-488 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3-768x433.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Salama-Atiala-3-150x85.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Fokonolona<\/p>\n<p>Ny fomba fiasanay amin\u2019ny fiarovana dia miompana amin\u2019ny fil\u00e0n\u2019ny mponina ka miankina betsaka amin\u2019ny fahazoanay ireo ol\u00e0na izay mitranga sy fil\u00e0n\u2019ireo mponina. Miara miasa akaiky amin\u2019ireo fokonolona izahay amin\u2019izay asa rehetra ataonay amin\u2019ny alal\u00e0n\u2019ny fanadihadina na fivoriana matetika ataonay. Izano no atao dia ny mba ahazoanay tsara ny fomba fandraisain\u2019ireo mponina ny fiarovana ny ala sy ny gidro ka ahafahanay mampahanfatantatra tsara azy ireo ny tetik\u2019asa momba ny fiarovana ataonay.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-489\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"324\" height=\"243\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1-1024x768.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-1-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 324px) 100vw, 324px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-490 alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"385\" height=\"217\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2-768x433.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Community-meeting-2-150x85.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 385px) 100vw, 385px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Fanabeazana<\/p>\n<p>Amin\u2019ny tetik\u2019asa rehetra ataonay dia ampidiranay hatrany ny rantsana mikasika ny fanabeazana momba ny fiarovana satria mino izahay fa miankina betsaka amin\u2019ny fanabeazana ifotony ny fahombiazan\u2019ireo tetik\u2019asa rehetra. Ohatra amin\u2019izany, nametraka fiofanana ho an\u2019ireo olon-dehibe ao an-tan\u00e0na izahay mikasika ny fomba anabeazana ireo ankizy momba ny fiarovana zava-boahary. Isan-taona, mikarakara andro iray antsoina hoe \u201candro fandraisana andraikitra mikasika ny afo\u201d izahay ho an\u2019ny mponina ao Ankaranfantsika mba ahaizan\u2019izy ireo ny andraikitra raisina manoloana ny fiparitahan\u2019 ny afo. Ary farany, vao vetivety izao, dia miara-miasa amin\u2019ny Chris Staffe izahay izay mpamokatra horonan-tsary matihanina, mba hamokatra horonan-tsari-mpanabeazana ary ireo fitaovana entina manabe. Amin\u2019ny teny Malagasy io horonan-tsary io, miaraka amin\u2019ny olona Malagasy ary Malagasy ireo olona mijery azy io. Miresaka indrindra ireo loza mitranga amin\u2019ny gidro monina akaikin\u2019izy ireo io horonan-tsary io ary mampahafantatra ny fomba atao miaraka amin\u2019ny Planet Madagascar mba hiadiana amin\u2019ireo loza ireo.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-491 alignnone\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education-768x433.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Education-150x85.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-516 alignnone\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film-768x433.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Educational-film-150x85.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a><\/p>\n<h2>Inona avy ireo zava-bita vao haingana?<\/h2>\n<p>Maro ireo zava-bita izay nahitam-pahombiazana fa ny tena akaiky indrindra dia nahafahanay nanampy fikambanam-behivavy iray izay miasa ho an\u2019ny fambolena mifandimby ala vadim-boly maharitra sy famerenana ny ala. Io fikambanana io dia manome voa ho an\u2019ny tetik\u2019asa famerenana ny ala. Na izany aza anefa, ny tena zava-bita mahafa-po dia ny fahafahan\u2019izy ireo nanovo fomba fiasa vaovao atao hoe fambolena mifandimby ala vadim-boly maharitra. Io fomba fiasa io dia atao mitovy amin\u2019ny fahazoana voka-pambelona natoraly ahazoana vokatra ambony. Raha mahomby io tetik\u2019asa iray io dia hitarina manerana ny faritra misy ny ala-javaboahary arovana na ny parc.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone size-large wp-image-492\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1024x577.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"577\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1024x577.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-768x433.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-150x85.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><\/p>\n<h2>Inona avy kosa ireo tanjona sy asa miandry amin\u2019ny ho avy?<\/h2>\n<p>Ny tena tanjonay dia ny hametrahana ala maharitra ho an\u2019ny vahaoka. Ny zavatra tadiavinay dia ny mba ananan\u2019ny vahaoka fahefana hivelona tsara ka voaaro hatrany ny gidro sy ny toerana iainany. Midika izany fa mila mitondra vahaol\u00e0na maharitra mikasika ny rano, fahasalamana, fahadiovana, fanabeazana izahay sady manohy miaro ny gidro sy ireo toerana iainany. Na dia miompana betsaka amin\u2019ny fiarovana ny olona sy ny gidro ary ny ala ny asanay, ny fiarovana ny alan\u2019i Ankaranfantsika ahafahan\u2019ireo gidro hafa, ahiana ho lany tamingana, hiaina tsara no tanjona manaraka. Ny zava-misy anefa dia manamarina fa mbola mila an-taona maro vao ho tratra izany tanjona izany kanefa manantena izahay fa hahazo valiny azo tsapain-tanana ihany eny an-dalan-mpiasana.<\/p>\n<h2>Mandray olona hiasa an-tsitrapo ve i Planet Madagascar?<\/h2>\n<p>Tena liana amin\u2019ny fanohanan\u2019ireo olona miasa an-tsitrapo hatrany izahay, indrindra fa ireo olona tena manam-piniavana hiasa sy hanome hevitra sy tetik\u2019asa azo tanterahina avy hatrany. Satria fikambanana kely izahay, dia maniry indrindra izahay ny mba hanantonan\u2019ireo olona hiasa an-tsitrapo anay miaraka amin\u2019ireo hevitra sy asa afaka ataony mba hanampiany anay ary ny fotoana izay afaka ho laniany amin\u2019izany fanaovana asa izany. Taloha, nandray olona niasa an-tsitrapo izahay, tamin\u2019ny fotoana izay nikarakarainay asa momba ny fanabeazana tany Canada, ka nanome anay ny fahaizany amin\u2019ny famoronana sy fananganana tetik\u2019asa izy ireo ary ihany koa nanampy tamin\u2019ny fitadiavana famatsiam-bola.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-493 aligncenter\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3-574x1024.jpg\" alt=\"\" width=\"574\" height=\"1024\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3-574x1024.jpg 574w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3-168x300.jpg 168w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3-768x1369.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/ROM-Event-3-150x267.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 574px) 100vw, 574px\" \/><\/a><\/p>\n<h2>Inona no asa il\u00e0nareo famatsiana amin\u2019izao fotoana izao?<\/h2>\n<p>Amin\u2019izao fotoana izao, dia mila famatsiana izahay hanampy anay hampitombo ny vola ilaina amin\u2019ny fanitarana ny tetik\u2019asa mikasika ny fandrindrana ny afo sy ny famerenana ny ala ary ny fanitarana ny tetik\u2019asa momba ny fambolena mifandimby ala vadim-boly maharitra.<\/p>\n<h2>Ahaona no ahafahanao manampy?<\/h2>\n<p><a href=\"http:\/\/www.planetmadagascar.org\/\">Tsidiho ny tranokalan&#8217;i Planet Madagascar eto<\/a><\/p>\n<p><a href=\"http:\/\/www.planetmadagascar.org\/donate\/\">Manomeza eto<\/a><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/planet-madagascar\/\">Planet Madagascar<\/a> no mpikambana a&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":520,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[11,12],"class_list":["post-514","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-iray-volanny-mpikambana-ato-aminny-lcn","tag-ireo-vaovao-anny-mpikambana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Planet Madagascar no mpikambana a... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2018-06-28T12:52:38+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2019-01-08T06:19:01+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1-1024x577.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1024\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"577\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"7 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar\",\"datePublished\":\"2018-06-28T12:52:38+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-08T06:19:01+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/\"},\"wordCount\":1392,\"commentCount\":0,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/06\\\/Women_s-Co-op-1.jpg\",\"keywords\":[\"iray volan'ny mpikambana ato amin'ny LCN\",\"ireo vaovao an'ny mpikambana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/\",\"name\":\"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/06\\\/Women_s-Co-op-1.jpg\",\"datePublished\":\"2018-06-28T12:52:38+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-08T06:19:01+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/06\\\/Women_s-Co-op-1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2018\\\/06\\\/Women_s-Co-op-1.jpg\",\"width\":3648,\"height\":2056},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network","og_description":"Planet Madagascar no mpikambana a... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2018-06-28T12:52:38+00:00","article_modified_time":"2019-01-08T06:19:01+00:00","og_image":[{"width":1024,"height":577,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1-1024x577.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"7 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar","datePublished":"2018-06-28T12:52:38+00:00","dateModified":"2019-01-08T06:19:01+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/"},"wordCount":1392,"commentCount":0,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1.jpg","keywords":["iray volan'ny mpikambana ato amin'ny LCN","ireo vaovao an'ny mpikambana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/","name":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1.jpg","datePublished":"2018-06-28T12:52:38+00:00","dateModified":"2019-01-08T06:19:01+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2018\/06\/Women_s-Co-op-1.jpg","width":3648,"height":2056},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/mpikambana-ato-aminny-lcn-mandritra-ity-volana-ity-planet-madagascar-2\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Mpikambana ato amin\u2019ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/514","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=514"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/514\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":521,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/514\/revisions\/521"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/520"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=514"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=514"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=514"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}