{"id":416,"date":"2017-07-01T01:51:46","date_gmt":"2017-07-01T01:51:46","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=416"},"modified":"2019-01-08T09:17:19","modified_gmt":"2019-01-08T06:17:19","slug":"andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/","title":{"rendered":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)"},"content":{"rendered":"<p><em><span style=\"color: #993300;\">&#8220;Ity lahatsoratra ity dia dika tenin&#8217;ilay bilaogy nosoratan&#8217;i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokarana\u00a0ilay sarimehitsika\/oronantsary iray izay notanterahina tamin&#8217;ny faritr&#8217;i Andasibe iny. Izy ity moa izany dia mijery\u00a0manokana ihany koa ireo ezaka izay ataon&#8217;ny mponina eny ifotony manoloana ny fiarovana ireo gidro\/varika sy ny ala.&#8221;<\/span><\/em><\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/1-DENISEandMARCIndonesia-1-400x300.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-424 size-medium alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/1-DENISEandMARCIndonesia-1-400x300-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/1-DENISEandMARCIndonesia-1-400x300-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/1-DENISEandMARCIndonesia-1-400x300-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/1-DENISEandMARCIndonesia-1-400x300.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/a>\u00a0Roso ny dia- \u00a0Ela niandrasana, fa tonga ihany ilay fotoana izay nandrasanay, dia ny fikasanay \u00a0mivady ny ho an&#8217;i Madagasikara mba \u00a0hanao\u00a0orinantsary momba ny fahasimban&#8217;ny \u00a0tontolo iainana any an-toerana. \u00a0Nanomboka ny fiandohan&#8217;ny \u00a0volana Desambra 2013 ny fanantontosana ilay orinantsary.<\/p>\n<p class=\"tw-data-text tw-ta tw-text-small\" dir=\"ltr\" data-placeholder=\"Translation\">Noho ny teti-bolanay izay somary nanify sy azo lazaina ho tery dia tapa-kevitra fa handeha amin&#8217;irony fiara fitanteram-bahoaka irony izahay- izay mor avidy no mahomby fa saingy kosa somary kely aina ilay fiara. Zara raha nisy toerana nipetrahana \u00a0sy nisisihanay mivady noho ny habetsak&#8217;ireo mpandeha ho any Andasibe. \u00a0Claude, izy no mpitari-dalana voalohany izay nifanojo taminay ary mailaka ery izy nanontany raha toa ka manana eritreritra ny hampiasa azy izahay \u00a0mba hitondra anay hitsidika ny ala sy parkan&#8217; i Andasibe. Raikitra ary ny \u00a0asa, ary ny ampitso maraina vao mangiran-dratsy dia indro izy niandry anay teo amin&#8217;ny fidiran&#8217;i calan-javaboary Andasibe.<\/p>\n<h4 class=\"tw-data-text tw-ta tw-text-small\" dir=\"ltr\" data-placeholder=\"Translation\"><span style=\"color: #993300;\"><em>&#8220;Ny faritra atsinana no voalohany notsidihanay. Variana ary \u00a0hatairana ny anay naheno ny hiran&#8217;ireo &#8221; Indri-Indri) izay nanako \u00a0manerana ny ala, amin&#8217;ity andro vao mangiran-dratsy. Vao nandingana \u00a0 ivelany ny varavaran&#8217;ilay trano fandraisam-bahiny nipetrahany izahay, raha handeha ho any amin&#8217;ny trano fisakafoanana dia \u00a0nahita \u00a0tanalahy \u00a0maintso \u00a0iray izay nandry teo ambany rantsankazo. \u00a0Nahita bibidia hafa toy ny Sifaka ihany koa izay, izay\u00a0\u00a0teny ambon&#8217;ireo hazo \u00a0izay tsy dia lavitra fa tena akaiky tokoa an&#8217;ilay trano fandraisam-bahiny izay nivantananay \u00a0tao anatin&#8217;ny ilay valan-javaboahary.&#8221;<\/em><\/span><\/h4>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/6-Narina-400x269.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-420 size-full alignleft\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/6-Narina-400x269.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"269\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/6-Narina-400x269.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/6-Narina-400x269-300x202.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/6-Narina-400x269-150x101.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a><span lang=\"mg\">Ny afak&#8217;ampitson&#8217;ny nahatongavanay teto Andasibe dia nitondran&#8217;i Claudempitari-dalana iray hafa, \u00a0izahay. i Nirina. Nirina moa dia \u00a0ankoatrin&#8217;ny mpitari-dia azy dia mpandrindra ny fandaharan&#8217;asa fiarovana ny ala eo an-toerana ihany koa. \u00a0Tao aorian&#8217;ny andro faharoa izay notsidihanay ny\u00a0valan-javaboary, dia mba naka \u00a0aina kely izahay satria tena vizaka. Fiatoana fohy ihany naefa izany satria fotoana mba nankafizanay \u00a0sakafo antoandro tany anaty ala. \u00a0Raha sendra variana naka aina tsara, nadrindray teny ambony bozaka maintso maivana iny Nirina, dia indro fa nisy karazana gidro\/varika hafa izay somary mena kibo \u00a0tonga ary tsy naka sarotra fa tonga \u00a0nilalao \u00a0teo amboniny. Tao aoriana kelin&#8217;io duia tamy ireo mponina sansatsany \u00a0teo an-toerana nhira vakon-drazana izay mitantara y fifandraisan&#8217;ireo\u00a0olombelona voalohany \u00a0tonga nonina teo an-toerana \u00a0amin&#8217;ireo zavaboary. Tsikaritrasy tsapa \u00a0tao anatin&#8217;izany fa dia nisy\u00a0\u00a0firindrana lehibe tokoa \u00a0teo amin&#8217;ny vahoaka Malagasy sy ny tontolo voajanahary.<\/span><\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/5-ClaudeCraftWomen-400x225.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-421 size-full alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/5-ClaudeCraftWomen-400x225.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/5-ClaudeCraftWomen-400x225.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/5-ClaudeCraftWomen-400x225-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/5-ClaudeCraftWomen-400x225-150x84.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Fantatray avy hatrany fa I Nirina dia olona tso-po sy tsara\u00a0toetra izay mahafoy ny fotoanany hanentanana ireo mpiara-belona syny fiaraha-monina mba hitsinjo sy hiaro ny tontolo iainana.<\/p>\n<p>Nanomboka nanodina ilay orinantsary izahay ary i\u00a0Nirina no naokatra izany, naraina feonkira izay kanto dia kanto \u00a0tokoa, \u00a0sodina nostofina an-kalamanjana, teny an-dalambe. \u00a0Nanomboka ny fanadiahdiana ary nandritra ny resaka nifanaovana tamin&#8217;ny fiaraha-monina dia nilaza izy ireo fa manantena fatratra \u00a0fa hanomboka handray ny andraikiny ny governomanta ary hanasazy \u00a0ireo maimba ny tontolo iaianana.<\/p>\n<p>Nohazavain&#8217;i Nirina \u00a0taminay ihany koa fa raha lasa valan-javaboary ny ala na faritra iray, dia midika izany fa tsy\u00a0ho tsy ara-dal\u00e0na \u00a0itsony avy eo ny fak\u00e0na sy fitrandrahana\u00a0loharanon-karena voajanahary avy ao. Nanomboka ary marisika sy vitrika ery izy amin&#8217;ny fiarovana ireo\u00a0\u00a0vondrona &#8220;Indri- Indri &#8221; tavela ary monina ao anatin&#8217;ny faritra. Mampoiriska ny olona ihan ykoa ny tenany mba hiaro ny tontolo iainanasatria dia harena sy vintana ho an&#8217;ny Malagasy ny fananana izany.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/12-CraftWomenGroup-400x225.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-418 size-full alignleft\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/12-CraftWomenGroup-400x225.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/12-CraftWomenGroup-400x225.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/12-CraftWomenGroup-400x225-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/12-CraftWomenGroup-400x225-150x84.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Nitohy ny dianay ary nony tonga teo \u00a0amin&#8217;ny tan\u00e0nan&#8217;i Ambavaniasy dia nijanona mba hiresaka amin&#8217;ny zatovovavy iray mipetraka \u00a0eo an-toerana izay mpanao \u00a0asa tanana. Nanazava moa ny tenany no sady \u00a0nanondro ny manodidina \u00a0ary nilaza fa simba ny ala nisy \u00a0teny an-toerana noho ny fanaovan tavy. Ny fambolena amin&#8217;ny alalan&#8217;ny tavy, araka ny filazany moa dia anisan&#8217;ny loza izay mitatao ary mety handripaka ny ala eny amin&#8217;ny faritra.<\/p>\n<p>Nitohy ny resaka nifanaovana \u00a0tamin&#8217;ireo olona mpikambana ao amin&#8217;ity fikambanana ity izay mandray na-t\u00e0nan\u00e0 ny fandaminana sy ireo antsipirahany rehetra mikasika ny tany , fambolena sy ireo mpanetsa. Rehefa avy nihaona tamin&#8217;ireo<strong>\u00a0<\/strong>mpikarakara ity vondrom-piarahamonina ity ala, izahay dia hitodi-doha hihaona indray amin&#8217;i Claude. Betsaka ireo vaovao momba ny tontolo iainana eo an-toerana, ny olana maro isan-karazany eo anivon&#8217;ny fiaraha-monina izay mijaly noho \u00a0tokoa mandritra ny vanim-potoana maina ary ihany koa mizaka ny tsy erany mandritra ny vanim-potoanan&#8217;ny orana izay mateitika arahina rivo-doza isan-karazany.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/3-MitsinjoGuides-400x300.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-422 size-full alignright\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/3-MitsinjoGuides-400x300.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/3-MitsinjoGuides-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/3-MitsinjoGuides-400x300-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/3-MitsinjoGuides-400x300-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a><\/p>\n<p>Hita ary fa tena mandray andraikitra tokoa ny firaraha-monina eny an-teorana amin&#8217;ny alalan&#8217;ny fambolen-kazo mba hiarovana ny tintolo iaianana.\u00a0Ankoatra izany, dia manana eritreritra ny \u00a0hampianatra ny mpikambana ao aminy \u00a0mikasika ny fomba hafa amin&#8217;ny fambolena sy famokarana vary izy ireo izay tsy ialaina fandorana ny tany mba hanaovana tavy toy ny fambolena vary eny an-tanimbary izay ketsahina.<\/p>\n<p>Rehefa avy eo dia nasain&#8217;ny tompon-tany tao amin&#8217;ny t\u00e0nan\u00e0 iray akaikin&#8217;ny valan-javaboahary \u00a0izahay mba hanatrika ny fifanolozan-kevitra sy resadresaka izay nifanaovan&#8217;ireo zokibe tao an-t\u00e0n\u00e0na. Nandritra ny fianalozan-kevitra izay nandraisany anjara dia nisy ireo vehivavahy anti-panahy vistivitsy izay naneho ny alahahelo ary nitaraina ny fitsipim-pandaminana izay napetraky ny governemanta mikasika ny \u00a0fabololena netim-paharazana eny antoerana. \u00a0 Notantarain&#8217;izy ireo tamin&#8217;izay fa \u00a0tonga tampoka teny an-toerana ny tompon&#8217;andraikitra eo anivon&#8217;ny fanjakana ary nadrara azy ireo amin&#8217;ny fitrandrahana ny ala sy ny tokony hanajanona ny tavy ary indrindra indrindra nanamafy ny amin&#8217;ny tokony hiarovana ny tontolo iainana sy ny ala.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/8-Village-Family-400x267.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-419 size-full alignleft\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/8-Village-Family-400x267.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"267\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/8-Village-Family-400x267.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/8-Village-Family-400x267-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/8-Village-Family-400x267-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>Nifandray sy nihaona ihany koa tamin&#8217;i Dr. Norman Uphoff, mpahay siansa ara-tsosialy avy any Cornell University, \u00a0izahay izay nanome fanampim-panazavana sy nampahalala anay ny\u00a0kolontsaina sy ny tantaran&#8217;ny vahoaka Malagasy amin&#8217;ny ankapobeny. \u00a0Nazavainy ihany koa ny antony mahatonga ny mpoina manohitra sy tsy mazoto amin&#8217;ny fanajanonana ny \u00a0fitradrahana be loatra ny ala sy ny resaka fanovana ireo fomba fambolena nentim-paharazana. Fotoana fohy taorian&#8217;izany dia nitafatafa niaraka tamin&#8217;i, \u00a0Dr. Patricia Wright, izay &#8221; primatologist &#8220;avy any Stony Brook University, izay efa hatry ny ela no nanana fifandraisana manokana amin&#8217;i Madagasikara. Resaka mikasika ireo\u00a0\u00a0zavamaniry sy biby tsy manam-paharoa eto Madagasikara moa ny voton-dresaka nifanaovany, ary indrindra ny mikasika\u00a0\u00a0ireo gidro\/varika \u00a0izay mitady ho lany tamingana. \u00a0Ary nofarainanay tamin&#8217; ny resadresaka niaraka tamin&#8217;i \u00a0 Dr. Hal Needham avy any Louisiana State University moa ireo fifanakalozan-kevitra isan-karazany. Ity farany moa dia nanazava \u00a0ny \u00a0 antony sy ny mety ho voka-dratsin&#8217;ny fiakaran&#8217;ny \u00a0marim-p\u00e0na noho ny fiovan&#8217;ny toetr&#8217;andro.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>**Izay aloha ny androany fa dia hotohizana tsy ho ela ny fandikana ny bilaogy izay nosoratan&#8217;izy mivady.**<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&#8220;Ity lahatsoratra ity dia dika tenin&#8217;ilay bilaogy nosoratan&#8217;i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokar&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":2,"featured_media":423,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8,9],"class_list":["post-416","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana","tag-fitsidihana-toerana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"&quot;Ity lahatsoratra ity dia dika tenin&#039;ilay bilaogy nosoratan&#039;i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokar... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2017-07-01T01:51:46+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2019-01-08T06:17:19+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"220\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/b5aed06df19561246f0259069a60929a\"},\"headline\":\"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)\",\"datePublished\":\"2017-07-01T01:51:46+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-08T06:17:19+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/\"},\"wordCount\":1130,\"commentCount\":0,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2017\\\/06\\\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\",\"Fitsidihana toerana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/\",\"name\":\"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2017\\\/06\\\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg\",\"datePublished\":\"2017-07-01T01:51:46+00:00\",\"dateModified\":\"2019-01-08T06:17:19+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2017\\\/06\\\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2017\\\/06\\\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg\",\"width\":400,\"height\":220},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/b5aed06df19561246f0259069a60929a\",\"name\":\"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g\",\"caption\":\"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard\"},\"description\":\"Teratany Malagasy ny tenany ary miasa sy monina any Wasghinton D.C. Niasa ary lehibe teo anivon\u2019ny sehatry ny fizahan-tany izy. Niatomboka tamin\u2019ny fitondrana ireo mpizaha tany tamina sambo mandritra ny 3 andro izany teny amin\u2019ny Lakandranon\u2019ny Pangalana iny. Tao aorian\u2019izay dia lasa mpitondra mpizaha tany matihanina izy ary nitondra ireo mpizaha tany nitety an\u2019i Madagasikara. Tao aorian\u2019izany dia nanokatra orinasa mpitondra momba ny fizahan- tany izy. Fabiola ihany koa dia manana traik\u2019efa sy fahalalana ny antony mahatonga ny fizahan-tany ho tsy afa-misaraka amin\u2019ny resaka fiarovana ny tontolo iainana aty Madagasikara. Ankoatr\u2019izany dia liana ary marisika tokoa izy tamin\u2019ny resaka fampandrosoana ary niara-niasa tamina fikambanana tsy miankina amin\u2019ny fanjakana izay niasa teny anivon\u2019ny fahasalamana tany ambanivohitra ary ihany koa nanampy ireo ankizy kamboty sy sahirana mba hahita olona malala -tanana hanampy azy ireo teo amin\u2019ny lafiny fianarana.\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/fabiola\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network","og_description":"\"Ity lahatsoratra ity dia dika tenin'ilay bilaogy nosoratan'i Denise sy Marc Dragiewicz izay mpiara-mitantana ny famokar... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2017-07-01T01:51:46+00:00","article_modified_time":"2019-01-08T06:17:19+00:00","og_image":[{"width":400,"height":220,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/"},"author":{"name":"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/b5aed06df19561246f0259069a60929a"},"headline":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)","datePublished":"2017-07-01T01:51:46+00:00","dateModified":"2019-01-08T06:17:19+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/"},"wordCount":1130,"commentCount":0,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg","keywords":["fanabeazana","Fitsidihana toerana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/","name":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1) - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg","datePublished":"2017-07-01T01:51:46+00:00","dateModified":"2019-01-08T06:17:19+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2017\/06\/2-AndasibeLogoPic-400x220.jpg","width":400,"height":220},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/andasibe-orinantsary-iray-momba-ny-fandripahana-ala-eto-madagasikara-tapany-1\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Andasibe: Oronantsary iray momba ny fandripahana ala eto Madagasikara (Tapany 1)"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/b5aed06df19561246f0259069a60929a","name":"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/770ff696cf011dba87adb7e417309a26bc2931b2f60c12232ac0d19eb19fd5b2?s=96&r=g","caption":"Fabiola Holiniaina Kjeldgaard"},"description":"Teratany Malagasy ny tenany ary miasa sy monina any Wasghinton D.C. Niasa ary lehibe teo anivon\u2019ny sehatry ny fizahan-tany izy. Niatomboka tamin\u2019ny fitondrana ireo mpizaha tany tamina sambo mandritra ny 3 andro izany teny amin\u2019ny Lakandranon\u2019ny Pangalana iny. Tao aorian\u2019izay dia lasa mpitondra mpizaha tany matihanina izy ary nitondra ireo mpizaha tany nitety an\u2019i Madagasikara. Tao aorian\u2019izany dia nanokatra orinasa mpitondra momba ny fizahan- tany izy. Fabiola ihany koa dia manana traik\u2019efa sy fahalalana ny antony mahatonga ny fizahan-tany ho tsy afa-misaraka amin\u2019ny resaka fiarovana ny tontolo iainana aty Madagasikara. Ankoatr\u2019izany dia liana ary marisika tokoa izy tamin\u2019ny resaka fampandrosoana ary niara-niasa tamina fikambanana tsy miankina amin\u2019ny fanjakana izay niasa teny anivon\u2019ny fahasalamana tany ambanivohitra ary ihany koa nanampy ireo ankizy kamboty sy sahirana mba hahita olona malala -tanana hanampy azy ireo teo amin\u2019ny lafiny fianarana.","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/fabiola\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/416","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/2"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=416"}],"version-history":[{"count":9,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/416\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":661,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/416\/revisions\/661"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/423"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=416"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=416"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=416"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}