{"id":3425,"date":"2025-11-02T15:06:06","date_gmt":"2025-11-02T12:06:06","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=3425"},"modified":"2025-11-02T15:10:29","modified_gmt":"2025-11-02T12:10:29","slug":"ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/","title":{"rendered":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#8217;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025"},"content":{"rendered":"<h2><div class=\"woo-sc-box  normal   \"><\/h2>\n<h3><strong>Iza ary no tompon-talenta taorian&#8217;ny sary nahafinaritra nandritra iny andro iraisam-pirenena ho an&#8217;ny varika 2025 iny?<\/strong><\/h3>\n<p>Fantatrao ve hoe iza no nanao ilay sary ho Logo an&#8217;ny andro maneran-tany ho an&#8217;ny varika eto amin&#8217;ny Lemur Conservation Network.<\/p>\n<figure id=\"attachment_3432\" aria-describedby=\"caption-attachment-3432\" style=\"width: 200px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3432 size-thumbnail\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x-200x200.png\" alt=\"\" width=\"200\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x-200x200.png 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x-45x45.png 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3432\" class=\"wp-caption-text\">Logo nandritra ny Andro iraisam-pirenana ho an&#8217;ny varika nataon&#8217;i Catmouse James<\/figcaption><\/figure>\n<p>Tsy izany fa i Dinah Ramejison, Artiste Malagasy manan-talenta amin&#8217;ny fanaovana sary. Miara-miasa amin&#8217;ny <a href=\"https:\/\/teach4madagascar.org\">Teach for Madagascar<\/a> izy ary niresaka taminy izahay momban&#8217;ny asa-tanany ary ny fanantenany ho an&#8217;ny ho avin&#8217;i Madagasikara. Ndeha hiara-hamantatra azy isika. <\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Mba lazalazao ny momba anao<\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Dinah Rajemison no anarako, 35 taona aho izao ary mpanoratra sy mpanao sary ny asako. Catmouse James no anarana entiko hanasoniavako ny asan-tsary ataoko. Avy any Arivonimamo aho, izay tanana tsy lavitra Antananarivo ary any aho no monina mipetraka amin\u2019izao fotoana izao. Marketing sy Strategy no zavatra nianarako fa taty aoriana aho dia nahita fa ny nofinofiko fony izaho mbola kely no nitondra ahy na nanasarika ahy amin\u2019ny asa fanoratana sy fanaovan-tsary. <\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Amin\u2019izao fotoana izao dia nanao sary boky an-tsary efatra aho, album mitovy roa ary bokin\u2019ny ankizy vitsivitsy. Ny fandresandahatra ananako dia tsy manenjika isana boky antonta na havaoka fa tiako no maka ny fiainana milamina. Aleo lavitra maka fotoana manoratra sy manao sary mandritra efa-taona izay akaikin\u2019ny foko sy tiako toy izay mamokatra boky folo ao anatin\u2019ny taona iray. Tiako no manoratra zavatra lalina sy tiako amin\u2019ny asako ary amina zavatra izay tena mahakasika ny foko.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Inona no anisan\u2019ny mahatonga ny aingam-panahy avy aminao amin\u2019ireo sary ataonao? <\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Miresaka lohahevitra isan-karazany ny bokiko, ary manoratra na manao sary ny bokiko aho rehefa misy zavatra mifandraika amin\u2019ny fiainako na manaitra ahy amin\u2019io fotoana io, satria anisan\u2019ny maha izaho ahy ilay lohahevitra, na koa anisan\u2019ny zavatra tiako ho avy eo amin\u2019ny fiainako. Ohatra, afaka manoratra momba ny fiankinan-doha amin\u2019ny \u00e9cran aho satria tena zavatra tsy zakako izany amin\u2019izao fotoana izao, na koa manoratra momba ny varika satria tena tiako ny biby ary mino aho fa hendry kokoa noho ny olombelona izy ireo. Raha atao teny tokana dia ny zavatra tiako sy ny zavatra mahasosotra ahy no tena manome hery sy aingam-panahy ahy.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_3429\" aria-describedby=\"caption-attachment-3429\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3429 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-700x413.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"413\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-700x413.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-400x236.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-768x453.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-1536x906.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-2048x1208.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-150x88.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3429\" class=\"wp-caption-text\">Sary nataon&#8217;i Catmouse James<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Efa niara-niasa tamin\u2019ireo fikambanana miaro ny varika sy ny harena voajanahary eto Madagasikara ve ianao? <\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Eny, efa niaraka niasa tamin\u2019ny fikambanana vitsivitsy aho, toy ny Transparency International Madagascar momba ny varotra tsy ara-dal\u00e0na amin\u2019ny biby, ny Lemur Conservation Network tamin\u2019ny fanaovana famantarana ho an\u2019ny Andro maneran-tany ho an\u2019ny Varika 2025, ary ny Teach For Madagascar izay nanaovako sary ho an\u2019ny Diary Nofy andiany fahatelo.<\/span><\/p>\n<h3>Izaho no nanao ny sary ao amin&#8217;ny boky Diary Nofy andiany fahatelo<\/h3>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\"><a href=\"https:\/\/teach4madagascar.org\/269-2\/\">Io boky io<\/a> dia miresaka betsaka momba ny herin\u2019ny natiora, ary ao anatin\u2019ny tantara dia ahitana biby maro any an\u2019ala,\u00a0 anisan\u2019izany ny varika. Satria misy boky enina amin\u2019ny ankapobeny, dia maro koa ny lohahevitra resahina, toy ny doro ala, ny anjara toerana ananan\u2019ny biby any anaty ala, ary koa hoe manana ny feo ny natiora raha mihaino tsara ianao. Hivoaka amin\u2019ny 17 Oktobra ireo boky ireo, ary tsy andriko ny hahita azy any an-tanan\u2019ny ankizy maro any amin\u2019ny faritra samihafa eto Madagasikara. Mankasitraka indrindra ny Teach For Madagascar amin\u2019ny fahafoizan-tena sy ny ezaka tsy mitady valiny ataony.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<div id='gallery-1' class='gallery galleryid-3425 gallery-columns-3 gallery-size-thumbnail'><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/bike-scaled\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"200\" height=\"200\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-200x200.jpg\" class=\"attachment-thumbnail size-thumbnail\" alt=\"\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-200x200.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/bike-scaled-1-45x45.jpg 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div><\/figure><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon portrait'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/melaninmagic_plc-indd\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"200\" height=\"200\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/cover_2-scaled-200x300-1-200x200.jpg\" class=\"attachment-thumbnail size-thumbnail\" alt=\"\" aria-describedby=\"gallery-1-3430\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/cover_2-scaled-200x300-1-200x200.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/cover_2-scaled-200x300-1-45x45.jpg 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div>\n\t\t\t\t<figcaption class='wp-caption-text gallery-caption' id='gallery-1-3430'>\n\t\t\t\tBoky misy ireo sary nataon&#8217;i Catmouse James\n\t\t\t\t<\/figcaption><\/figure><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon portrait'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/impression\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"200\" height=\"200\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/ary-1-200x300-1-200x200.jpg\" class=\"attachment-thumbnail size-thumbnail\" alt=\"\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/ary-1-200x300-1-200x200.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/ary-1-200x300-1-45x45.jpg 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div><\/figure>\n\t\t<\/div>\n\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Inona no karazana varika tianao indrindra?<\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Andeha hatao hoe tsy manana karazana varika tiana manokana aho. Maro loatra izy ireo eto Madagasikara, ary fohy loatra ny fiainana ka tsy ho vitako ny hahalala azy rehetra. <\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0Tiako daholo ny zanaka varika! Rehefa mahita azy ireo aho dia tena faly tokoa ary manome fanantenana ahy izany.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Aiza ny parc na toerana faritra arovana tianao tsidihina eto Madagasikara? <\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Misy ny Lemurs Park, any amin\u2019ny Lalana Nasionaly voalohany. Vao haingana dia nisy zanaka sifaka teraka tany, ary nofinofisiko ny hitsidika azy. Angamba hitsidika io toerana io aho rehefa any Arivonimamo.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fitsidihana tiako indrindra dia tany Maroantsetra roa taona lasa izay, nahita varika aho tamin\u2019izay fa lavitra be. Tamin\u2019izany fotoana izany dia somary nalahelo kely aho satria lavitra ny fijeriko azy ireo, saingy farany dia nilaza tamin\u2019ny tenako aho fa tsy ratsy loatra raha lavitry ny mason\u2019ny olona izy ireo, raha jerena ny zava-misy amin\u2019ny fampiasana tsy ara-dal\u00e0na ny ala misy azy. Indraindray mieritreritra aho fa tsara izany hoe tsy mahita azy ireo ny olona.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_3428\" aria-describedby=\"caption-attachment-3428\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3428 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-700x471.png\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"471\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-700x471.png 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-400x269.png 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-768x517.png 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-1536x1034.png 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-2048x1378.png 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/Diary-Nofy-4-extrait-scaled-1-150x101.png 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3428\" class=\"wp-caption-text\">Sary nataon&#8217;i Catmouse James hita ao amin&#8217;ny boky Diary Nofy<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">Inona no fanantenana anananao ho an\u2019ny ampitson&#8217;i Madagasikara? <\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Maniry aho fa amin\u2019ny ho avy, na efa manomboka anio aza satria efa tara, dia ho takatry ny olona fa tsy ao an-trano na ao anaty vilany fandrahoana sakafo no tokony hipetrahan\u2019ny biby ala (ny zavatra nampalahelo ahy indrindra tamin\u2019ny dia nataoko, ny nahita trano fisakafoanana izay nampitazona varika tamin\u2019ny fehikibo tao an-tokotany ho an\u2019ny baiko manokana), fa any anaty ala salama . Manantena ihany koa aho ny hahita bebe kokoa ny zanaka varika. <\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ary farany, manantena aho fa tsy vola fotsiny no ho hita eo amin\u2019ny mason\u2019ny olona rehefa mahita varika na biby hafa.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_3427\" aria-describedby=\"caption-attachment-3427\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3427\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-700x358.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"358\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-700x358.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-400x205.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-768x393.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-1536x787.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-2048x1049.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/IMG_1263-scaled-1-150x77.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3427\" class=\"wp-caption-text\">Sary nataon&#8217;i Catmouse James<\/figcaption><\/figure>\n<figure id=\"attachment_3426\" aria-describedby=\"caption-attachment-3426\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3426 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-700x556.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"556\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-700x556.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-400x318.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-768x611.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-1536x1221.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n-150x119.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/469542847_122222119772079179_2940624584219234601_n.jpg 2048w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3426\" class=\"wp-caption-text\">Boky nosoratan&#8217;i Catmouse James sy Florence Dimani<\/figcaption><\/figure>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Iza ary no tompon-talenta taorian&#8217;ny sary nahafinaritra nandritra iny andro iraisam-pirenena ho an&#8217;ny varika 2025 iny?&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":3432,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[],"class_list":["post-3425","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#039;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an&#039;ny andro maneran-tany ho an&#039;ny varika io? Malagasy izy!\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#039;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an&#039;ny andro maneran-tany ho an&#039;ny varika io? Malagasy izy!\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2025-11-02T12:06:06+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2025-11-02T12:10:29+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x-537x700.png\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"537\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"700\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/png\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#8217;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025\",\"datePublished\":\"2025-11-02T12:06:06+00:00\",\"dateModified\":\"2025-11-02T12:10:29+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/\"},\"wordCount\":942,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/11\\\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png\",\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/\",\"name\":\"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an'i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/11\\\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png\",\"datePublished\":\"2025-11-02T12:06:06+00:00\",\"dateModified\":\"2025-11-02T12:10:29+00:00\",\"description\":\"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an'ny andro maneran-tany ho an'ny varika io? Malagasy izy!\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/11\\\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/11\\\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png\",\"width\":1547,\"height\":2018,\"caption\":\"Logo nandritra ny Andro iraisam-pirenana ho an'ny varika nataon'i Catmouse James\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#8217;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an'i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network","description":"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an'ny andro maneran-tany ho an'ny varika io? Malagasy izy!","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an'i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network","og_description":"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an'ny andro maneran-tany ho an'ny varika io? Malagasy izy!","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2025-11-02T12:06:06+00:00","article_modified_time":"2025-11-02T12:10:29+00:00","og_image":[{"width":537,"height":700,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x-537x700.png","type":"image\/png"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#8217;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025","datePublished":"2025-11-02T12:06:06+00:00","dateModified":"2025-11-02T12:10:29+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/"},"wordCount":942,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png","articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/","name":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an'i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025 - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png","datePublished":"2025-11-02T12:06:06+00:00","dateModified":"2025-11-02T12:10:29+00:00","description":"Iza ary raha fantatrao ny tompon-talenta nanao io logo ho an'ny andro maneran-tany ho an'ny varika io? Malagasy izy!","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/11\/2025-WorldLemurFestival-Graphic-CatmouseJames-whiteBG@2x.png","width":1547,"height":2018,"caption":"Logo nandritra ny Andro iraisam-pirenana ho an'ny varika nataon'i Catmouse James"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ndeha-hiara-hamantatra-bebe-kokoa-ani-catmouse-james-namorona-ny-logo-wld-2025\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ndeha hiara-hamantatra bebe kokoa an&#8217;i Catmouse James, namorona ny logo WLD 2025"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3425","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3425"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3425\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3436,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3425\/revisions\/3436"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3432"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3425"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3425"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3425"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}