{"id":3400,"date":"2025-07-19T23:02:06","date_gmt":"2025-07-19T20:02:06","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=3400"},"modified":"2025-07-19T23:08:40","modified_gmt":"2025-07-19T20:08:40","slug":"namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/","title":{"rendered":"&#8220;Namako ny Varika&#8221;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana"},"content":{"rendered":"<p><em>Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/how-to-help\/small-grants\/\" target=\"_blank\" rel=\"noopener\">LCN Small Grants Program<\/a> 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.<\/em><\/p>\n<h3>Momba ny tetikasa<\/h3>\n<p>Ny \u201cNamako ny Varika\u201d dia tetikasa iray izay nikarakara fifaninanana momba ny tontolo iainana tao amin\u2019ny sekolim-panjakana iray ao Toamasina ho fankalazana ny Andro Maneran-tany ho an\u2019ny Varika 2024. Notolorana fitsidihana ny Valan-java-bohary Ivoloina ireo mpandresy tamin\u2019izany fifaninanana izany.<\/p>\n<p>Ny tanjon&#8217;ny tetikasa dia ny hanomezana sehatra ny ankizy hahalala bebe kokoa momba ny varika sy ny maha zava-dehibe azy ireny. Izany ihany koa dia nahafahan\u2019ireo mpianatra naneho ny fahaizany mamorona sy niala voly.<\/p>\n<h4>Lanjan\u2019ny hetsika toy izao<\/h4>\n<p>Zava-dehibe ny fampianarana ny ankizy momba ny fiarovana ny zava-manan\u2019aina dieny mbola kely izy, satria izany no mamolavola ny fitiavany sy ny finiavany handray ny anjara andraikiny amin&#8217;ny asa fiarovana rehefa any aoriana. Ny hetsika tahaka izao dia manampy amin&#8217;ny fanabeazana azy ireo hahalala ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ny varika mba tsy ho lany tamingana.<\/p>\n<hr \/>\n<h3>Fankalazana ny Andron\u2019ny Varika Maneran-tany tao Toamasina<\/h3>\n<p>Ny Fankalazana ny Andron\u2019ny Varika Maneran-tany tao Toamasina dia notanterahina ny 25 Oktobra 2024 tao amin\u2019ny CEG Augagneur Toamasina I. Nohon\u2019ny fanampian\u2019ireo mpirotsaka an-tsitrapo avy amin\u2019ireo fikambananan\u2019ny tanora maromaro teo an-toerana dia nilamina sy nirindra tanteraka ny hetsika, izay nahitana mpianatra mihoatran\u2019ny 500 isa.<\/p>\n<figure id=\"attachment_3405\" aria-describedby=\"caption-attachment-3405\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3405\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-700x463.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"463\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-700x463.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-400x265.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-768x509.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-1536x1017.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1-150x99.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg 2048w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3405\" class=\"wp-caption-text\">Ireo mpilatsaka an-tsitrapo mametaka ny afisy ny andron\u2019ny hetsika. Photo: MFCC.<\/figcaption><\/figure>\n<h4>Lalao sy fifaninanana natao<\/h4>\n<p>Nasaina mialoha ny mpianatra tao amin\u2019ny CEG Augagneur Toamasina hanomana asa famoronana amin\u2019ireo sokajy telo azo nisafidianana: (I) ny dihy, (II) ny hira sy tononkalo, ary (III) ny sary.<\/p>\n<p>Tao anatin\u2019izany asa famoronana izany no nanehoan\u2019izy ireo ny fahatakarany ny maha-zava-dehibe ny varika, ary nasehony tamin\u2019ny mpitsara sy teo anatrehan\u2019ny rehetra nandritra ny Fankalazana ny asa famoronana nomaniny.<\/p>\n<p>Ankoatran\u2019 ny fifaninanana dia nisy ihany koa kilalao sy fanentanana maro samihafa izay natao sy nandraisan\u2019ny mpianatra rehetra anjara. Nanamora ny fanatanterahana izany ireo fitaovana fampianarana avy amin\u2019ny LCN, izay azon\u2019ny rehetra ampiasaina.<\/p>\n<figure id=\"attachment_3404\" aria-describedby=\"caption-attachment-3404\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3404\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-700x464.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"464\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-700x464.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-400x265.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-768x509.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-1536x1017.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-2048x1356.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo2-150x99.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3404\" class=\"wp-caption-text\">Ireo mpianatra mampiasa ireo takelaka fandokoana avy amin\u2019ny LCN. Photo: MFCC.<\/figcaption><\/figure>\n<figure id=\"attachment_3406\" aria-describedby=\"caption-attachment-3406\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3406\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-700x463.jpeg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"463\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-700x463.jpeg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-400x265.jpeg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-768x509.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-1536x1017.jpeg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918-150x99.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/1730789407918.jpeg 2048w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3406\" class=\"wp-caption-text\">Dance performance<\/figcaption><\/figure>\n<hr \/>\n<h3>Fitsidihana ny Valan-java-bohary Ivoloina<\/h3>\n<p>Ireo mpandresy tamin\u2019ny fifaninana dia nisitraka fitsidihina ny Valan-java-bohary Ivoloina. Tafiditra tamin\u2019izany ny ekipa mpandresy tamin\u2019ny dihy, ny hira sy tononkalo, ary ny fifaninanana sary.<\/p>\n<div class=\"ast-oembed-container \" style=\"height: 100%;\"><iframe loading=\"lazy\" title=\"Malagasy Kids Visit Parc Ivoloina in Madagascar with the Lemur Conservation Network\" width=\"500\" height=\"281\" src=\"https:\/\/www.youtube.com\/embed\/gUXUJiv9RDI?feature=oembed\" frameborder=\"0\" allow=\"accelerometer; autoplay; clipboard-write; encrypted-media; gyroscope; picture-in-picture; web-share\" referrerpolicy=\"strict-origin-when-cross-origin\" allowfullscreen><\/iframe><\/div>\n<h4>Valan-javabohary Ivoloina<\/h4>\n<p>Lalana 45 minitra monja miala an\u2019i Toamasina no misy ny Valan-javaboary Ivoloina, izay tantanin\u2019ny MFG (Madagascar Fauna and Flora Group), mpikambana ato amin\u2019ny LCN, nanomboka ny taona 1988. Izany dia ahitana valan-javabohary voatantana mirefy 4 hektara sy ala mirefy 282 hektara, ary ivon-toerana samihafa ho an\u2019ny fampianarana mikasika ny tontolo iainana.<\/p>\n<p>Nandritra ny fitsidihana no nahafahan\u2019ireo mpianatra nijery mivantana ireo varika sy karazam-biby maro samihafa. Nisy ihany koa ireo mpitarika avy ao amin\u2019ny valan-java-bohary izay nampianatra bebe kokoa mikasika ny fomba fiainan\u2019ireo biby. Izany dia nahafahan\u2019ireo mpianatra nanamafy sy nahita maso ireo zavatra nianarany tany an-dakilasy.<\/p>\n<h4>Fambolen-kao tao Ivoloina<\/h4>\n<p>Anisan\u2019ny nanamarika ny fitsidihana ihany koa ny fanatanterahana fambolen-kazo tao Ivoloina. Izany dia ho mariky ny fandraisana anjara amin\u2019ny fiarovana ny tontolo iainana. Tsy vitan\u2019ny hoe nanampy tamin\u2019ny ezaka fanarenana ala izany hetsika izany, fa koa nanampy ireo ankizy nahafantatra ny maha zava-dehibe ny fanatanterahana fambolen-kazo.<\/p>\n<figure id=\"attachment_3403\" aria-describedby=\"caption-attachment-3403\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3403\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-700x394.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"394\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-700x394.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-400x225.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-768x432.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-1536x864.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-2048x1152.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo4-150x84.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3403\" class=\"wp-caption-text\">Tsiky sy tanana maloto taorian\u2019ny fambolen-kazo natao tao Ivoloina. Photo: Mickael Tojonanahary.<\/figcaption><\/figure>\n<h4>Nahoana no zava-dehibe ny fitsidihana tao Ivoloina?<\/h4>\n<p>Tsapa tokoa fa nitondra fifaliana sy fiantraikany tamin\u2019ireo ankizy ny fahitana mivantana ireo biby sy zava-bohary tao Ivoloina. Izany dia manamafy ny fahatsapan\u2019izy ireo fa manana anjara andraikitra izy amin\u2019ny fiarovana ny tontolo iainana.<\/p>\n<p>Hafatra avy amin&#8217;i Diamondra:<\/p>\n<blockquote><p>Hoy i Nelson Mandela hoe, \u201cNy fanabeazana no fitaovana mahery vaika indrindra afaka ampiasaina hanovana izao tontolo izao.\u201d Manan-danja izany teny izany ankehitriny, indrindra eto Madagasikara izay miaina toe-draharaha marefo ara-tsosialy, ara-toe-karena ary ara-politika. Ny fanabezana mantsy dia mitondra fanantenana indray anatin\u2019ny fotoan-tsarotra. Nampietsi-po ahy tokoa ny nahita ny hafaliana sy fahazotoana nasehon\u2019ny mpianatra tanatin\u2019ity tetikasa ity.<\/p>\n<p>Manantena aho fa ity tetikasa \u201cNamako ny varika\u201d ity dia nanampy azy ireo hahatsapa fa manana anjara andraikitra lehibe izy ireo amin\u2019ny fiarovana ny harena voajanahary izay mampiavaka an\u2019i Madagasikara.<\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_3402\" aria-describedby=\"caption-attachment-3402\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3402\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-700x463.jpeg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"463\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-700x463.jpeg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-400x265.jpeg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-768x509.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-1536x1017.jpeg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5-150x99.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo5.jpeg 2048w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3402\" class=\"wp-caption-text\">Diamondra manolotra ny amboara ho an\u2019ireo mpandresy tamin\u2019ny fifaninanana dihy. Photo: MFCC.<\/figcaption><\/figure>\n<figure id=\"attachment_3401\" aria-describedby=\"caption-attachment-3401\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption alignnone\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-3401\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-700x464.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"464\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-700x464.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-400x265.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-768x509.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-1536x1017.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-2048x1356.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo3-150x99.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3401\" class=\"wp-caption-text\">Ireo mpandresy tamin\u2019ny fifaninanana hira sy tononkalo. Photo: MFCC<\/figcaption><\/figure>\n<hr \/>\n<h3>Misaotra betsika!<\/h3>\n<p>Mankasitraka feno ireo mpirotsaka an-tsitrapo sy mpiara-miasa maro izay nanao ny ainy tsy ho zavatra ho fanatanterahana ny hetsika:<\/p>\n<ul>\n<li><strong>DREDD Atsinanana<\/strong><\/li>\n<li><strong>CISCO Toamasina I<\/strong><\/li>\n<li><strong>Radio T\u00e9l\u00e9vision Catholique Mas\u00f4va<\/strong><\/li>\n<li><strong>Club Vintsy Fandrana, Oniversiten\u2019ny Toamasina<\/strong><\/li>\n<li><strong>Recycl&#8217;anay:<\/strong> fikambanana mampiroborobo ny fanodinana ny fako<\/li>\n<li><strong>B\u00f4ndy :<\/strong> orinasa sosialy miompana amin\u2019ny fambolen-kazo sy ny fivelomana maharitra<\/li>\n<li><strong>Madagascar Forest and Communities Caretakers:<\/strong> fikambanana miasa amin\u2019ny fampifandraisana ny olona sy ny zavaboahary ho fampandrosoana maharitra<\/li>\n<\/ul>\n<p><em>Ity fankalazana ity dia iray amin\u2019ireo Fankalazana marobe natao manerantany izay hita ao amin\u2019ny tranokalan&#8217;ny LCN.<\/em><\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanom&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":9,"featured_media":3405,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[],"class_list":["post-3400","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>&quot;Namako ny Varika&quot;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"&quot;Namako ny Varika&quot;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2025-07-19T20:02:06+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2025-07-19T20:08:40+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"2048\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1356\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\"},\"headline\":\"&#8220;Namako ny Varika&#8221;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana\",\"datePublished\":\"2025-07-19T20:02:06+00:00\",\"dateModified\":\"2025-07-19T20:08:40+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"},\"wordCount\":900,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/07\\\/photo1.jpg\",\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\",\"name\":\"\\\"Namako ny Varika\\\", fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/07\\\/photo1.jpg\",\"datePublished\":\"2025-07-19T20:02:06+00:00\",\"dateModified\":\"2025-07-19T20:08:40+00:00\",\"description\":\"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/07\\\/photo1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/07\\\/photo1.jpg\",\"width\":2048,\"height\":1356,\"caption\":\"Ireo mpilatsaka an-tsitrapo mametaka ny afisy ny andron\u2019ny hetsika. Photo: MFCC.\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"&#8220;Namako ny Varika&#8221;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\",\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"caption\":\"Diamondra Ranaivoson\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/diamondra-ranaivoson\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"\"Namako ny Varika\", fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","description":"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"\"Namako ny Varika\", fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","og_description":"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2025-07-19T20:02:06+00:00","article_modified_time":"2025-07-19T20:08:40+00:00","og_image":[{"width":2048,"height":1356,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Diamondra Ranaivoson","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Diamondra Ranaivoson","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/"},"author":{"name":"Diamondra Ranaivoson","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520"},"headline":"&#8220;Namako ny Varika&#8221;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana","datePublished":"2025-07-19T20:02:06+00:00","dateModified":"2025-07-19T20:08:40+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/"},"wordCount":900,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg","articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/","name":"\"Namako ny Varika\", fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg","datePublished":"2025-07-19T20:02:06+00:00","dateModified":"2025-07-19T20:08:40+00:00","description":"Diamondra Ranaivoson dia mpianatra mpikaroka momban\u2019ny fitantanana ny harena voajanahary izay monina ao Toamasina. Nanomboka ny taona 2020 izy no nirotsaka an-tsitrapo tato amin\u2019ny Lemur Conservation Network ary anisan\u2019ireo nahazo ny LCN Small Grants Program 2024 tamin\u2019ny tetikasany \u201cNamako ny Varika\u201d.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/07\/photo1.jpg","width":2048,"height":1356,"caption":"Ireo mpilatsaka an-tsitrapo mametaka ny afisy ny andron\u2019ny hetsika. Photo: MFCC."},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/namako-ny-varika-fanabeazana-ireo-mpianatra-ho-aminny-fiarovana-ny-varika-sy-ny-tontolo-iainana\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"&#8220;Namako ny Varika&#8221;, fanabeazana ireo mpianatra ho amin\u2019ny fiarovana ny varika sy ny tontolo iainana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520","name":"Diamondra Ranaivoson","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","caption":"Diamondra Ranaivoson"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/diamondra-ranaivoson\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3400","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/9"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3400"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3400\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3411,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3400\/revisions\/3411"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3405"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3400"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3400"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3400"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}