{"id":3183,"date":"2025-02-02T21:42:49","date_gmt":"2025-02-02T18:42:49","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=3183"},"modified":"2025-02-02T21:43:43","modified_gmt":"2025-02-02T18:43:43","slug":"fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/","title":{"rendered":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#8217;antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \"> &#8220;Fanabeazana sy fianarana no anisan&#8217;ny antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika&#8221;. Izay no fehin&#8217;ny resaka nataonay niaraka tamin&#8217;ny fikambanana Ala Buissonni\u00e8re. Indro araho eto ny resaka natao niaraka tamin&#8217;izy ireo. <\/div>\n<h2>Mba lazao ny momban&#8217;ny fikambanana?<\/h2>\n<div dir=\"auto\">Niforona tamin&#8217;ny fomba ofisialy tamin&#8217;ny volana jiona 2024 ny fikambanana. \u00a0Ao Antananarivo ny foibe fa ao amin&#8217;ireo fokotanin&#8217;ny commune Ampasimpotsy ny fampianarana.<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ireo mpikambana :<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny filoha : Miora Tsitoarivony<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny filoha lefitra : Arnica Aloes<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny mpitantsoratra : Manohisoa Azaria<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny mpitantsoratra lefitra : Ryan Raharimanitra-Mala<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny mpitahiry vola : Rova Razafialinivo<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ny mpanamarina vola : Aina Rajoelina<\/div>\n<div dir=\"auto\">\n<p style=\"font-weight: 400;\">Ny mponina eny ifotiny no miaro ny ala. 80% ny mponina dia mivelona amin&#8217;ny fanaovana saribao sy tavy.<\/p>\n<blockquote>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Izay ihany no fivelomana fantatray, sady tsy mila maripahaizana. Izahay manko tsy mahay mamaky sy manoratra&#8217; hoy ny akamaron&#8217;ny mponina. Ny fahaizana mamaky sy manoratra dia fitaovana fandrantona fahalalana. Ny fahaizana mandinika sy mamakafaka kosa dia fitaovana entina mandray fanapaha-kevitra voadinika tsara sy voalanjalanja.<\/p>\n<\/blockquote>\n<\/div>\n<h2 dir=\"auto\">Inona avy ny tanjon&#8217;ny fikambanana?<\/h2>\n<div dir=\"auto\">\n<div dir=\"auto\">Manamafy ny fahaizan&#8217;ny ankizy mamaky sy manoratra ny tanjon&#8217;ny fikambanana Ala Buissonni\u00e8re, fa indrindra indrindra &#8216;mampianatra mandalina sy mamakafaka&#8217;. Ny tanjona manaraka ary mifampiakina aminy dia ny fampianarana an&#8217;ireo ankizy hamakafaka sy handalina mba hahaizany mandray fanapaha-kevitra voadinika tsara sy voalanjalanja. Ilainy izany hanany fijery mivelatra amin&#8217;ny fomba fivelomana mikajy ny tontolo iainana.<\/div>\n<blockquote>\n<div dir=\"auto\">Ao anatin&#8217;ny 3 taona mietona dia tokony hihena ny isan&#8217;ny ankizy miala amin&#8217;ny fianarana manao saribao sy tavy. Ao anatin&#8217;ny 5 taona kosa, ho maripaka ny fandraisan\u2019ireo ankizy andraikitra eo amin\u2019ny sehatry ny fanentanana ny ankizy hafa amin\u2019ny famerenana ny ala sy ny fikajiana ny tontolo iainana.<\/div>\n<\/blockquote>\n<div dir=\"auto\">Ho feno 6 taona manko ny \u2018jardin botanique\u2019 karakarain\u2019ireo, manokatra lalana maro ho eo anivon\u2019ny fianarana sy ny anton-mpivelomana izany.<\/div>\n<\/div>\n<div dir=\"auto\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/div>\n<div dir=\"auto\">\n<h2 dir=\"auto\">Inona no zavatra tsapa amin&#8217;ny lafin&#8217;ny fiarovana?<\/h2>\n<div dir=\"auto\">Araka ny fanadihadihana nataonay tety amin\u2019ny faritra misy anay tamin&#8217;ny volana jolay farany teo dia mijanona tsy manohy fianarana intsony ny 70% ny mpianatry ny EPP mandrapahatonga ny kilasy T5. Mandeha manampy ireo raiamandreny manao tavy sy saribao izy ireo.<\/div>\n<div dir=\"auto\">Mpikambana amin&#8217;ny fiarovana ny ala anefa ny 80% an\u2019ireo raiamandreny ireo. Saingy noho ny tsy fahaizany mamaky teny sy manoratra dia tsy mahalala fomba hafa afaka entina mivelona izy ireo. Vokatr\u2019izany, efa potika daholo ny ala gasy arovan&#8217;ny mponina ety amin\u2019ny faritra misy anay.<\/div>\n<div dir=\"auto\">Ilaina ny fanentanana ny ankizy dieny mbola any an-tsekoly izy. Tsy fanentanana tsy hanimbana ny ala fotsiny anefa, fa ny fameranana azy indrindra indrindra.<\/div>\n<div dir=\"auto\">\n<blockquote>\n<div dir=\"auto\">Raha ho an&#8217;ny varika manokana dia fantatr&#8217;ireo ankizy ny fisian&#8217;ny varika, saingy efa ringana ny ala gasy ka maro no tsy mbola nahita maso. Ny fampafantarana ireo zavabohary amin&#8217;ny ankapobeany manokatra ny sainy amin&#8217;ny asan&#8217;ireo zavabohary tsirairay eo anivon&#8217;ny tontolo iainana. Ny varika manokana dia manan-danja eo amin&#8217;ny famerenana ny ala. Efa mihavitsy anefa izy ireo ka ilaina ny fampafantarana ireo karazana varika sy ny fomba fiarovana sy fampitomboana indray ny isany.<\/div>\n<\/blockquote>\n<div dir=\"auto\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/div>\n<h2 dir=\"auto\">Inona avy ireo zavatra atao?<\/h2>\n<h3 dir=\"auto\">Famakiana karazana boky<\/h3>\n<div dir=\"auto\">\n<p style=\"font-weight: 400;\">Ity taom-pianarana ity, ny boky nosoratan&#8217;i Allison Jolly no entinay\u00a0 mianatra ireo biby sy zavabohary anatin&#8217;ireo karazana ala eto Madagasikara. Rehefa tapitra ny famakina ny tantaran&#8217;i Loina sy Mbolo, varikamena ao amin&#8217;ny saikanosin&#8217;i\u00a0 Masoala, dia nanao kilalao novokarin&#8217;i ASLM izahay. Mampianatra ny fomba fiarovana ny ala ireo kilalao ireo.<\/p>\n<div id='gallery-1' class='gallery galleryid-3183 gallery-columns-2 gallery-size-medium'><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/img_20241127_1409132_compress45\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"264\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-400x264.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" aria-describedby=\"gallery-1-3185\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-400x264.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-700x463.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-768x508.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-1536x1015.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45-150x99.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg 1779w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div>\n\t\t\t\t<figcaption class='wp-caption-text gallery-caption' id='gallery-1-3185'>\n\t\t\t\tSary: Ala Buissonni\u00e8re\n\t\t\t\t<\/figcaption><\/figure><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/oznorwo_soft\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"234\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66-400x234.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66-400x234.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66-700x410.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66-768x450.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66-150x88.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_161919_compress66.jpg 960w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div><\/figure>\n\t\t<\/div>\n\n<h3>Filalaovana karatra Varika<\/h3>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Ireo karatra momba ny Varika novokarin&#8217;ny Lemur Conservation Network kosa dia entinay manamafy ny fahafantarana ireo karazana varika sy toerana fivelomany. Rehefa vita ny tantara iray, dia manao karazana kilalao izahay. Liana ireo ankizy ary variana amin\u2019ireo karazana varika, na ny habeany, na ny lokon\u2019ny volony na ny lokon\u2019ny masony. Ho an\u2019ireo ankizy somary efa lehibe, manampy azy amin\u2019ny famoronana fehezanteny ireo karatra.<\/p>\n<div dir=\"auto\">Mazoto tokoa ireo ankizy ka mahatratra 95% ny fahatongan\u2019ny ankizy mamaky boky raha toa ka 60% ny fandehanany any an-tsekoly.<\/div>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Namaranana ny kilalao dia napetraka ny fanontaniana hoe :<\/p>\n<blockquote>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Fa nahoana no tsy avelan&#8217;ny mpiandry ala ompina ny biby anaty ala ? Lahatsoratra maromaro namalin&#8217;i Anjara azy !<\/p>\n<\/blockquote>\n<div id='gallery-2' class='gallery galleryid-3183 gallery-columns-2 gallery-size-medium'><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/sdr_soft-2\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"400\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-400x400.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" aria-describedby=\"gallery-2-3188\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-400x400.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-700x700.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-200x200.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-768x768.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-150x150.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50-45x45.jpg 45w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170539_compress50.jpg 1368w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div>\n\t\t\t\t<figcaption class='wp-caption-text gallery-caption' id='gallery-2-3188'>\n\t\t\t\tSary : Ala Buissonni\u00e8re\n\t\t\t\t<\/figcaption><\/figure><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/sdr_soft\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"400\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-400x400.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-400x400.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-700x700.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-200x200.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-768x768.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-150x150.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72-45x45.jpg 45w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20250115_170522_compress72.jpg 1368w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div><\/figure>\n\t\t<\/div>\n\n<p style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-size: 16px;\">Ao anaty ny fanamafisana ny fahaizana mamaky, manoratra sy misaina dia mampiasa boky sy kilalao mifantoka amin\u2019ny ala izahay. Tantara momba ny varika no hitondran\u2019ireo boky ny ankizy mitety an\u2019i Madagasikara inty taona inty. Hamafisin\u2019ireo karatra Varika izany, ahafantarany misimisy koa ireo karazany maro, ny sakafony sy ny toerana fivelomany. Isambolana kosa ny ankizy dia manaraka ny fivoaran\u2019ny \u2018Jardin botanique\u2019, mizatra manao fikarohana hampitomboana ny karazana zavamaniry izay sakafon\u2019ny varika sy ireo biby hafa, ary manaramaso ny fitomboan\u2019izy ireo.<\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2 dir=\"auto\">\u00a0Teny Famaranana<\/h2>\n<div dir=\"auto\">Ny ankizy anio no hamerina sy hiaro ny ala rahampitso. Miezaka ny fikambanana manome azy ireo ny fitaovana ilainy entina manataterak\u2019izany: ny fahafantarana ny lanjan\u2019ny zavaboary ary ny fahaizana mandalina entina hiarovana azy.<\/div>\n<div dir=\"auto\"><\/div>\n<div dir=\"auto\">Indro zaraina <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/Rapport-annuel-2024.pdf\">eto<\/a> ny tatitra ny asa 2024 nataon&#8217;ny fikambanana Ala Buissonni\u00e8re . Tsidio ihany koa ny <a href=\"https:\/\/bit.ly\/AlaBuissonni\u00e8re\">pejy Facebook<\/a>.<\/div>\n<div dir=\"auto\"><\/div><\/div>\n<\/div>\n<\/div>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p> &#8220;Fanabeazana sy fianarana no anisan&#8217;ny antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika&#8221;. Izay no fehin&#8217;ny resaka nataonay niaraka t&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":3185,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-3183","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#039;antoka ho an&#039;ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#039;antoka ho an&#039;ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"&quot;Fanabeazana sy fianarana no anisan&#039;ny antoka ho an&#039;ny fiarovana ny varika&quot;. Izay no fehin&#039;ny resaka nataonay niaraka t... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2025-02-02T18:42:49+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2025-02-02T18:43:43+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1779\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1176\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#8217;antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika\",\"datePublished\":\"2025-02-02T18:42:49+00:00\",\"dateModified\":\"2025-02-02T18:43:43+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/\"},\"wordCount\":852,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/02\\\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/\",\"name\":\"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan'antoka ho an'ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/02\\\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg\",\"datePublished\":\"2025-02-02T18:42:49+00:00\",\"dateModified\":\"2025-02-02T18:43:43+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/02\\\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2025\\\/02\\\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg\",\"width\":1779,\"height\":1176,\"caption\":\"Sary: Ala Buissonni\u00e8re\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#8217;antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan'antoka ho an'ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan'antoka ho an'ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network","og_description":"\"Fanabeazana sy fianarana no anisan'ny antoka ho an'ny fiarovana ny varika\". Izay no fehin'ny resaka nataonay niaraka t... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2025-02-02T18:42:49+00:00","article_modified_time":"2025-02-02T18:43:43+00:00","og_image":[{"width":1779,"height":1176,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#8217;antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika","datePublished":"2025-02-02T18:42:49+00:00","dateModified":"2025-02-02T18:43:43+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/"},"wordCount":852,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/","name":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan'antoka ho an'ny fiarovana ny varika - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg","datePublished":"2025-02-02T18:42:49+00:00","dateModified":"2025-02-02T18:43:43+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2025\/02\/IMG_20241127_1409132_compress45.jpg","width":1779,"height":1176,"caption":"Sary: Ala Buissonni\u00e8re"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-ala-buissonniere-fanabeazana-no-anisanantoka-ho-anny-fiarovana-ny-varika\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fikambanana Ala Buissonni\u00e8re: Fanabeazana no anisan&#8217;antoka ho an&#8217;ny fiarovana ny varika"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3183","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3183"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3183\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3191,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3183\/revisions\/3191"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3185"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3183"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3183"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3183"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}