{"id":310,"date":"2015-07-24T22:07:28","date_gmt":"2015-07-24T22:07:28","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=310"},"modified":"2025-11-02T17:09:17","modified_gmt":"2025-11-02T14:09:17","slug":"ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/","title":{"rendered":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)"},"content":{"rendered":"<p>Kanto \u00a0tokoa raha i Madagasikara! Ary tsy manam-paharoa raha ny \u00a0 tontolo misy eto amintsika no hasian-dresaka! andeha ange ho velabelarintsika ny momba \u00a0ireo tangoronan-tendrombohitra MAKAY e. Isaorana ety am-piandohana ny\u00a0<a href=\"http:\/\/www.naturevolution.org\/ou-agissons-nous\/afrique\/le-makay\/\">Nature Evolution<\/a>\u00a0\u00a0izay \u00a0nanome al\u00e0l\u00e0na am-pitiavana ny ampiasaina ireo sary nalain&#8217;izy ireo.<\/p>\n<p>Man\u00e0na \u00a0drafitra&#8217;asa mahafinaritra ary tena mahaliana ihany koa ry zareo ho antsika Mpianatra sy tsirairay avy izay mba liana ny handeha \u00a0hizaha ny hatsaran&#8217;izany Makay izany. Tsidiho ange ny\u00a0<a href=\"http:\/\/www.naturevolution.org\/comment-nous-aider\/devenez-challenger\/\">Fanamby (Challenge Makay) 2015-2016<\/a>\u00a0 sy ny\u00a0<a href=\"http:\/\/www.naturevolution.org\/comment-nous-aider\/volontariat-dans-le-makay\/\">Mpanatanterak&#8217;iraka an-tsitrapo (mission volontaire) 2015-2016<\/a>\u00a0 izay samy karankarain&#8217;ny Nature Evolution e!<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\" alignnone wp-image-316\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0241.jpg\" alt=\"\" width=\"900\" height=\"596\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0241.jpg 1200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0241-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0241-1024x678.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 900px) 100vw, 900px\" \/><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<h4><span style=\"color: #993300;\">Firy amintsika mamaky ireo ohatra no efa mba nandeha nitsidika izany atao hoe Makay izany? Ary mba manao ahoana moa izy izany? Aiza ho aiza no misy azy ary inona no mba hita any?<\/span><\/h4>\n<p>Sarotra aloha ny mandainga fa dia mbola vitsy dia vitsy tokoa ireo mahafantatra ny fisian&#8217;izany Makay izany. Mety efa betsaka ihany anefa ny naheno \u00a0fa mbola tsy nahita maso. \u00a0Ny tangoronam-tendrombohitra Makay dia hita\u00a0\u00a0ao amin\u2019ny faritry Menabe miampaka hatrany amin&#8217;ny faritra atsimo andrefana iny, \u00a0manana ny lanjany eo an\u2019ivon\u2019izao tontolo izao, satria laharana faha-11 izy amin\u2019ny fiarovana ny fahamamaron\u2019ny karazan\u2019ireo zava-miaina eo amin\u2019ny toerana iray (\u00ab\u00a0biodiversit\u00e9\u00a0\u00bb). Mirefy 150km x 50 km izy ireo ary miloko ho mavo mitopy volon-davenona.<\/p>\n<p>Niforona\u00a0avy amin&#8217;ny ahalal\u00e0n&#8217;ny fikaohan&#8217;ny riaka ny tany izy ireo ary dia nanome endrika kanto hafa kely izay ahitana tany lemaka midadasika sy rerinrano mikoriana any an-tsefatsefan&#8217;ny tendrombohitra.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-318\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1213.jpg\" alt=\"\" width=\"900\" height=\"596\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1213.jpg 1200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1213-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1213-1024x678.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 900px) 100vw, 900px\" \/><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Ankoatr&#8217;izany dia ahitana karazana zava-maniry sy bibidia maro isan-karazany ihany koa any. Ary izany no anisany hilaina ny tokony hitandrovantsika azy ireny. \u00a0Raha atao bango tokana ny tokony hiarovana azy ireny dia \u00a0satria harena voajanahary izy ireny ary:<\/p>\n<ul>\n<li>ny varika\/ gidro dia tafiditra ao anatin&#8217;ny sokajin&#8217;ireo harena voajanahay miaina maneran-tany (patrimoine mondial vivant)\u00a0;<\/li>\n<li>tombony amin\u2019ny toe-karena koa izy amin\u2019ny ahal\u00e0lan\u2019ny fizahantany\u00a0;<\/li>\n<li>ny fandalinana nazy ireny ihany koa\u00a0dia mampitombo ny fahalalana momban\u2019ny fahamamaron\u2019ny karazan\u2019ireo zava-miaina eo amin\u2019ny toerana iray (\u00ab\u00a0biodiversit\u00e9\u00a0\u00bb).<\/li>\n<\/ul>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-317\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0614.jpg\" alt=\"\" width=\"900\" height=\"596\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0614.jpg 1200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0614-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI0614-1024x678.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 900px) 100vw, 900px\" \/><\/p>\n<h4><span style=\"color: #993300;\">Liana ve ianao hoe inona no tokony ho atao hiarovana ny Makay sy ny zava-miaina misy ao aminy toy ireo gidro\/varika\u00a0? Ary ahoana ny fomba \u00a0ahatongavana any Makay?<\/span><\/h4>\n<p>Ny fomba voalohany ahafahana miaro ny varika\/gidro sy ireo zava-manan&#8217;aina hafa maro isan-karazany , dia ny fiarovana \u00a0ny fonenany izay matetika dia tafiditra ao amin&#8217;ny antsoina hoe &#8220;Syst\u00e8me d\u2019Aire Prot\u00e9g\u00e9e de Madagascar (SAPM)&#8221; izany hoe toerana arovana ary tokony ho anisan&#8217;izany ny Makay. Tsy vitan\u2019ny fiampidirana azy ho\u00a0ao amin\u2019ny SAPM anefa ny fiarovana ny Makay fa mila tsara tantana sy mila loharanon-karena (ressources) ihany koa toy ny fizahan-tany ohatra.. Mba ho tanteraka izany dia hoe mila paik\u2019ady hikojana ny toerana. Inona ny vahaolana\u00a0? \u00a0Hatao toerana voaro tantanan\u2019ny fanjakana ve sa ny tsy miankina\u00a0? Rehefa milamina ny drafitra \u00a0sy ny paik\u2019ady mba hisian\u2019ny filaminana amin\u2019ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana dia tokony ho mety dahalo. Ny tsy azo hadino kosa anefa, na inona na inona fandehany rehefa ho lasa toerana voatokana vaovao ny Makay, dia mila \u00a0manao fampifanerana ny fampiasam-bola amin\u2019ny tontolo iainana \u00a0(Mise en Compatibilit\u00e9 des Investissement avec l\u2019Environnement) ary tsy latsa-danja amin\u2019izany ny \u00a0sosialy, ny fanka-kevim-bahoaka (audience publique) \u00a0sy ny fampifanarahana ny fiarovana ny tontolo iaianana sy anto-piveloman\u2019ny mponina eny antoerana.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignnone wp-image-319\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1260.jpg\" alt=\"\" width=\"900\" height=\"596\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1260.jpg 1200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1260-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/EWEXMKI1260-1024x678.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 900px) 100vw, 900px\" \/><\/p>\n<p>Itsy etsy ambony itsy no anisan&#8217;ny l\u00e0lana mankany! Mahasondriana ery! \u00a0Mandeha amin&#8217;ny l\u00e0lam-pirenena \u00a0RN 35 iny ianao dia eny Malaimbady no \u00a0mivily. Misy fidirana anankiroa ny mankany : Malaimbady na \u00a0Beroroha ihany koa izay amoron&#8217;ny renirano Mangoky. Dian-tongotra tsy misy ohatr&#8217;izany ny any ary izay no antony hilaina mpitondra entana sy mpitari-dia mba hialana amin&#8217;yn mety ho fahaverezana. \u00a0 Mandritra ny 9 andro eo \u00a0ny famakivakiana an&#8217;i \u00a0Makay ary mahatratra hatramin&#8217;ny 7-8 ora ny dia tongotra \u00a0mila hatao isan&#8217;andro ankoatry ny andro iray \u00a0manontolo izay eny ambonin&#8217;ny lakana eny amin&#8217;ny reniranon&#8217;i Mangoky. \u00a0Tafavoaka any \u00a0amin&#8217;ny \u00a0tangoronam-tendrobohitra iray hafa eny Isalo \u00a0ny \u00a0dia izay any amin&#8217;ny l\u00e0l\u00e0m-pirenena RN7. Mila fiomana betsaka ny mankany ary mila fiara tsy mataho-dal\u00e0na (4X4) amin&#8217;ireo faritra tonga ny fiara. Raha te ho any ianao dia mila manana fotoana malalaka ihany koa , eo amin&#8217;ny tapa-bolana eo. \u00a0Koa ndao ary e! Iza no sahy?!<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Kanto \u00a0tokoa raha i Madagasikara! Ary tsy manam-paharoa raha ny \u00a0 tontolo misy eto amintsika no hasian-dresaka! andeha a&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":3,"featured_media":315,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[9],"class_list":["post-310","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fitsidihana-toerana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Kanto \u00a0tokoa raha i Madagasikara! Ary tsy manam-paharoa raha ny \u00a0 tontolo misy eto amintsika no hasian-dresaka! andeha a... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2015-07-24T22:07:28+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2025-11-02T14:09:17+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"540\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"358\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Caroll Razafimahaleo\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Caroll Razafimahaleo\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"4 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Caroll Razafimahaleo\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/7f39c6f0dd5568e6d279e26746351542\"},\"headline\":\"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)\",\"datePublished\":\"2015-07-24T22:07:28+00:00\",\"dateModified\":\"2025-11-02T14:09:17+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/\"},\"wordCount\":733,\"commentCount\":0,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/07\\\/10643.jpg\",\"keywords\":[\"Fitsidihana toerana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"CommentAction\",\"name\":\"Comment\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#respond\"]}]},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/\",\"name\":\"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/07\\\/10643.jpg\",\"datePublished\":\"2015-07-24T22:07:28+00:00\",\"dateModified\":\"2025-11-02T14:09:17+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/07\\\/10643.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/07\\\/10643.jpg\",\"width\":540,\"height\":358},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/7f39c6f0dd5568e6d279e26746351542\",\"name\":\"Caroll Razafimahaleo\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g\",\"caption\":\"Caroll Razafimahaleo\"},\"description\":\"Razafimahaleo Caroll Mpiandraikitra momba ny tontolo iainana ny tenany ary efa ho dimy taona izao no nanatontosan'izany asa izany. Amin'ny alalan'ny fanaovana fanadihadiana ny mety ho fiantraikan'ny fahasimban'ny tontolo iainana ary ny fanaraha-maso ireo drafitra sy fomba entina hitantana ny tetik'asa momba ny tontolo iainana no tena anisan'ny imasony. Nianatra momba ny toekarena , sokajy toekarana iombonana sy ny tontolo iainana teny amin'ny anjery manontolon' i Antananarivo ny tenany.\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/caroll\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network","og_description":"Kanto \u00a0tokoa raha i Madagasikara! Ary tsy manam-paharoa raha ny \u00a0 tontolo misy eto amintsika no hasian-dresaka! andeha a... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2015-07-24T22:07:28+00:00","article_modified_time":"2025-11-02T14:09:17+00:00","og_image":[{"width":540,"height":358,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Caroll Razafimahaleo","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Caroll Razafimahaleo","Est. reading time":"4 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/"},"author":{"name":"Caroll Razafimahaleo","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/7f39c6f0dd5568e6d279e26746351542"},"headline":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)","datePublished":"2015-07-24T22:07:28+00:00","dateModified":"2025-11-02T14:09:17+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/"},"wordCount":733,"commentCount":0,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg","keywords":["Fitsidihana toerana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"CommentAction","name":"Comment","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#respond"]}]},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/","name":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay) - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg","datePublished":"2015-07-24T22:07:28+00:00","dateModified":"2025-11-02T14:09:17+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/07\/10643.jpg","width":540,"height":358},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ireo-tangoronam-tendrombohitra-makay-le-massif-du-makay\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ireo tangoronam-tendrombohitra MAKAY ( Le massif du Makay)"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/7f39c6f0dd5568e6d279e26746351542","name":"Caroll Razafimahaleo","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/bc6d3c3aa7631bfaf0cbe842be7d7f218100b7e1b866fc4f2b68334ae6a69795?s=96&r=g","caption":"Caroll Razafimahaleo"},"description":"Razafimahaleo Caroll Mpiandraikitra momba ny tontolo iainana ny tenany ary efa ho dimy taona izao no nanatontosan'izany asa izany. Amin'ny alalan'ny fanaovana fanadihadiana ny mety ho fiantraikan'ny fahasimban'ny tontolo iainana ary ny fanaraha-maso ireo drafitra sy fomba entina hitantana ny tetik'asa momba ny tontolo iainana no tena anisan'ny imasony. Nianatra momba ny toekarena , sokajy toekarana iombonana sy ny tontolo iainana teny amin'ny anjery manontolon' i Antananarivo ny tenany.","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/caroll\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/310","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/3"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=310"}],"version-history":[{"count":19,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/310\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":451,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/310\/revisions\/451"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/315"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=310"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=310"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=310"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}