{"id":3043,"date":"2024-04-28T13:56:14","date_gmt":"2024-04-28T10:56:14","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=3043"},"modified":"2024-04-28T14:01:34","modified_gmt":"2024-04-28T11:01:34","slug":"science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/","title":{"rendered":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly"},"content":{"rendered":"<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-box  normal   \"> <\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ao amin\u2019ny andiany bilaogy Science Corner faharoa, Coral Chell dia mandinika ireo lahatsoratra siantifika vao haingana ary mandinika ny maha zava-dehibe azy ireo amin\u2019ny fiarovana ny Varika. Ao<a href=\"https:\/\/www.researchgate.net\/publication\/378705432_Tropical_field_stations_yield_high_conservation_return_on_investment\"> amin\u2019ity lahatsoratra ity<\/a>, \u00a0izay nivoaka tao amin\u2019ny Conservation Letters.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\"> <\/div> <\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ireo toeram-pikarohana an&#8217;arivony maneran-tany no eo amin&#8217;ny laharana voalohany amin&#8217;ny fiarovana ny zava-mananaina\u2026 [nefa] matetika tsy fantatra ny lanjan&#8217;izy ireo amin&#8217;ny ezaka fiarovana ny zava-mananaina nasionaly sy iraisam-pirenena.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"> <div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/span><\/p>\n<h2>Tobim-pikarohana tropikaly: Moa ve laharam-pahamehana eo amin&#8217;ny fiarovana?<\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Voafetra ny famatsiam-bola ao anatin&#8217;ny fiarovana maneran-tany, midika izany fa tena zava-dehibe ny famoronana vahaolana amin&#8217;ny fiarovana mahomby miaraka amin&#8217;ny fiverenana amin&#8217;ny fampiasam-bola ambony. Ny tobim-pikarohana maneran-tany dia heverin&#8217;ny maro ho &#8216;loharano voalohany&#8217; amin&#8217;ny fiarovana ny zava-mananaina. Izany dia hazavaina amin&#8217;ny ankapobeny amin&#8217;ny fifandraisan&#8217;izy ireo amin&#8217;ny fandrosoana lehibe eo amin&#8217;ny fiarovana, fanabeazana ary fikarohana. Na izany aza, matetika tsy fantatra ireo fahombiazana ireo ka nitarika tamin&#8217;ny fihenan&#8217;ny famatsiam-bola sy ny fampihenana ny fampiasam-bola ataon&#8217;ny governemanta sy ny fikambanana, indrindra fa hatramin&#8217;ny nanombohan&#8217;ny valan&#8217;aretina COVID-19.\u00a0<\/span><\/p>\n<h3><span style=\"font-weight: 400;\">Nahoana no tsy fantatra araka ny tokony ho izy ny fahombiazan&#8217;ny tobim-pikarohana tropikaly?\u00a0<\/span><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Mety ho noho ny fepetra ampiasain&#8217;ny mpamatsy vola hanombanana ny fahombiazan&#8217;izy ireo. Sampan-draharaha misahana ny famatsiam-bola lehibe maro no tena liana amin&#8217;ny fiverenana amin&#8217;ny fampiasam-bola amin&#8217;ny fiarovana na conservation return on investment (CROI) &#8211; vokatry ny fiarovana azo refesina amin&#8217;ny sandan&#8217;ny fitantanam-bola amin&#8217;ny fanatrarana izany vokatra izany &#8211; midika izany fa ny tetikasa iray dia mila mampiseho vokatra izay mendrika ny vola napetraka ao aminy. Ho an&#8217;ny tetikasa fikajiana maro, ireo lafiny ireo dia tsy mazava tsara na voarakitra an-tsoratra, na tena sarotra tsotra izao ny tombana.<\/span><\/p>\n<h3>Fanontaniana teo amin\u2019ny asa fikarohana<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ity fanadihadiana tamin\u2019ny 2023 ity dia mikendry ny hanombanana ny fiverenan&#8217;ny fikajiana ny toeram-piarovana amin&#8217;ny fampiasam-bola sy ny fijerena ny fiantraikan&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ireo tobim-pikarohana tropikaly.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_3049\" aria-describedby=\"caption-attachment-3049\" style=\"width: 400px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3049 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1-400x391.png\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"391\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1-400x391.png 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1-700x684.png 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1-150x146.png 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1-45x45.png 45w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-aim-768x750-1.png 768w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3049\" class=\"wp-caption-text\">Tanjon&#8217;ny fikarohana<\/figcaption><\/figure>\n<h3 dir=\"ltr\">Fomba fiasa<\/h3>\n<p dir=\"ltr\">Ireo mpanoratra ny lahatsoratra dia nijery ny hanadihadiana ireo mpitarika sy talen&#8217;ny tobim-pikarohana isan-karazany manerana ny tropika, mifantoka manokana amin&#8217;ny tobim-pikarohana any amin&#8217;ny firenena misy primata. Nahoana no primata ? Tena ilaina amin&#8217;ny fiarovana ny primata ary heverina ho karazana manan-danja amin&#8217;ny fampandehanana ny tontolo iainana tropikaly.<\/p>\n<p dir=\"ltr\">Ny fanadihadiana tamin\u2019ireo fanontaniana miisa 70 dia nahitana fanontaniana tanjona (ohatra ny toerana) sy ny hevitra (ohatra ny mety hisian&#8217;ny fanakatonana na ny fiantraikan&#8217;ny fandaharan&#8217;asa momba ny fiarovana). Nasaina nanombatombana ny sandan&#8217;ny salanisa isan-taona ihany koa ireo izay namaly mba ahafahana mikajy ny &#8216;fiantraikany mivantana amin&#8217;ny fiarovana&#8217;.<\/p>\n<p dir=\"ltr\">Ankoatra ity fanadihadiana ity dia nisy ny famakafakana hafa natao. Noho io famakafakana io dia nanantena ny mpanoratra hoe :<\/p>\n<ol>\n<li dir=\"ltr\" aria-level=\"1\">\n<p dir=\"ltr\" role=\"presentation\">Manombana ny isan&#8217;ny karazana zava-mananaina voakasik&#8217;ilay tobim-pikarohana, ary<\/p>\n<\/li>\n<li dir=\"ltr\" aria-level=\"1\">\n<p dir=\"ltr\" role=\"presentation\">Manombana ny fahaverezan&#8217;ny rakotry ny ala ao amin&#8217;ny tobim-pikarohana sy ny manodidina.<\/p>\n<\/li>\n<\/ol>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/span><\/p>\n<h2>Fanatsarana ny kalitaon&#8217;ny toeram-ponenana, fampihenana ny tahan&#8217;ny fihazana ary ny fihenan&#8217;ny fandripahana ala<\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Tobim-pikarohana miisa 157 manerana ny firenena 56 no nanaovana fanadihadiana, ka ny 62% amin&#8217;ireo firenena ireo no misy primata. Tamin&#8217;ny fanontaniana napetraka dia hita fa ny ankamaroan&#8217;ireo namaly dia nino fa ny fisian&#8217;ny tobim-pikarohana ireo dia nanatsara ny kalitaon&#8217;ny toeram-ponenana (83%), ny nampihena ny tahan&#8217;ny fihazana (86%) ary nanatsara ny fampiharana ny lal\u00e0na momba ny fampiasana \/ fitrandrahana biby (67%).<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_3048\" aria-describedby=\"caption-attachment-3048\" style=\"width: 400px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3048 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure1-768x591-1-400x308.png\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"308\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure1-768x591-1-400x308.png 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure1-768x591-1-700x539.png 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure1-768x591-1-150x115.png 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure1-768x591-1.png 768w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3048\" class=\"wp-caption-text\">Sary mampiseho ny fiantraikan&#8217;ny tobim-pikarohana eo amin&#8217;ny kalitaon&#8217;ny toeram-ponenana, ny fanerena ny fihazana ary ny fampiharana ny lal\u00e0na.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ho fanampin&#8217;izay, nokajiana fa tao anatin&#8217;ny taona iray &#8216;ara-dal\u00e0na&#8217; (izany hoe talohan&#8217;ny COVID-19) dia nampiasain&#8217;ny mpikaroka miisa 725-3315 ny tobim-pikarohana ary nisy lahatsoratra siantifika miisa 330-1255 navoaka.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ireo tobim-pikarohana nohadihadiana dia mety ahitana karazana biby eny amin\u2019ny tany 1215 izay voatanisa ao amin&#8217;ny lisitra mena IUCN, ary ny ankamaroany dia hita any Afrika (499), Azia (377), ary avy eo ny neotropika (342). Farany, na dia eo aza ny fitomboan\u2019ny fandripahana ala amin&#8217;ny ankapobeny, rehefa nifantoka tamin&#8217;ny faritra manodidina ny tobim-pikarohana dia hita fa kely dia kely ny fahaverezan&#8217;ny rakotry ny ala ary nihena 17,6% ny fandripahana ala amin&#8217;ny ankapobeny teo akaikin&#8217;ny toby.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<figure id=\"attachment_3047\" aria-describedby=\"caption-attachment-3047\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3047 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1-700x283.png\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"283\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1-700x283.png 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1-400x162.png 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1-768x311.png 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1-150x61.png 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/Eppley-paper-figure2-1536x622-1.png 1536w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3047\" class=\"wp-caption-text\">Sary mampiseho ny isan-jaton&#8217;ny karazam-biby tandindomin-doza sy tsy fahampiana angona isaky ny vondrona taxonomika, araka ny voatanisa ao amin&#8217;ny lisitra mena IUCN eo amin\u2019ny karazana atahorana.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/span><\/p>\n<h2>Ny fiantraikan\u2019ny COVID- 19 teo amin\u2019ny tobim-pikarohana<span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0<\/span><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny valan&#8217;aretina COVID-19 dia nisy, ary mbola misy fiantraikany lehibe eran-tany, manerana ny sehatra rehetra. Na izany aza, ny fiarovana, indrindra fa any amin&#8217;ny tany mafana, dia nisy fiantraikany mafy (Gibbons et al. 2021). Ity fanadihadiana ity dia nahita fa ny areti-mifindra COVID-19 dia nahatonga ny fanakatonana amin\u2019ny ampahany na tanteraka ny antsasany (48%) amin&#8217;ireo tobim-pikarohana natao fanadihadiana teo anelanelan&#8217;ny volana Martsa 2020 sy Jona 2022. Fanampin&#8217;izany, tamin&#8217;ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana, efa ho ny ampahefany (22%) amin&#8217;ny tobim-pikarohana no mijanona amin&#8217;ny ampahany na mihidy tanteraka.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Raha mifantoka amin&#8217;ny famatsiam-bola nanomboka tamin&#8217;ny martsa 2020, ny 50% amin&#8217;ireo tobim-pikarohana natao fanadihadiana dia manana famatsiam-bola &#8216;kely&#8217; na &#8216;kely kokoa&#8217; noho ny talohan&#8217;ny valan&#8217;aretina COVID-19. Ity toe-javatra ity dia hisy fiantraikany lehibe amin&#8217;ny ezaka fiarovana, fanabeazana ary fikarohana atao amin&#8217;ireo toerana ireo.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/span><\/p>\n<h2>Inona no dikan&#8217;izany ho an&#8217;ny hoavin&#8217;ny fiarovana ?<\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ity fanadihadiana ity dia mampiseho fa ny tobim-pikarohana dia heverina ho fomba iray hanatsarana ny kalitaon&#8217;ny toeram-ponenana, hanakanana ny fitrandrahana tsy ara-dal\u00e0na ny harena voajanahary, ary hampihenana ny fandripahana ala any amin&#8217;ny faritra mafana. Raha ny kajikajy dia hita fa mitentina 637 dolara amerikana isaky ny kilometatra toradroa ireo tombony ireo. Izany no antsasaky ny tetibola antonony maneran-tany ho an&#8217;ny faritra arovana!<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_3046\" aria-describedby=\"caption-attachment-3046\" style=\"width: 400px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-3046 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/FIELD-SCHOOL-2017-A-TSINJOARIVO-4-768x576-1-400x300.jpg\" alt=\"\" width=\"400\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/FIELD-SCHOOL-2017-A-TSINJOARIVO-4-768x576-1-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/FIELD-SCHOOL-2017-A-TSINJOARIVO-4-768x576-1-700x525.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/FIELD-SCHOOL-2017-A-TSINJOARIVO-4-768x576-1-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/FIELD-SCHOOL-2017-A-TSINJOARIVO-4-768x576-1.jpg 768w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-3046\" class=\"wp-caption-text\">Fiofanana an-kianja teny Tsinjoarivo-Tobim-pikarohana tantanan&#8217;ny ONG Sadabe<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ity fanadihadiana ity dia tsy manome ny CROI (famerenana amin&#8217;ny fampiasam-bola) fotsiny ho an&#8217;ny tobim-pikarohana maro samihafa manerana ny tropika, fa mampiseho ny tombontsoa mazava ho an\u2019ny fiarovana, manome fomba iray azo ampiasaina hamaritana tsara ny CROI ho an&#8217;ny toeram-pikarohana hafa mifantoka amin&#8217;ny fiarovana. Fampahalalana tena ilaina amin&#8217;ny famoronana sy fampiharana ny rafitra politika iraisam-pirenena hiatrehana ny krizy momba ny zavamananaina maneran-tany.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">\u2018\u2018Na dia tsy afaka miantoka ny faharetan&#8217;ny karazam-biby aza ny tobim-pikarohana, dia hitanay fa mahomby kokoa ny miaro ireo mponina mipetraka manodidina ny ala, ary manome tombontsoa hafa mazava sy azo raisina eo amin&#8217;ny fiarovana, amin&#8217;ny vidiny mora\u2019\u2019.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div><\/span><\/p>\n<h2>Inona no fiantraikan&#8217;ny tobim-pikarohana eo amin&#8217;ny fiarovana eto Madagasikara?<\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Dr. Seheno Andriantsaralaza, tompon\u2019andraikitry ny Lemur Conservation Network eto Madagascar, nilaza hoe\u00a0:<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">\u201cNy tobim-pikarohana eto Madagasikara dia manan-danja eo amin&#8217;ny fanaraha-maso ny varika, ny fanadihadiana ny isan&#8217;ny varika ary ny fandrosoana vahaolana amin&#8217;ny fiarovana ny varika. Mitombo ny tsindry mahazo ireo varika sy ny toeram-ponenany, ary tsy afaka ho atao ny fanadihadiana momba ny varika raha tsy misy tobim-pikarohana.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Zava-dehibe indrindra ihany koa ireo tobim-pikarohana eto Madagasikara satria manana anjara toerana lehibe eo amin\u2019ny fiaraha-miasa eo amin\u2019ny primatologista sy ny mpiaro ny tontolo iainana Malagasy sy ireo vahiny. <\/span><\/p><\/blockquote>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-box  normal   \"><\/span><\/p>\n<h3>Famintinana ny fikarohana<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Raha jerena, voafetra ny famatsiam-bola ao amin&#8217;ny sehatry ny fiarovana, midika izany fa tena zava-dehibe ny famoronana vahaolana amin&#8217;ny fikajiana mahomby eo amin&#8217;ny fiverenana ambony amin&#8217;ny fampiasam-bola. Ity fanadihadiana ity dia mikendry ny hanombanana ny tamberim-bola amin&#8217;ny tobim-pikarohana eo amin\u2019ny fiarovana ary nandinika ny fiantraikan&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny tobim-pikarohana tropikaly.\u00a0<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Amin&#8217;ny ankapobeny, hita fa nanatsara ny kalitaon&#8217;ny toeram-ponenana ireo tobim-pikarohana, nanakana ny fitrandrahana harena voajanahary tsy ara-dal\u00e0na ary nampihena ny fandripahana ala tany amin&#8217;ny faritra mafana. Fanampin&#8217;izany, ny kajikajy dia naneho fa ny toeram-pikarohana dia nanana fiverenana tsara amin&#8217;ny fampiasam-bola.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ity fanadihadiana ity dia manasongadina mazava tsara ny fiantraikan&#8217;ny tobim-pikarohana eo amin&#8217;ny fiarovana. Tena ilaina izany fampahafantarana izany eo amin&#8217;ny rafitra politika iraisam-pirenena izay mikendry<\/span><span style=\"font-weight: 400\"> ny <\/span><span style=\"font-weight: 400\">hamahana ny krizy momba ny zava-mananaina maneran-tany.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\"><\/div><\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-box  normal   \"><\/span><\/p>\n<h3>Zavatra nisongadina manokana<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Tsy mahagaga raha tsy mahita isa marina amin\u2019ny fiantraikan&#8217;ny ezaka fiarovana eo amin\u2019ny natiora. Amiko dia anisan\u2019ny lafiny iray izay no TIAKO amin&#8217;ity lahatsoratra ity ! Hoy i Coral. Ny tarehimarika nanaitra ahy indrindra dia ny isan&#8217;ny mpikaroka sy ny karazana mpitsidika ary matihanina amin&#8217;ny fiarovana izay nampiantranoina teny amin&#8217;ny toby.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Mpikaroka miisa 725 ka hatramin&#8217;ny 3.315 no nanao fikarohana tao amin\u2019ny tobim-pikarohana, eo koa ireo mpianatra (83%), mpilatsaka an-tsitrapo (60%), mpianatra asa (47%), mpizaha tany sy ny sarambabem-bahoaka (36%) na ireo tompon&#8217;andraikitra amin&#8217;ny valan-javaboary (11%).<\/span> <span style=\"font-weight: 400\">Tsy mampino ireo isa ireo ary mampiseho ny fiantraikan&#8217;ireo toby ireo eo amin&#8217;ny ezaka fiarovana !<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\"><\/div><\/span><\/p>\n<h3>Loharano ampiasaina<\/h3>\n<ul>\n<li style=\"font-weight: 400;\" aria-level=\"1\"><span style=\"font-weight: 400;\">Eppley, T. M., Reuter, K. E., Sefczek, T. M., Tinsman, J., Santini, L., Hoeks, S., \u2026 &amp; Serio\u2010Silva, J. C. (2024). Ny tobim-pikarohana tropikaly dia manome fiverenana lehibe amin&#8217;ny fampiasam-bola eo amin&#8217;ny fiarovana. <\/span><i><span style=\"font-weight: 400;\">Conservation Letters<\/span><\/i><span style=\"font-weight: 400;\">, e13007.<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\" aria-level=\"1\"><span style=\"font-weight: 400;\">Eppley, T. M., Reuter, K. E., Sefczek, T. M., Tinsman, J., Wright, P. C., &amp; Mittermeier, R. A. (2022). Ny tobim-pikarohana dia manan-danja amin&#8217;ny tanjona fiarovana eran-tany. <\/span><i><span style=\"font-weight: 400;\">Nature<\/span><\/i><span style=\"font-weight: 400;\">, 612(7938), 33-33.<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\" aria-level=\"1\"><span style=\"font-weight: 400;\">Gibbons, D. W., Sandbrook, C., Sutherland, W. J., Akter, R., Bradbury, R., Broad, S., \u2026 &amp; Ockendon, N. (2022). Ny maha-zava-dehibe ny fiantraikan&#8217;ny valan&#8217;aretina COVID-19 eo amin&#8217;ny fiarovana ny zava-mananaina maneran-tany. <\/span><i><span style=\"font-weight: 400;\">Conservation Biology<\/span><\/i><span style=\"font-weight: 400;\">, 36(1), e13781.<\/span><\/li>\n<\/ul>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"\n<p>Ao amin\u2019ny andiany bilaogy Science Corner faharoa, Coral Chell dia mandinika ireo lahatsoratra siantifika vao haing&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":3045,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[17],"class_list":["post-3043","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fandinihana-lahatsoratra"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Inona no fiantraikan&#039; ireo tobim-pikarohana eo amin&#039;ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Inona no fiantraikan&#039; ireo tobim-pikarohana eo amin&#039;ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2024-04-28T10:56:14+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2024-04-28T11:01:34+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"768\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"470\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"7 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly\",\"datePublished\":\"2024-04-28T10:56:14+00:00\",\"dateModified\":\"2024-04-28T11:01:34+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/\"},\"wordCount\":1566,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2024\\\/04\\\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg\",\"keywords\":[\"#fandinihana lahatsoratra\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/\",\"name\":\"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2024\\\/04\\\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg\",\"datePublished\":\"2024-04-28T10:56:14+00:00\",\"dateModified\":\"2024-04-28T11:01:34+00:00\",\"description\":\"Inona no fiantraikan' ireo tobim-pikarohana eo amin'ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2024\\\/04\\\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2024\\\/04\\\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg\",\"width\":768,\"height\":470},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network","description":"Inona no fiantraikan' ireo tobim-pikarohana eo amin'ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network","og_description":"Inona no fiantraikan' ireo tobim-pikarohana eo amin'ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2024-04-28T10:56:14+00:00","article_modified_time":"2024-04-28T11:01:34+00:00","og_image":[{"width":768,"height":470,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"7 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly","datePublished":"2024-04-28T10:56:14+00:00","dateModified":"2024-04-28T11:01:34+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/"},"wordCount":1566,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg","keywords":["#fandinihana lahatsoratra"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/","name":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg","datePublished":"2024-04-28T10:56:14+00:00","dateModified":"2024-04-28T11:01:34+00:00","description":"Inona no fiantraikan' ireo tobim-pikarohana eo amin'ny sehatry ny fiarovana harena voajanahary anananatsika? Misy tamberim-bola ve izy ireny?","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2024\/04\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-768x470-1.jpeg","width":768,"height":470},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/science-corner-ny-tamberim-bola-entinireo-tobim-pikarohana-tropikaly\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Science Corner: Ny tamberim-bola entin\u2019ireo tobim-pikarohana tropikaly"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3043","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=3043"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3043\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3053,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/3043\/revisions\/3053"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/3045"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=3043"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=3043"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=3043"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}