{"id":2881,"date":"2023-08-10T22:06:17","date_gmt":"2023-08-10T19:06:17","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=2881"},"modified":"2023-08-10T22:14:02","modified_gmt":"2023-08-10T19:14:02","slug":"ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/","title":{"rendered":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana"},"content":{"rendered":"<p style=\"text-align: left;\"><div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p style=\"font-weight: 400;text-align: left\"><strong>\u201cRaharaha ny Malagasy rehetra, ny olona rehetra ny asa fiarovana ny harena voajanahary&#8221;<\/strong>. Raha lazaina saika isan\u2019andro hoe 98 % an\u2019ireo varika no ahiana ho lany tamingana dia mipetraka ny fanontaniana hoe raharaha an\u2019iza tokoa moa no hiantoka ny fiarovana azy ireo. Iza no tompon\u2019andraikitra amin\u2019izany asa izany? Betsaka ny valinteny azo omena fa saingy mahavelom-bolo sy mampisy fanantenana ny fahafantarana fa misy ireo olon-tsotra maniry sy mikendry hitondra ny anjaram-birikiny amin\u2019ny fiarovana ny harena voajanahary. Tafaresaka tamin&#8217;i Mme Hasina Ranoelison izahay, izy dia filoha mpanorina ny ONG DIARI. Araho eto ireo tanjona sy asan&#8217;ny ONG DIARI ho an&#8217;ny fiarovana ny varika sy fanohanana ny mponina.<\/p>\n<p style=\"text-align: left\"><\/div>\n<figure id=\"attachment_2884\" aria-describedby=\"caption-attachment-2884\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-2884 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee-700x525.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"525\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee-700x525.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-2884\" class=\"wp-caption-text\">Alan&#8217;ny Manjankandriana. Sary: ONG DIARI<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Teny fampidirana<\/h2>\n<p>Betsaka tokoa ny valinteny azo omena rehefa hanontaniana isika hoe iza no tokony handray andraikitra hiaro ny varika! fa saingy mahavelom-bolo sy mampisy fanantenana ny fahafantarana fa misy ireo olon-tsotra maniry sy mikendry hitondra ny anjaram-birikiny amin\u2019ny fiarovana ny harena voajanahary.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignright size-thumbnail wp-image-2895\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/logo-200x200.png\" alt=\"\" width=\"200\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/logo-200x200.png 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/logo-45x45.png 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Izany indrindra no anisan\u2019ny antom-pisian\u2019ny ONG DIARI. Ary satria ny fanafoanana ny fahantrana eto Madagasikara no anisan\u2019ny tena paik\u2019ady lehibe ahafahana miaro ny harena ara-boajanahary, ny ONG DIARI dia mametraka ny fampihenana sy fanafoanana ny fahantrana eny amin\u2019ny faritra iadidiana ho fanamby lehibe.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Tamin\u2019ny taona 2016 no nitsangana ny ONG DIARI ary i Hasina Ranoelison no filoha mpanorina ny fikambanana.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Tanjona sy asan\u2019ny fikambanana<\/h2>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Ireto avy ny tanjon\u2019ny fikambanana ONG DIARI:<\/p>\n<ul>\n<li style=\"font-weight: 400;\">Miasa ho an\u2019 ny tetik&#8217;asa fampandrosoana ara-tsosialy, toekarena ary kolontsaina manerana an&#8217;i Madagasikara.<\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\">\u00a0Mandray anjara amin&#8217;ny fanatsarana sy fiarovana ny zavamananaina sy\/na ny tontolo iainana ary koa ny tontolo iainan&#8217;ny mponina monina ao amin&#8217;ny faritra midadasika sy ny manodidina.<\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\">\u00a0 Manentana ho an\u2019ny fanabeazana ankapobeny sy ara-tontolo iainana ho an&#8217;ny olona marefo rehetra mba hampihenana ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra an\u2019ireo olona eny amin\u2019ny toerana hiadidiana<\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\">Mampiroborobo ny fanatsarana ny fahasalamana (tazomoka, aretim-pivalanana, SIDA, tsy fanjarian-tsakafo sns) ny mponina marefo manerana an\u2019i Madagasikara.<\/li>\n<\/ul>\n<figure id=\"attachment_2883\" aria-describedby=\"caption-attachment-2883\" style=\"width: 646px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-2883\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Pepiniere-646x700.jpg\" alt=\"\" width=\"646\" height=\"700\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Pepiniere-646x700.jpg 646w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Pepiniere-369x400.jpg 369w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Pepiniere-150x163.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Pepiniere.jpg 720w\" sizes=\"auto, (max-width: 646px) 100vw, 646px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-2883\" class=\"wp-caption-text\">Tanin-janakazo. Sary: ONG DIARI<\/figcaption><\/figure>\n<p style=\"font-weight: 400; text-align: center;\">Ireo asa ireo no ahafahan\u2019ny ONG DIARI hanampy ny mponina hiala amin\u2019ny fahantrana sy hiaro ny varika sy ny ala fonenany. Mba hanatrarana ny tanjony, ny ONG dia maniry amin\u2019ny fandraisan\u2019anjaran\u2019ny mpandray anjara mavitrika rehetra toy ny kaominina ambanivohitra sy an-tan\u00e0n-dehibe, ny sehatra tsy miankina, ny sampan-draharaham-panjakana voakasika, ireo mpamatsy vola sy mpiara-miombon\u2019antoka.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Toerana hiasan\u2019ny fikambanana<\/h2>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Any amin\u2019ny distrikan\u2019ny Manjakandriana, Kaominina Merikanjaka no toerana tena hiasan\u2019ny ONG DIARI. Hatreto dia fokontany efatra no nisian\u2019ireo asa fanentanana ny fanohanana ny mponina: Miarinarivo, Bemasoandro, Fahalefika, Ambodrasolo, Analamanga, Tsarahonenana. Sekoly ambaratonga voalohany efatra kosa no hanaovan\u2019izy ireo ny fanentanana ny fanabeazana ankapobeny sy ara-tontolo iainana.<\/p>\n<figure id=\"attachment_2885\" aria-describedby=\"caption-attachment-2885\" style=\"width: 700px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-2885 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3-700x525.jpg\" alt=\"\" width=\"700\" height=\"525\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3-700x525.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule3.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 700px) 100vw, 700px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-2885\" class=\"wp-caption-text\">Asa fambolen-kazo any amin&#8217;ny tanan-janakazo miaraka amin&#8217;ireo mponina eny ifotony. Sary: ONG DIARI<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Asa sy hetsika<\/h2>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Hatramin\u2019ny niforanan\u2019ny fikambanana dia maro ny hetsika natao:<\/p>\n<h3>Fanentanana sy fambolen-kazo<\/h3>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Tamin\u2019ny 2017, nisy ny hetsika fanentanana ny tontolo iainana tao amin\u2019ny fokontany Fahalefika, Manjakandriana sy ny fambolen-kazo iray metatra vitsivitsy ao Ravintsara taorian\u2019ny fitrandrahana tsy ara-dal\u00e0na ny ala voajanahary.<\/p>\n<blockquote>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Ny tanjona dia ny hampihenana ny fanapahana tsy voafehy ny harena voajanahary sy hanatsarana ny fahalalan\u2019ny mponina amin\u2019ny tontolo iainana. Ankehitriny ny taham-pahombiazan&#8217;ny fambolena dia 97%.<\/p>\n<\/blockquote>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Manoloana izany dia nisy ny fanadihadiana kely natao tamin\u2019ireo mponina manodidina ary vonona ny hanolo-tena amin\u2019ny tetikasa mitovy amin\u2019izany ny mponina. Torak\u2019izany ihany koa ny fankatoavan\u2019ny tompon\u2019andraikitra mahefa (ben\u2019ny tan\u00e0na, lehiben\u2019ny fokontany) momba ity tetikasa ity.<\/p>\n<div id='gallery-1' class='gallery galleryid-2881 gallery-columns-2 gallery-size-medium'><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/distribution-plantule\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"300\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule-400x300.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" aria-describedby=\"gallery-1-2887\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule-700x525.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div>\n\t\t\t\t<figcaption class='wp-caption-text gallery-caption' id='gallery-1-2887'>\n\t\t\t\tAsa fambolen-kazo. Sary ONG DIARI\n\t\t\t\t<\/figcaption><\/figure><figure class='gallery-item'>\n\t\t\t<div class='gallery-icon landscape'>\n\t\t\t\t<a href='https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/distribution-plantule2\/'><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" width=\"400\" height=\"300\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2-400x300.jpg\" class=\"attachment-medium size-medium\" alt=\"\" aria-describedby=\"gallery-1-2886\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2-400x300.jpg 400w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2-700x525.jpg 700w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Distribution-plantule2.jpg 1024w\" sizes=\"auto, (max-width: 400px) 100vw, 400px\" \/><\/a>\n\t\t\t<\/div>\n\t\t\t\t<figcaption class='wp-caption-text gallery-caption' id='gallery-1-2886'>\n\t\t\t\tAsa fambolen-kazo. Sary : ONG DIARI\n\t\t\t\t<\/figcaption><\/figure>\n\t\t<\/div>\n\n<h3>Fanabeazana ara-pananahana<\/h3>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Nandritra ny taona 2019 sy 2020, nanoriana tetikasa ara-pahasalamana miompana amin\u2019ny fanabeazana ara-pananahana no natao tany amin\u2019ny faritra Moramanga ny fikambanana. Ny tanjona ny hanatsarana ny fahalalan\u2019ny tanora sy ny vehivavy momba ny fananahana ary ny fanaovana \u201c\u00e9chographie\u201d ho an\u2019ny vehivavy bevohoka mba hahafahan\u2019izy ireo manomana ara-nofo sy ara-moraly amin\u2019ny fiterahana.<\/p>\n<h3 style=\"font-weight: 400;\">Fanabeazana ankapobeny\u00a0: fampianarana mamaky teny sy manoratra<\/h3>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Tamin\u2019ny taona 2021,\u00a0 nampiroborobo ny tetikasam-panabeazana any Miarinarivo ny ONG DIARI, ka ny fampiakarana ny tahan\u2019ny fahaizana mamaky teny sy manoratra any an-toerana no tena tanjona. Nosinganina manokana ireo tsy manana fahafahana ara-bola mianatra hahay mamaky teny sy manoratra.<\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Tsindry mahazo ny varika<\/h2>\n<blockquote>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Hoy I Mme Hasina \u201cMiasa manodidina ny faritra arovana izahay. Misy toerana anefa mbola tsy voaharo izay efa tena potika hatraminy 90% ny ala sy ny zavamanan\u2019aina ao anatiny. Izany indrindra no maha zava-dehibe ny fanentanana ataonay\u201d . Raha ny fahalalako azy dia mbola vitsy dia vitsy ny fikarohana natao any amin\u2019io faritra io.<\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\"><strong>Anisan\u2019ny tsindry lehibe ny fihazana varika, satria misy ireo olona mitondra varika mody an-tan\u00e0na ka entiny ataony sakafo izany.<\/strong><\/p>\n<\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_2890\" aria-describedby=\"caption-attachment-2890\" style=\"width: 646px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-2890\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation-646x700.jpg\" alt=\"\" width=\"646\" height=\"700\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation-646x700.jpg 646w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation-369x400.jpg 369w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation-150x163.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation.jpg 720w\" sizes=\"auto, (max-width: 646px) 100vw, 646px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-2890\" class=\"wp-caption-text\">Fanentanana eny an-tsekoly amin&#8217;ny fiarovana ny ala sy ny varika. Sary: ONG DIARI<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Asa ho avy: Fanentanana ho an\u2019ny fiarovana ny varika<\/h2>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Anisan\u2019ny asa iray tena zava-dehibe ataon\u2019ny fikambanana ny fanentanana ho an\u2019ny fiarovana ny varika. Amin\u2019ireo fonkontany enina ireo ary hanomboka tsy ho ela ny any aminy sekoly.<\/p>\n<h4 style=\"font-weight: 400;\"><strong>Tanjona<\/strong><\/h4>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Hampahafantatra ny mponina manodidina ny ala, ny zavaboary sy ny tontolony, ny tombotsoa azo avy aminy, ny vokadratsy ny fahasimbany, ary ny hampihena ny fanimbana tsy ara-drariny ny ala sy ny doro-tanety.<\/p>\n<h4 style=\"font-weight: 400;\"><strong>Fahazarana tiana hiova<\/strong><\/h4>\n<p style=\"font-weight: 400;\">\u00a0Fandripahana ala tsy ara-drariny, Fanajana ny tontolo iainana, tsy mandoro tanety, tsy fanarina fako plastika eny rehetra eny ary mampianatra ny olona hifanentana aminy fiarovana ny tontolo iainana, ireo no fahazarana tiana hiova. Olon-dehibe sy ny ankizy eny an-tsekoly no ho voakasika ny fanentanana. Maherin\u2019ny 500 ny olona sy ankizy tokony hahazo ny fanentanana.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Teny Famaranana<\/h2>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Raharahan\u2019ny Malagasy rehetra tokoa ny asa fiarovana ny varika. Miandry ny fandraisana andraikitra avy amin\u2019ireo sokajina fikambanana maro samihafa toy ny ONG DIARI.<\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"aligncenter wp-image-2888 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation3-485x700.jpg\" alt=\"\" width=\"485\" height=\"700\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation3-485x700.jpg 485w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation3-277x400.jpg 277w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation3-150x217.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Sensibilisation3.jpg 720w\" sizes=\"auto, (max-width: 485px) 100vw, 485px\" \/><\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\">Maniry indrindra fiaraha-miasa, fanohanana avy amin\u2019ireo fikambanana sy mpiara-miombon\u2019antoka izy ireo mba ahatratrana ny tanjona sy paik\u2019ady hiadiana amin\u2019ny fahantrana sy hiarovana ny harena ara-boajanahary toy ny varika.<\/p>\n<p style=\"font-weight: 400;\"><div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p style=\"font-weight: 400\">Raha maniry hahalala bebe kokoa momban&#8217;ny fikambanana, tsidiho ny tranon-kala : \u00a0<a href=\"https:\/\/ongdiari.wordpress.com\/\"><span lang=\"FR\">https:\/\/ongdiari.wordpress.com\/<\/span><\/a><\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u201cRaharaha ny Malagasy rehetra, ny olona rehetra ny asa fiarovana ny harena voajanahary&#8221;. Raha lazaina saika isan\u2019andro&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":2884,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-2881","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"\u201cRaharaha ny Malagasy rehetra, ny olona rehetra ny asa fiarovana ny harena voajanahary&quot;. Raha lazaina saika isan\u2019andro... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2023-08-10T19:06:17+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2023-08-10T19:14:02+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1024\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"768\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"5 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana\",\"datePublished\":\"2023-08-10T19:06:17+00:00\",\"dateModified\":\"2023-08-10T19:14:02+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/\"},\"wordCount\":1055,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/08\\\/Foret-degradee.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/\",\"name\":\"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/08\\\/Foret-degradee.jpg\",\"datePublished\":\"2023-08-10T19:06:17+00:00\",\"dateModified\":\"2023-08-10T19:14:02+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/08\\\/Foret-degradee.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/08\\\/Foret-degradee.jpg\",\"width\":1024,\"height\":768},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network","og_description":"\u201cRaharaha ny Malagasy rehetra, ny olona rehetra ny asa fiarovana ny harena voajanahary\". Raha lazaina saika isan\u2019andro... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2023-08-10T19:06:17+00:00","article_modified_time":"2023-08-10T19:14:02+00:00","og_image":[{"width":1024,"height":768,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"5 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana","datePublished":"2023-08-10T19:06:17+00:00","dateModified":"2023-08-10T19:14:02+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/"},"wordCount":1055,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/","name":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg","datePublished":"2023-08-10T19:06:17+00:00","dateModified":"2023-08-10T19:14:02+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/08\/Foret-degradee.jpg","width":1024,"height":768},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ong-diari-fikambanana-miasa-ho-anny-fanampiana-ny-mponina-sy-ny-fiarovana-ny-varika-any-manjakandriana\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"ONG DIARI: fikambanana miasa ho an\u2019ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2881","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=2881"}],"version-history":[{"count":6,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2881\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":2896,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/2881\/revisions\/2896"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/2884"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=2881"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=2881"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=2881"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}