{"id":1743,"date":"2021-07-21T11:56:17","date_gmt":"2021-07-21T08:56:17","guid":{"rendered":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1743"},"modified":"2021-07-21T11:56:17","modified_gmt":"2021-07-21T08:56:17","slug":"fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/","title":{"rendered":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\u00a0Ity bilaogy ity dia fandikana teny ny bilaogy momban&#8217;ny fizahan-tany maitso nosoratan&#8217;i Lynne Venart, jereo <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/importance-of-eco-tourism-in-madagascar\/\">eto<\/a> ny dikateny Anglisy. <\/div>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Eto Madagasikara, ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia ahazoan\u2019ireto zavatra manaraka ireto tombony : na ny mpizahan-tany izany, na ny mponina eny ifotony, na ny varika sy ireo bibidia hafa. Ny fizahan-tany maitso mantsy dia manampy ny fiarovana ny natiora amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fanohanana ny asa fiarovana sy ny fanomezana fidiram-bola maharitra ho an\u2019ny mponina eny ifotony. Amin&#8217;ny alalan\u2019ny fanatsarana ny toe-karem-pire<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1751\" aria-describedby=\"caption-attachment-1751\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1751 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1-300x199.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"199\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1-150x99.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1751\" class=\"wp-caption-text\">Anisan&#8217;ny karazana circuit na toerana tsidihana ao Andasibe Sary: Lynne Venart.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">nena, ny fizahan-tany maitso koa dia manampy antsika Malagasy hiara-hiaina tsara amin&#8217;ny natiora miavaka misy eto amintsika.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><i><span style=\"font-weight: 400;\">&#8220;Ny varika no gisa mametraka atody volamena ho an&#8217;i Madagasikara,&#8221; hoy i Pr Jonah Ratsimbazafy, sekretera jeneralin&#8217;ny GERP Madagascar. \u201cFianakaviana an&#8217;arivony maro no miankina amin&#8217;ny varika, satria tsy tonga hijery ala foana ireo mpizahan-tany.\u201d<\/span><\/i><\/p><\/blockquote>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><b>Ahoana ny ahazoan\u2019ny ny mponina eny ifotony sy ny bibidia tombontsoa amin\u2019ny fizahan-tany maitso?<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fizahan-tany maitso dia mitondra tosika ara-bola ho fiarovana ny varika sy ny bibidia hafa eo amin&#8217;ny sehatra nasionaly sy eny anivon&#8217;ny faritra ary eny ifotony.<\/span><\/p>\n<h3><b>Manampy sy manatsara ny toe-karenan&#8217;i Madagasikara<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fizahan-tany no iray amin&#8217;ireo indostria lehibe indrindra eto Madagasikara. Ny tombony ara-toe-karena azo avy amin\u2019ny fizahan-tany dia manampy ny governemanta malagasy hiaro ny faritra voajanahary ka hiantoka ny fisian&#8217;ny varika sy ny toeram-ponenany ho lovain\u2019&#8217;ny taranaka mifandimby.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1750\" aria-describedby=\"caption-attachment-1750\" style=\"width: 256px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1750 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/IMG_20160903_154122-e1477760123815-341x400-1-256x300.jpg\" alt=\"\" width=\"256\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/IMG_20160903_154122-e1477760123815-341x400-1-256x300.jpg 256w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/IMG_20160903_154122-e1477760123815-341x400-1-150x176.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/IMG_20160903_154122-e1477760123815-341x400-1.jpg 341w\" sizes=\"auto, (max-width: 256px) 100vw, 256px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1750\" class=\"wp-caption-text\">Adrien, Namorona ny valajavboahary arovana ao Anja Reserve ary isan&#8217;ireo mpitari-dia any amin&#8217;ny faritra atsimo-andrefan&#8217;i Madagasikara. Sary: Lynne Venart.<\/figcaption><\/figure>\n<h3><b>Mamorona asa ho an&#8217;ny mponina\u00a0<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fizahan-tany dia manome asa ho an\u2019ny mponina eny ifotony, toy ny mpitari-dia, ny mpitantana ireo orinasa mpikarakara mpizahan-tany, ny tompon\u2019ny trano fandraisam-bahiny sy trano fisakafoanana ary ireo olona marobe miasa ao aminy. Ny fianakaviana monina akaikin&#8217;ny valan-javaboary dia maro no mivelona amin&#8217;ny fivarotana asa tanana sy entana hafa izay sady manampy ny fizahan-tany. Raha matetika voafetra ny faharetan\u2019izany asa izany, ny mpiasa amin&#8217;ny fizahan-tany malagasy kosa dia azo lazaina fa mahangona vola amin&#8217;ny vanim-potoana mahabe mpizahan-tany ka ahafahany mivelona mandritra ny taona.<\/span><\/p>\n<h3><b>Ny mpitari-dia dia mpiaro ny ala<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Rehefa mahazo fidiram- bola amin&#8217;ny fizahan-tany ny mponina eny ifotony dia lasa tsy miankina loatra amin&#8217;ny harena voajanahary intsony ho an&#8217;ny fivelomany. Mpitari-dia maro no mahatsapa fa mpiaro ny ala ihany koa izy ireo. Tao amin&#8217;ny vala-javaboahary ao Ranomafana ohatra, maro tamin&#8217;ireo mpitari-dia no niaina tamin\u2019ny fihaz\u00e0na vorona sy biby hafa tanaty ala taloha noho ny tsy fisiana. Ankehitriny kosa izy ireo dia mampiasa ny traikefa sy fahalalana azony tamin\u2019izany mba entiny mizara ny fitiavany ny bibidia malagasy amin\u2019ny hafa. Ny fahaizan&#8217;izy ireo mamantatra ireo zava-maniry sy biby isan-karazany no ahafahany mizara mikasika ny harenan&#8217;ny ala amin&#8217;ireo mpitsidika tonga maneran-tany.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Fanampin&#8217;izany, maro ny vala-javaboahary tantanin&#8217;ny vondron\u2019olona ifotony &#8211; toy ny <\/span><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/hiking-with-ring-tailed-lemurs-at-anja-reserve\/\"><span style=\"font-weight: 400;\">Anja Reserve<\/span> <\/a><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0any Atsimo sy ny <\/span><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/local-reserves-in-sava-desire-rabarys-antanetiambo-reserve\/\"><span style=\"font-weight: 400;\">Antanatiembo Reserve <\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0 any Avaratra &#8211; izay ireo mponina no namorona azy mba ahafahan\u2019izy ireo sady miaro ny bibidia ao no ahazoany antoka koa ny hahazoan\u2019izy ireo tombontsoa amin\u2019ny fisian\u2019ny fizahan-tany maitso eo amin&#8217;ilay faritra misy azy.<\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><b>Inona ny atao hoe fizahan-tany lovain-jafy raha eto Madagasikara?<\/b><\/h2>\n<h3><i><span style=\"font-weight: 400;\">Misy \u201ccertification\u201d maitso ve eto Madagasikara?<\/span><\/i><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Maneran-tany, ny fizahan-tany maitso dia matetika mifantoka amin&#8217;ny trano fandraisam-bahiny manana \u201ccertification\u201d maitso, izany hoe nahafeno fepetra ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy ka nahazo ny mari-pankasitrahana avy amin\u2019ny fikambanana lehibe toy ny \u201cWorldWide Ecolodges\u201d izay manamarina fa fizahan-tany lovain-jafy no ataony. Eto Madagasikara, mbola tsy misy ny \u201ccertification\u201d maitso ho an&#8217;ny trano fandraisam-bahiny.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1749\" aria-describedby=\"caption-attachment-1749\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1749 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0421-400x265-1-300x199.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"199\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0421-400x265-1-300x199.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0421-400x265-1-150x99.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0421-400x265-1.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1749\" class=\"wp-caption-text\">Trano-frandraisam-bahiny ivelan&#8217;ny valajavabohary arovana ao Montagne d&#8217;Ambre. Sary: Lynne Venart.<\/figcaption><\/figure>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Anjaran&#8217;ny mpizahan-tany sy ny mpikarakara ny mpizahan-tany no miantoka fa ny fiantranoana sy ny hetsika rehetra atao dia \u201clovain-jafy\u201d araka izay azo atao, ary manampy tokoa ny fari-piainan\u2019ny vondron\u2019olona ifotony sy ny fiarovana ny bibidia.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2><b>Torohevitra ho an\u2019ireo mpizahan-tany ka hanantanteraka ny fizahan-tany maitso eto \u00a0eto Madagasikara<\/b><\/h2>\n<h3><i><span style=\"font-weight: 400\">Misafidiana trano fandraisam-bahiny tsy miompy varika<\/span><\/i><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Misy ireo trano fandraisam-bahiny no maka varika anaty ala mba hisarihana mpizahan-tany. Maro anefa ireo karazana varika izay efa tena vitsy dia vitsy sisa no hita any anaty ala, ary izany dia mety hahalany ireo biby sisa tavela any anaty ala.\u00a0<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Voararan\u2019ny lal\u00e0na ny fitazomana varika ho biby fiompy eto Madagasikara. Rehefa mahita sary miaraka amin\u2019ny varika amin\u2019ny tambanjotran-tserasera ny olona eny ifotony dia lasa mahatsapa fa tsy rariny izany. Hany ka madrisika azy ireo haka varika atao biby fiompy indray.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1748\" aria-describedby=\"caption-attachment-1748\" style=\"width: 199px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1748 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/Mada2016-ruffedlemur-265x400-1-199x300.jpg\" alt=\"\" width=\"199\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/Mada2016-ruffedlemur-265x400-1-199x300.jpg 199w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/Mada2016-ruffedlemur-265x400-1-150x226.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/Mada2016-ruffedlemur-265x400-1.jpg 265w\" sizes=\"auto, (max-width: 199px) 100vw, 199px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1748\" class=\"wp-caption-text\">Varijatsy ao amin&#8217;ny vala-javavoahary arovana ao Ranomafana. Sary: Lynne Venart.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Mak\u00e0 sarin\u00e0 varika irery tsy misy anao, na raha te haka sary miaraka amin\u2019ny varika ianao dia asio 2 metatra farafahakeliny eo anelanelanareo.<\/span><\/p>\n<h3><i><span style=\"font-weight: 400\">Anontanio ny trano fandraisam-bahiny mikasika ny fanonerany ny vondrona ifotony,\u00a0 ary alao antoka fa manolotra trano ho an&#8217;ny mpamilinao izy<\/span><\/i><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Trano fandraisam-bahiny maro no mamerina tambiny amin&#8217;ny vondrona ifotony amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fanohanana ny tetikasan\u2019izy ireo. Ny fanontanianao izany dia manome fahafahana azy ireo hizara ny asa tsara ataony amin\u2019ny manodidina.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ary trano fandraisam-bahiny maro ihany koa no miantoka ny fiantranoan\u2019ny mpitari-dalana sy mpamily izay mitondra mpizahan-tany ao aminy. Noho izany, rehefa misafidy trano fandraisam-bahiny ianao dia manontania raha manana trano ho an\u2019&#8217;ny mpamilinao na mpitari-dalana anao koa izy ireo. Raha tsia, manom\u00e0na fanampim-bola ho azy satria tsy maintsy handoa ny trano itoerany any an-kafa izy.<\/span><\/p>\n<h3><i><span style=\"font-weight: 400\">Misafidiana mpikarakara mpizahan-tany sy trano fandraisam-bahiny izay Malagasy no tompony.<\/span><\/i><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ny fanohanana ny orinasa malagasy dia fomba tsara hanohanana ny toe-karena eo an-toerana ihany koa.<\/span><\/p>\n<h3><i><span style=\"font-weight: 400\">Mahaiza manaja sy mankasitraka<\/span><\/i><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Isika Malagasy dia tia mandray mpizahan-tany, tia mirehareha amin&#8217;ny taniny, ary tia mizara mikasika ny fireneny sy ny hareny rehetra amin&#8217;ny mpitsidika. Mahaiza maneho hatsaram-panahy sy fanajana ny olona rehetra mifanena aminao, dia hahatsapa izany fitiavana sy fankasihatrahana izany ihany koa ianao!<\/span><\/p>\n<h3><em>Mahaiza mamerina tamby<\/em><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Rehefa nahazo fahafinaretana dia mahaiza ihany koa manohana ny tanindrazana sy mpiray tanindrazana; koa mandritra, na aorian&#8217;ny fandalovanao, dia <\/span><span style=\"font-weight: 400\">mitadiava <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/how-to-help\/support-conservation\/\">fikambanana mpiaro ny tontolo iainana hotohanana ato amin&#8217;ny tranonkalanay<\/a>.\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400\">na ao amin&#8217;ny<\/span><a href=\"https:\/\/www.bradtguides.com\/product\/madagascar-13\/\"><span style=\"font-weight: 400\"> boky torol\u00e0lana Bradt Madagascar\u00a0<\/span><\/a><\/p>\n<\/div>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2><b>Tohano ny mpiasan&#8217;ny fizahan-tany eto Madagasikara mandritra ny krizin\u2019ny valanaretina Covid-19<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ny fizahan-tany dia iray amin&#8217;ireo indostria lehibe indrindra eto Madagasikara. Noho izany, ny tsy fisian&#8217;ny mpizahan-tany sy ny mpikaroka mandritra ny Covid-19 dia manimba ny fidiram-bolan\u2019ny olona maro. Noho io fil\u00e0na lehibe io dia maro amin&#8217;ireo vondrona iraisam-pirenena no mikarakara fomba hanohanana ny Malagasy manerana an&#8217;i Madagasikara. Jereo <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/how-to-help\/how-to-help-madagascar-during-the-covid-19-crisis\/\">eto<\/a> mikasika\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400\">ny fanohanana azy ireo.<\/span><\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00a0Ity bilaogy ity dia fandikana teny ny bilaogy momban&#8217;ny fizahan-tany maitso nosoratan&#8217;i Lynne Venart, jereo <a href=\"ht...  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":9,"featured_media":1751,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-1743","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan&#039;ny antoka iray ahazoan&#039;ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin&#039;ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an&#039;ny mponina eny ifotony sy ho an&#039;ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan&#039;ny antoka iray ahazoan&#039;ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin&#039;ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an&#039;ny mponina eny ifotony sy ho an&#039;ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-07-21T08:56:17+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"265\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\"},\"headline\":\"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara\",\"datePublished\":\"2021-07-21T08:56:17+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/\"},\"wordCount\":1158,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/07\\\/DSC_0245-400x265-1.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/\",\"name\":\"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/07\\\/DSC_0245-400x265-1.jpg\",\"datePublished\":\"2021-07-21T08:56:17+00:00\",\"description\":\"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan'ny antoka iray ahazoan'ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin'ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an'ny mponina eny ifotony sy ho an'ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/07\\\/DSC_0245-400x265-1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/07\\\/DSC_0245-400x265-1.jpg\",\"width\":400,\"height\":265},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\",\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"caption\":\"Diamondra Ranaivoson\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/diamondra-ranaivoson\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network","description":"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan'ny antoka iray ahazoan'ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin'ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an'ny mponina eny ifotony sy ho an'ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network","og_description":"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan'ny antoka iray ahazoan'ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin'ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an'ny mponina eny ifotony sy ho an'ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2021-07-21T08:56:17+00:00","og_image":[{"width":400,"height":265,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Diamondra Ranaivoson","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Diamondra Ranaivoson","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/"},"author":{"name":"Diamondra Ranaivoson","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520"},"headline":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara","datePublished":"2021-07-21T08:56:17+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/"},"wordCount":1158,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/","name":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg","datePublished":"2021-07-21T08:56:17+00:00","description":"Ny fizahan-tany maitso na Ecotourisme dia anisan'ny antoka iray ahazoan'ny mpizahan-tany, mponina eny ifotony sy harena ara-boajanahary tombony. Rehefa tanterahina amin'ny fomba tsara sy mahomby dia tombony lehibe ho an'ny mponina eny ifotony sy ho an'ny fiarovana ny harena ara-boajanahary izy io.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/07\/DSC_0245-400x265-1.jpg","width":400,"height":265},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fizahan-tany-maitso-na-ecotourisme-ny-maha-zava-dehibe-azy-eto-madagasikara\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fizahan-tany maitso na Ecotourisme: Ny maha zava-dehibe azy eto Madagasikara"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520","name":"Diamondra Ranaivoson","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","caption":"Diamondra Ranaivoson"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/diamondra-ranaivoson\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1743","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/9"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1743"}],"version-history":[{"count":6,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1743\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":2402,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1743\/revisions\/2402"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1751"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1743"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1743"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1743"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}