{"id":1643,"date":"2021-03-11T13:31:55","date_gmt":"2021-03-11T10:31:55","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1643"},"modified":"2021-03-11T13:31:55","modified_gmt":"2021-03-11T10:31:55","slug":"ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/","title":{"rendered":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos?"},"content":{"rendered":"<p><span style=\"font-weight: 400;\">Rariny ny filazana fa ny fahi-bibidia dia tsy vitan\u2019ny toerana fialam-boly fotsiny. Na dia antom-pisian\u2019ny fahi-bibidia voalohany aza ny fialana voly, dia tsapa fa manan-danja betsaka amin&#8217;ny izy ireny ihany koa ankehitriny ny fanabeazana, ny fikarohana ary ny fiarovana ny bibidia.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Raha resaka fiarovana ny bibidia no asian-teny, ny fahi-bibidia dia afaka mitarika asa fiarovana \u00ab ex situ \u00bb na hoe \u00ab ivelan\u2019ny toeram-ponenana voajanahary \u00bb maro, toy ny programa fampiterahana ireo biby ohatra. Tsy izany ihany anefa fa maro ihany koa ny fomba afaka anampian&#8217;ny fahi-bibidia ny ezaka fiarovana ny bibidia any amin\u2019ny toera-ponenana voajanaharin\u2019ireo biby ireo.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><b>Inona no fanampiana ataon\u2019ireo \u201czoos\u201d ho fiarovana ny bibidia any amin\u2019ny toera-ponenany voajanahary?<\/b><\/h2>\n<h3><b>Fanomezana fanampiana ara-bola, sy ara-pitaovana ary fanohanana ireo mpiasa<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Anisan\u2019ny zava-dehibe indrindra azon&#8217;ny fahi-bibidia atao hanampiana ireo tetik&#8217;asa fiarovana ny bibidia any amin\u2019ny fonenany voajanahary ny fanohanana ara-bola. Mety ho sarotra ho an&#8217;ny tetik&#8217;asa mantsy no mahita famatsiam-bola. Araka izany, amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fanohanana ara-bola na dia indray mandeha ihany aza, na raha ny tsara indrindra dia fanampiana ara-bola maharitra, no ahafahanan\u2019ny tetik\u2019asa maro manohy ny asa fiarovana ataon\u2019izy ireo.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ankoatran\u2019ny fanampiana ara-bola, ny fahi-bibidia dia manome ihany koa fanohanana ara-pitaovana, sy fanohanana avy amin\u2019ny mpianatra mpikaroka miara-miasa amin\u2019izy ireo, ary fanohanana avy amin\u2019ireo mpiasa ao aminy. Ny mpiasan&#8217;ny fahi-bibidia mantsy dia manam-pahalalana betsaka mikasika ny fiompiana bibidia, ny fitsaboana biby, ny fitantanana ny fiaraha-monin\u2019ny biby ary ny fanaovana fikarohana siantifika. Noho ireo fahi-bibidia manaiky mizara ny fahalalany sy ny traikefany, dia manjary mahazo fahaiza-manao maro ihany koa ireo mpiasa sy mpilatsaka an-tsitrapo amin&#8217;ny tetikasa any ifotony, izay manampy betsaka azy ireo amin&#8217;ny asany.<\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h4><b>Fahi-bibidia manampy ny \u00ab Turtle Survival Alliance \u00bb amin\u2019ny fanavotana ireo Sokake eto Madagasikara<\/b><\/h4>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ohatra iray amin&#8217;ireo fanampiana lehibe atolotry ny fahi-bibidia dia ilay tetik&#8217;asa iray tantanin&#8217;ny \u00ab <a href=\"https:\/\/turtlesurvival.org\/\">Turtle Survival Alliance<\/a> \u00bb<\/span><span style=\"font-weight: 400\">. Ny \u00ab Turtle Survival Alliance \u00bb mantsy dia miara-miasa amin&#8217;ny fahi-bibidia maro any Amerika Avaratra mba hiaro ireo Sokake izay ahiana ho lany tamingana eto Madagasikara.<\/span><\/p>\n<p><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"alignright size-medium wp-image-1647\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/tortises-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/tortises-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/tortises-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/tortises.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Nisy ireo mpiasan&#8217;ny fahi-bibidia no nalefa teto Madagasikara mba hanampy amin&#8217;ny fiompiana sy ny fitsaboana ireo Sokake. Izany dia nahafahana nitsabo sy nikarakara Sokake an\u2019arivony \u2013\u00a0 izay nokasaina ho amidy hohanina na hompiana any an-trano \u2013 mba hiverina ho an\u2019ny amin\u2019ny fonenany voajanahary.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Fantaro bebe kokoa ny momba ity tetikasa avy amin&#8217;ny \u00ab Turtle Survival Alliance \u00bb, Jereo ity rohy <a href=\"https:\/\/turtlesurvival.org\/turtle-conservation\/projects\/madagascar\/\">ity<\/a><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n<h3><b>Mampifandray ny fiarovana ivelany sy anatin\u2019ny fonenana voajanahary amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fampitomboina sy ny famerenana ireo biby anaty natiora<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fahi-bibidia dia mandray anjara amin&#8217;ny programa fampiterahana ihany koa. Izany dia mampifandray ny fahi-bibidia maneran-tany ary mahatonga ny famezivezena biby amin&#8217;ny toerana samihafa, mba hampahomby ny fampiterahana ireo karazana biby tandindonin-doza, no sady ihany koa miantoka ny fahasamihafana ara-pirazanana sy ny fitantanana ny fiaraha-monin\u2019ny biby rehetra amin\u2019ny fahi-bibidia maneran-tany. Ny biby azo avy amin\u2019ny ny fandaharan\u2019asa fampiterahana toy izany dia azo ampiasaina hamerenana ireo karazam-biby anaty natiora.\u00a0<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Eo no mitambatra ny ezaka fiarovana \u00ab ex situ \u00bb (fampiterahana anaty fahitra) sy \u00ab in situ \u00bb (famerenana anaty natiora). Ity firaisan&#8217;ny \u00ab ex situ \u00bb sy \u00ab in situ \u00bb ity dia ao anatin&#8217;ny \u00ab <a href=\"https:\/\/onlinelibrary.wiley.com\/doi\/abs\/10.1002\/zoo.21478\">One Plan Approach<\/a> \u00bb nataon\u2019ny IUCN izay manolotra hevitr\u00e0 rafi-pitantanana ny mponin\u2019ny bibidia maneran-tany ho an\u2019ny mponina anaty natiora sy anaty fahi-bibidia.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ny \u00ab golden lion tamarin \u00bb dia ohatra tsara iray amin&#8217;ny fahombiazan&#8217;ny fanakambanana ny fiarovana \u00ab ex situ \u00bb sy \u00ab in situ \u00bb. Izy io izay \u00ab Primate \u00bb hita tany Amerika atsimo, dia nanana mponina latsaky ny 200 isa. Tamin&#8217;ny 1972, ny \u00ab <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/zoo\/smithsonian-national-zoo\/\">Smithsonian National Zoo<\/a> \u00bb dia nitarika fihaonambe iray hiresahana momba ny fomba hamonjena an&#8217;io karazana bibidia io, ary namorona programa fiterahana iray. Tamin&#8217;ny 1981,\u00a0 tafiakatra 143 ireo fahi-bibidia niara-niasa tamin\u2019izany!<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1648\" aria-describedby=\"caption-attachment-1648\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1648\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Smithsonian-national-zoo-golden-lion-tamarins-e1596661352182-400x332-1-300x249.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"249\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Smithsonian-national-zoo-golden-lion-tamarins-e1596661352182-400x332-1-300x249.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Smithsonian-national-zoo-golden-lion-tamarins-e1596661352182-400x332-1-150x125.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Smithsonian-national-zoo-golden-lion-tamarins-e1596661352182-400x332-1.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1648\" class=\"wp-caption-text\">Ireo zoos dia mifanampy tamin&#8217;ny famerenana ireo golden rule tamarin ireo. Photo credit: Smithsonian National Zoo.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Noho ity programa fampiterahana nahomby ity dia maro ireo \u00ab tamarins \u00bb no tafaverina indray tany anaty natioran\u2019 i Brezila. Ankehitriny dia tafiakatra hatramin&#8217;ny 2.500 ny isan\u2019izy ireo! Ny iray ampahatelon&#8217;izany dia vokatr\u2019ireo \u00ab tamarins \u00bb nampiterahina ka navotsotra\u00a0 avokoa.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Fantaro bebe kokoa ny mikasika ny fiarovana ny \u00ab golden lion tamarin \u00bb, jereo ity rohy <a href=\"https:\/\/nationalzoo.si.edu\/animals\/golden-lion-tamarin\">ity<\/a><\/span><span style=\"font-weight: 400\">.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><b>Ahoana ny fomba hanampian&#8217;ny fahi-bibidia any ivelany ny Varika eto Madagasikara?<\/b><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0<\/span><\/h2>\n<h3><b>Fampianarana ireo mpitsidika mikasika ny Fiarovana ny Varika<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Biby anisan\u2019ny malaza indrindra any amin&#8217;ny fahi-bibidia any ivelan&#8217;i Madagasikara ny varika, miaraka amin&#8217;ireo fahi-bibidia manerana an&#8217;izao tontolo izao izay manana karazan\u00e0 varika maro samihafa. Ny fahi-bibidia ihany koa dia anisan\u2019ny toerana mety indrindra hampianarana ny olona momba ny varika, ny tsindry mihatra aminy, ary ireo tetik\u2019asa maro izay miasa mafy hiarovana azy ireo. Izany fanabeazana izany dia manampy ireo mpitsidika hahalala mikasika ny fiarovana ny varika, ary avy eo hanohana izany amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fanaovana tolotra, ny firotsahana an-tsitrapo, na ihany koa ny fizarana ny fahalalany sy ny fitiavany amin&#8217;ny hafa.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1649\" aria-describedby=\"caption-attachment-1649\" style=\"width: 227px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1649\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BeckyMalinsky2-303x400-1-227x300.jpg\" alt=\"\" width=\"227\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BeckyMalinsky2-303x400-1-227x300.jpg 227w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BeckyMalinsky2-303x400-1-150x198.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BeckyMalinsky2-303x400-1.jpg 303w\" sizes=\"auto, (max-width: 227px) 100vw, 227px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1649\" class=\"wp-caption-text\">Maki iray sy varika roa any amin&#8217;ny Smithsonian National Zoo. Photo credit: Alex Reddy.<\/figcaption><\/figure>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\"><a href=\"https:\/\/esajournals.onlinelibrary.wiley.com\/doi\/abs\/10.1002\/fee.1493\">Voka-pikarohana iray tamin&#8217;ny 2017<\/a><\/span><span style=\"font-weight: 400;\">no nahit\u00e0na fa nitombo ny fahalalan&#8217;ny mpitsidika momba ny zava-boahary sy ny fiarovana azy mandritra ny fitsidihany ny fahi-bibidia. Mitombo kokoa ny isan&#8217;ireo mpitsidika any amin&#8217;ireo toerana izay ahit\u00e0na ireo fitaovam-panabeazana toy ny takelaby, takelaka fifandraisana ary sarimihetsika. Noho izany, ny fahi-bibidia dia manana fahafahana tsara hampitombo ny fahatsiarovan-tenan&#8217;ny besinimaro\u00a0 mikasika ny ol\u00e0na lehibe amin&#8217;ny fiarovana ny bibidia!<\/span><\/p><\/blockquote>\n<h3><b>Fanohanana ny fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ankoatry ny fanabeazana ireo mpitsidika dia maro ny fahi-bibidia no manampy amin&#8217;ny fiarovana ny varika anaty natiora eto Madagasikara. Ny <\/span><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/how-to-help\/zoos\/\"><span style=\"font-weight: 400;\">fahi-bibidia mpikambana LCN<\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400;\"> tsirairay avy dia manohana asa fiarovana ny varika isan-karazany. Fahi-bibidia maro ihany koa no mpikambana ao amin&#8217;ny fikambanana toa an&#8217;i <\/span><span style=\"font-weight: 400;\"><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/madagascar-fauna-and-flora-group\/\">Madagascar Fauna and Flora Group<\/a>\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400;\">sy <\/span><span style=\"font-weight: 400;\"><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/aeecl\/\">AEECL<\/a>.<\/span><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0Ary ny fahi-bibidia sasany dia anatin\u2019ny\u00a0 fiarahamonim-pirenena zoolojika ary manatanteraka ny asany manokana eto Madagasikara.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h4><b>Bristol Zoo miasa amin&#8217;ny fananganana tobim-pikarohana any Avaratra Andrefan&#8217;i Madagasikara<\/b><\/h4>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/bristol-zoological-society\/\">Bristol Zoological Society<\/a><\/span><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/bristol-zoological-society\/\">\u00a0<\/a><span style=\"font-weight: 400\">, iray amin&#8217;ireo mpikambana ato aminay izay tantanin&#8217;ny Bristol Zoo any Royaume-Uni, dia miasa ao amin&#8217;ny faritr\u2019i Sahamalaza amin&#8217;ny karazan\u00e0 varika toy ny varimainty manga maso (<\/span><i><span style=\"font-weight: 400\">Eulemur flavifrons<\/span><\/i><span style=\"font-weight: 400\">). Io fahi-bibidia io dia niasa tamin\u2019ny tetik&#8217;asa fiarovana ny tontolo iainana teto Madagasikara nanomboka ny taona 2006.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1650\" aria-describedby=\"caption-attachment-1650\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1650\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-400x245-1-300x184.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"184\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-400x245-1-300x184.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-400x245-1-150x92.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/BristolZoo-Ankarafa-FieldStation-Group-pic-e1596660981765-400x245-1.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1650\" class=\"wp-caption-text\">Ekipan&#8217;ny Bristol Zoo miasa any Akarafa any Avaratra-andrefan&#8217;i Madagasikara. Photo credit: Bristol Zoo.<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ny tetik\u2019asan&#8217;izy ireo farany indrindra dia ny fananganana tobim-pikarohana ao Sahamalaza. Ity toby ity dia hanome foto-drafitrasa ho an&#8217;ny mpizahan-tany sy ny mpikaroka ao amin&#8217;ity faritra lavitra sy sarotra aleha ity.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Fantaro bebe kokoa ny momba ity tetik\u2019asa ity ary ampio izahay hanohana azy, jereo ity rohy <a href=\"https:\/\/bristolzoo.org.uk\/save-wildlife\/conservation-and-research\/northern-madagascar-project\">ity<\/a>.\u00a0<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h4><b>Fehiny<\/b><\/h4>\n<h2><b>Ny Fiaraha-miasan\u2019ny Fahi-bibidia sy ireo vondrana manao ezaka Fiarovana<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Betsaka ny fomba ahafahan\u2019ireo fahi-bibidia mandray anjara amin&#8217;ny ezaka fiarovana ny toera-ponenana voajanaharin\u2019ny bibidia: fanohanana ara-bola, fanomezana loharano, fanabeazana ny besinimaro ary fizarana fahaiza-manao. <\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1652\" aria-describedby=\"caption-attachment-1652\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1652\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg 400w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1652\" class=\"wp-caption-text\">Varika manga any amin&#8217;ny Bristol Zoo. Photo Bristol Zoo<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ho an&#8217;ny varika manokana, ny fahi-bibidia dia afaka manisy fiatraikany lehibe amin&#8217;ny ezaka fiarovana amin&#8217;ny al\u00e0lan&#8217;ny fiaraha-miasa amin&#8217;ireo fikambanana mpiaro ny tontolo iainana ho amin&#8217;ny tanjona iray: hitahiry ny harena voajanahary araka izay azo atao ary hiaro ireo karazan-javaboary eto Madagasikara tsy ho lany tamingana.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p><b>Momba ny mpanoratra<\/b><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\"><strong>Amber Wyard<\/strong> dia avy any North Wales any Royaume-Uni ary mianatra hahazo MSc amin&#8217;ny \u00ab Zoo Conservation Biology \u00bb.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1651\" aria-describedby=\"caption-attachment-1651\" style=\"width: 200px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-full wp-image-1651\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/35299205_10215247616456299_3521726342083117056_o-200x200-1.jpg\" alt=\"\" width=\"200\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/35299205_10215247616456299_3521726342083117056_o-200x200-1.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/35299205_10215247616456299_3521726342083117056_o-200x200-1-150x150.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/35299205_10215247616456299_3521726342083117056_o-200x200-1-45x45.jpg 45w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1651\" class=\"wp-caption-text\">Amber Wyard<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Liana amin&#8217;ny fifandraisana ara-tsiansa sy ny fizarana ireo olana lehibe momba ny fiarovana ny bibidia izy.\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400\">Tena mahaliana azy ny zava-manan&#8217;aina tsy manam-paharoa eto Madagasikara (indrindra ny varika !) ary manantena ny ho avy aty Madagasikara izy indray andro any hijery ireo karazan-biby mahatalanjona ireo anaty natiora!<\/span><\/p>\n<p>Mankasitraka betsaka an&#8217;i <strong>Ranaivoson Diamondra<\/strong> tamin&#8217;ny fandik\u00e0na ny bilaogy amin&#8217;ny teny Malagasy.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Rariny ny filazana fa ny fahi-bibidia dia tsy vitan\u2019ny toerana fialam-boly fotsiny. Na dia antom-pisian\u2019ny fahi-bibidia &#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":1652,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-1643","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian&#039;ireo varika any ivelany any amin&#039;ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian&#039;ireo varika any ivelany any amin&#039;ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-03-11T10:31:55+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"400\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"300\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"7 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos?\",\"datePublished\":\"2021-03-11T10:31:55+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/\"},\"wordCount\":1385,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/03\\\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/\",\"name\":\"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/03\\\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg\",\"datePublished\":\"2021-03-11T10:31:55+00:00\",\"description\":\"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian'ireo varika any ivelany any amin'ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/03\\\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/03\\\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg\",\"width\":400,\"height\":300,\"caption\":\"Varika manga any amin'ny Bristol Zoo. Photo Bristol Zoo\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos?\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network","description":"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian'ireo varika any ivelany any amin'ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network","og_description":"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian'ireo varika any ivelany any amin'ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2021-03-11T10:31:55+00:00","og_image":[{"width":400,"height":300,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"7 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos?","datePublished":"2021-03-11T10:31:55+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/"},"wordCount":1385,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/","name":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos? - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg","datePublished":"2021-03-11T10:31:55+00:00","description":"Matetika mipetraka ny fanontaniana ny antom-pisian'ireo varika any ivelany any amin'ny fahi-bibidia na zoos. Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana azy ireny ny zoos? Ato ny valiny.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2021\/03\/Blue-eyed-black-Lemur-Madagascar-credit-Sam-Cotton-400x300-1.jpg","width":400,"height":300,"caption":"Varika manga any amin'ny Bristol Zoo. Photo Bristol Zoo"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ahaona-no-ilazana-fa-manohana-ny-fiarovana-ny-bibidia-ny-fisianny-fahi-bibidia-na-zoos\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ahaona no ilaz\u00e0na fa manohana ny fiarovana ny bibidia ny fisian\u2019ny fahi-bibidia na Zoos?"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1643","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1643"}],"version-history":[{"count":6,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1643\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1655,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1643\/revisions\/1655"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1652"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1643"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1643"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1643"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}