{"id":1481,"date":"2020-10-07T21:03:44","date_gmt":"2020-10-07T18:03:44","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1481"},"modified":"2021-04-26T14:52:06","modified_gmt":"2021-04-26T11:52:06","slug":"ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/","title":{"rendered":"Ny vintsy : tetikasan&#8217;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \"> <span style=\"font-weight: 400\">Andeha isika hamantatra mikasika boky sy klioba izay anisan\u2019ny manamarika ny fanentanana amin\u2019ny fiarovana ny tontolo iainana eto Madagasikara, dia ny club Vintsy izany, izay natsangan&#8217;ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/wwf-madagascar\/\">WWF Madagascar<\/a> tao anatin&#8217;iray tamin&#8217;ireo tetikasany.\u00a0 Ary anisan&#8217;ny fikambanan&#8217;ny tanora voalohany misehatra amin&#8217;ny fiarovana ny tontolo iainana. <\/div><\/span><\/p>\n<h2><b>Inona izany Club Vintsy izany\u00a0?<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin&#8217;ny fanjakana, ary amin&#8217;ny ambaratonga rehetra amin&#8217;ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Anisan\u2019ny vokatry ny tetikasa \u201cNy Voaary\u201d izay nokarakarain\u2019ny WWF ny fikambanana. Niainga tamin\u2019ny famokarana ny gazety-boky Vintsy ny tetikasa ny taona 1991, izay rahateo no tena nahafantarana sy nahenoana ny anarana.\u00a0<\/span><\/p>\n<h3><b>Ary inona ny Boky Vintsy izany ?<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Boky Vintsy indray dia\u00a0 boky mampahafantatra sy manabe ny ankizy sy ny tanora momba ny olana ara-tontolo iainana eto\u00a0 Madagasikara sy eran&#8217;izao tontolo izao, indrindra ho fampiroboroboana ny hetsika sy fomba fitantanana maharitra ireo harena voajanahary.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Nivoaka isaky ny roa volana ny Boky Vintsy nanomboka ny taona 1991. Laharana 1 hatramin\u2019ny 75 ny Boky Vintsy efa navoaka, ka ny taona 1991 hatramin\u2019ny 2016 no nanontana azy ireo.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_1483\" aria-describedby=\"caption-attachment-1483\" style=\"width: 279px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1483 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-1-279x300.jpg\" alt=\"\" width=\"279\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-1-279x300.jpg 279w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-1-150x161.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-1.jpg 393w\" sizes=\"auto, (max-width: 279px) 100vw, 279px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1483\" class=\"wp-caption-text\">Ankizy mamaky ny Boky Vintsy. Photo credit: WWF Madagascar \/ Tony Rakoto<\/figcaption><\/figure>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Miresaka momba ny tontolo iainana amin\u2019ny ankapobeny ny Boky Vintsy, ary manazava mikasika ireo zava-maniry sy biby mampiavaka an\u2019i Madagasikara ihany koa. Ao amin\u2019ny pejy natokana hamelabelarana momba ny biby arak\u2019izany dia omena lanja manokana ny Varika izay karazam-biby tsy hita raha tsy eto Madagasikara.<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Boky Vintsy moa dia noforonina ho an\u2019ny olon-drehetra liana amin\u2019ny fiarovana ny tontolo iainana. Tsy izany ihany fa natao indrindra ho fanampiana ny mpanabe amin\u2019ny lafiny fanabeazana ara-tontolo iainana any am-pianarana koa izy.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1484\" aria-describedby=\"caption-attachment-1484\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1484 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2-300x169.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2-150x85.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg 393w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1484\" class=\"wp-caption-text\">Ankizy maro miara-mamaky ny Boky Vinty miaraka amin&#8217;ny mpanabe iray. Photo credit : WWF Madagascar<\/figcaption><\/figure>\n<h3><b>Inona avy ny hita ao amin\u2019ny Boky Vintsy<\/b><i><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0<\/span><\/i><b>?<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Boky Vintsy dia mirakitra zavatra maro izay entina manentana amin\u2019ny fomba tsotra sy mahaliana ary mahafinaritra ny amin\u2019ny fiarovana ny tontolo iainana. Manasongadina lahatsoratra amin&#8217;ny fomba tsotra mba ho azon&#8217;ny mpianatra rehetra izy. Ny lohahevitra resahina ao aminy dia mahasahana ny lafiny rehetra amin&#8217;ny tontolo iainana, isam-paritra ary iraisam-pirenena.\u00a0<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ireo fizarana hita ao aminy :\u00a0<\/span><\/p>\n<ul>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Dossier scientifique\u00a0\u00bb\u00a0:<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Interview\u00a0\u00bb sy ny \u00ab\u00a0reportages\u00a0\u00bb: handraisana vahiny<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Bandes dessin\u00e9es\u00a0\u00bb\u00a0: ahitana tantara\u00a0\u00a0<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Fiche pratique\u00a0\u00bb\u00a0: entina mianatra mikasika ny tontolo iainana<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Page des enseignants\u00a0\u00bb\u00a0: izarana mikasika ireo mpanabe\u00a0<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Page des Clubs Vintsy\u00a0\u00bb\u00a0: izarana mikasika ireo Club Vintsy\u00a0<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Page faune\u00a0\u00bb sy \u00ab\u00a0Page flore\u00a0\u00bb\u00a0: hanabeazana mikasika ireo zava-maniry sy biby<\/span><\/li>\n<li style=\"font-weight: 400;\"><span style=\"font-weight: 400;\">\u00a0\u00ab\u00a0Jeux\u00a0\u00bb, \u00ab\u00a0Courriers\u00a0\u00bb, \u00ab\u00a0Publi-reportage\u00a0\u00bb<\/span><\/li>\n<\/ul>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Boky Vintsy dia afaka jifaina sy vakiana eny amin\u2019ny biraon\u2019ny WWF eny Nanisana.<\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h3><b>Fa inona tokoa moa ny Vintsy?\u00a0<\/b><\/h3>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Vintsy dia vorona kely, manintona ny maso amin\u2019ny lokony sy ny hatsarany : manga mamiratra, eo amin\u2019ny lamosina, ny rambony ary ny lohany; mavo manjelatra ny kibony ary volom-boasary ny tongony. Ahitana azy manerana ny Nosy Madagasikara. Biby mahafehy ny singa fototra rehetra ny Vintsy. Manidina eny amin\u2019ny habakabaka izy, amin\u2019ny tany no itoerany sy anaovany ny ankaniny ary eny amin\u2019ny rano izy no mizaha ny sakafony.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_1485\" aria-describedby=\"caption-attachment-1485\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1485\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-3-300x158.png\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"158\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-3-300x158.png 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-3-150x79.png 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-3.png 472w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1485\" class=\"wp-caption-text\">&#8220;Logo&#8221;-n&#8217;ny Boky Vintsy ahitana sarin&#8217;ny vorona kely Vintsy. Photo credit : WWF Madagascar<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><span style=\"font-weight: 400;\">I<\/span><b>nona ny tanjona sy antom-pisian\u2019ny Club Vintsy\u00a0?<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny tanjona napetraka tamin\u2019ny fananganana ireo Club Vintsy dia ny <strong>fanofanana ny tanora ho mpandray anjara sy mpanentana amin\u2019ny\u00a0 tontolo iainana sy amin&#8217;ny fanabeazana ny mponina manodidina azy ireo<\/strong>. <\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Izany dia mba ahafahan\u2019ny tanora misehatra mivantana sahady amin\u2019ny fikajiana ny tontolo iainana.\u00a0<\/span><\/p><\/blockquote>\n<p>Afaka manokatra Club Vintsy ny sekoly tsirairay. Ary ny <span style=\"font-weight: 400;\">sekoly tsirairay no mamaritra ny fitantanana sy ny asa ataon\u2019ny Club Vintsy ao aminy. Manana mpampianatra avy ao amin\u2019ny sekoly izay miahy ihany koa ny fikambanana tsirairay, izy ireo no manoro hevitra ny mpianatra ny amin\u2019izay asa atao. Misy kosa anefa ireo Fankalazana sy Hetsika izay iombonan\u2019ny Club Vintsy maro ny fanatanterahana azy.<\/span><\/p>\n<h2><b>Asa sy hetsiky ny Club Vintsy<\/b><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Maro ireo asa tanterahin\u2019ny mpikambana ao amin\u2019ireo Club Vintsy manerana an\u2019i Madagasikara. Ao anatin\u2019izany ny fiofanana, ny fambolen-kazo, ny fanamboarina arina fandrehitra amin\u2019ny alalan\u2019ny fako, ny fanentanana isan-karazany, ny fanamboarana zezika, sns\u2026<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1486\" aria-describedby=\"caption-attachment-1486\" style=\"width: 225px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1486 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-4-225x300.jpg\" alt=\"\" width=\"225\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-4-225x300.jpg 225w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-4-150x200.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-4.jpg 304w\" sizes=\"auto, (max-width: 225px) 100vw, 225px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1486\" class=\"wp-caption-text\">Fambolen-kazo miaraka amin&#8217;ny Club Vintsy Lyc\u00e9e Midongy. Photo credit : WWF Madagascar\/ Sarah Jackson<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><b>Ohatra Club Vintsy iray : Club Vintsy Reniala<\/b><\/h2>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny Club Vintsy Reniala dia rantsana Club Vintsy iray ao amin&#8217;ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA) eny Ankatso, Oniversiten\u2019Antananarivo. Nitsangana ny taona 2008 ny Club Vintsy Reniala ary maherin\u2019ny 50 ny mpikambana ankehitriny.\u00a0<\/span><\/p><\/blockquote>\n<h3>Nosafidiana ny anarana hoe &#8220;Reniala&#8221;, ilay anarana karazana Baobab iray<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny <\/span><i><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Reniala\u00a0\u00bb<\/span><\/i><span style=\"font-weight: 400;\"> dia baobab iray izay anisan\u2019ny manana hakanto miavaka eto Madagasikara sy maneran-tany. Sady mitana anjara asa miaro izy no mamelona ny mponina manodidina, tahaka ireo mpianatra agronoma izay beazina hanampy sy hampandroso ny tontolo ambanivohitra.<\/span><\/p>\n<h3>Ireo hetsika eo anivon&#8217;ny club Vintsy Reniala<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Maro ny asa sy hetsika efa notanterahina sy nandraisan&#8217;ny fikambanana anjara. Teo ohatra ny fandraisana anjara amin&#8217;ireo Fankalazana mikasika ny tontolo iainana samihafa, nisy ihany koa iny fanentanana natao tamin\u2019ny Radio Universit\u00e9 Ambohitsaina 107 FM mahakasika ny fiarovana ny tontolo iainana.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1487\" aria-describedby=\"caption-attachment-1487\" style=\"width: 212px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1487 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-212x300.jpeg\" alt=\"\" width=\"212\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-212x300.jpeg 212w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-724x1024.jpeg 724w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-768x1086.jpeg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-1086x1536.jpeg 1086w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5-150x212.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-5.jpeg 1448w\" sizes=\"auto, (max-width: 212px) 100vw, 212px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1487\" class=\"wp-caption-text\">&#8220;Logo&#8221;-n&#8217;ny Club Vintsy Reniala. Photo credit : Club Vintsy Reniala<\/figcaption><\/figure>\n<h3>Hetsika ho tanterahina<\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Atsy ho atsy dia mikasa ny hanatanteraka fambolen-kazo ny fikambanana, kendrena ho tafiditra ao anatin\u2019ny taom-pambolenkazo manomboka ny volana Novambra 2020 izao izany. Anisan\u2019ny fikasan\u2019ny fikambanana ihany koa amin\u2019izao ny fivoahana mankany amin\u2019ny valanjavaboahary eto Madagasikara, ahafahan\u2019ireo mpikambana mampitombo ny fahalal\u00e0ny mahakasika ny tontolo iainana sy ny natiora ary hitia sy hizara izany fitiavana izany amin\u2019ny manodidina azy.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1488\" aria-describedby=\"caption-attachment-1488\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1488\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-6-300x169.jpeg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"169\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-6-300x169.jpeg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-6-150x84.jpeg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-6.jpeg 750w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1488\" class=\"wp-caption-text\">Fankalazana ny Andron&#8217;ny Varika 2018.<br \/>Photo credit : Club Vintsy Reniala<\/figcaption><\/figure>\n<h3><b>Hafatra avy amin\u2019ny Club Vintsy Reniala<\/b><\/h3>\n<blockquote><p><i><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0Andao ankafizina ny natiora, andao ankafizina ny hankanton\u2019ny zava-boary. Fa ambonin\u2019izany, manana ny fahafahana koa isika hampirindra sy hanadio kokoa ny toerana misy antsika. Andao arovana ary ny tontolo iainana. Ny fikajiana sy ny fiarovana ny tontolo dia tsy mitaky hetsika goavana be. Miainga amin\u2019ny finiavan\u2019ny tsirairay ihany. Ny tanora no ho avy, ny tanora no hery. Noho izany, izahay Vintsy dia mahatsapa fa manana andraikitra lehibe manoloana ny fitiavanay ny tontolo iainana ary sitrakay ihany koa ny hizara izany amin\u2019ny tanora namanay.\u00a0\u00bb<\/span><\/i><\/p><\/blockquote>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h3><b>Te ho isan&#8217;ny ho mpikambana Club Vintsy ve ianao?\u00a0<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Mpianatra voasoratra anarana ara-dal\u00e0na amin\u2019ny sekoly manana Club Vintsy no afaka miditra ho mpikambana. Raha maniry hiditra mpianatra ianao dia aza misalasala manantona ny club Vintsy ao amin\u2019ny sekoly misy anao, ka mandrais\u00e0 anjara amin\u2019ireo hetsika tanterahina rehetra ho fiarovana ny tontolo iainana.<\/span><\/p>\n<h3><b>Raha te hahalala be be kokoa ny Club Vintsy?\u00a0<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Raha te hahalala be be kokoa dia aza misalasala mitsidika ny tranonkalan&#8217;ny <a href=\"http:\/\/www.wwf.mg\">WWF<\/a> na ny <a href=\"https:\/\/m.facebook.com\/profile.php?id=413512852032401&amp;ref=content_filter\">pejy facebook-n&#8217;ny WWF<\/a> .<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h3><strong>Fisaorana\u00a0<\/strong><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Eto dia manatitra fisaorana be dia be ho an\u2019ny ekipan\u2019ny WWF Madagascar sy ny ekipan\u2019ny Club Vintsy Reniala Ankatso izay nanampy amin\u2019ny fanoratana izao bilaogy izao. <\/div><\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h3><b>Momba ny mpanoratra<\/b><\/h3>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ranaivoson Diamondra dia mpianatra taona fahadimy mianatra momba ny Ala sy ny Tontolo iainana eny amin&#8217;ny Oniversiten&#8217;Antananarivo eny Ankatso. Mahatsiaro manana anjara andraikitra manokana amin&#8217;ny fiarovana ny varika sy ny fonenany izy, ka nahatonga azy hirotsaka an-tsitrapo ato amin&#8217;ny Lemur Conservation Network.<\/span><\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p> Andeha isika hamantatra mikasika boky sy klioba izay anisan\u2019ny manamarika ny fanentanana amin\u2019ny fiarovana ny tontolo i&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":9,"featured_media":1484,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8,12],"class_list":["post-1481","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana","tag-ireo-vaovao-anny-mpikambana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny vintsy : tetikasan&#039;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin&#039;ny fanjakana, ary amin&#039;ny ambaratonga rehetra amin&#039;ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny vintsy : tetikasan&#039;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin&#039;ny fanjakana, ary amin&#039;ny ambaratonga rehetra amin&#039;ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2020-10-07T18:03:44+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2021-04-26T11:52:06+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"393\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"222\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Diamondra Ranaivoson\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\"},\"headline\":\"Ny vintsy : tetikasan&#8217;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana\",\"datePublished\":\"2020-10-07T18:03:44+00:00\",\"dateModified\":\"2021-04-26T11:52:06+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"},\"wordCount\":1286,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/10\\\/Sary-2.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\",\"ireo vaovao an'ny mpikambana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\",\"name\":\"Ny vintsy : tetikasan'ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/10\\\/Sary-2.jpg\",\"datePublished\":\"2020-10-07T18:03:44+00:00\",\"dateModified\":\"2021-04-26T11:52:06+00:00\",\"description\":\"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary amin'ny ambaratonga rehetra amin'ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/10\\\/Sary-2.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/10\\\/Sary-2.jpg\",\"width\":393,\"height\":222},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny vintsy : tetikasan&rsquo;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520\",\"name\":\"Diamondra Ranaivoson\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g\",\"caption\":\"Diamondra Ranaivoson\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/diamondra-ranaivoson\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny vintsy : tetikasan'ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","description":"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary amin'ny ambaratonga rehetra amin'ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny vintsy : tetikasan'ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","og_description":"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary amin'ny ambaratonga rehetra amin'ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2020-10-07T18:03:44+00:00","article_modified_time":"2021-04-26T11:52:06+00:00","og_image":[{"width":393,"height":222,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Diamondra Ranaivoson","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Diamondra Ranaivoson","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/"},"author":{"name":"Diamondra Ranaivoson","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520"},"headline":"Ny vintsy : tetikasan&#8217;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana","datePublished":"2020-10-07T18:03:44+00:00","dateModified":"2021-04-26T11:52:06+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/"},"wordCount":1286,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg","keywords":["fanabeazana","ireo vaovao an'ny mpikambana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/","name":"Ny vintsy : tetikasan'ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg","datePublished":"2020-10-07T18:03:44+00:00","dateModified":"2021-04-26T11:52:06+00:00","description":"Ny Club Vintsy dia fikambanana mpiaro ny tontolo iainana mitsangana eny anivon\u2019ny sekoly miankina sy tsy miankina amin'ny fanjakana, ary amin'ny ambaratonga rehetra amin'ny fianarana. Ny taona 1992 no niorina ny Club Vintsy voalohany. Miisa 750 izy ireo manerana an\u2019i Madagasikara.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/10\/Sary-2.jpg","width":393,"height":222},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/ny-vintsy-tetikasanny-fikambanana-wwf-madagasikara-mampifandray-ny-tanora-sy-ny-tontolo-iainana\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny vintsy : tetikasan&rsquo;ny fikambanana WWF Madagasikara mampifandray ny tanora sy ny tontolo iainana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/0ce7f61b2fced3782cfd410ea4051520","name":"Diamondra Ranaivoson","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/f9ca5299db85df1db0f09e0841b45d09903bd3206ea317529a58c14c95859c28?s=96&r=g","caption":"Diamondra Ranaivoson"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/diamondra-ranaivoson\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1481","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/9"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1481"}],"version-history":[{"count":5,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1481\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1492,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1481\/revisions\/1492"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1484"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1481"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1481"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1481"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}