{"id":1439,"date":"2020-09-07T10:33:40","date_gmt":"2020-09-07T07:33:40","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1439"},"modified":"2020-09-07T11:35:19","modified_gmt":"2020-09-07T08:35:19","slug":"fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/","title":{"rendered":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&#8217;ny fiarovana ny tontolo iainana"},"content":{"rendered":"<p>Mahafaly anay eto amin&#8217;ny Lemur Conservation Network no mampahafantatra ny <span style=\"font-weight: 400;\">Ny <a href=\"https:\/\/www.facebook.com\/GFSAMadagascar\/\">Gasy Forestry Students\u2019 Association &#8211; Madagascar (GFSA &#8211; Madagascar)<\/a> , izay <strong>fikambanana voalohany indrindra<\/strong> mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten&#8217;Antananarivo.<\/span> Isaorana betsaka ny ekipa izay tarihin&#8217;i <span style=\"font-weight: 400;\">R. Ntsiva N. Andriatsitohaina sy Ranaivoson Diamondra, mpilatsaka an-tsitrapo eto amin&#8217;ny LCN<\/span>, nanoratra sy nizara ireo sary mandravaka izao bilaogy izao.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2><b>Momba ny vahiny<\/b><\/h2>\n<figure id=\"attachment_1450\" aria-describedby=\"caption-attachment-1450\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1450\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-300x225.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"225\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-1024x768.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-1536x1152.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-2048x1536.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Ntsiva-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1450\" class=\"wp-caption-text\">R. Ntsiva N. Andriatsitohaina<\/figcaption><\/figure>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400\">Ntsiva N. Andriatsitohaina dia mpianatra navoakan&#8217;ny ESSA-For\u00eats tamin&#8217;ny andiany Hina ny taona 2014. Izy no mpandrindra voalohany ny GFSA amin&#8217;izao fotoana izao.\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400\">Rehefa avy niasa nandritra ny herintaona izy dia nanapa-kevitra ny hanohy Dokotor\u00e0. Nisafidy ny handalina ny fiovaovan&#8217;ny fampiasana ny tany any amin&#8217;ny faritra Avaratra Atsinanan&#8217;i Madagasikara izy ary eo an-dalam-pamaranana izany ankehitriny. Efa hatrizay i Ntsiva no tia natiora sy biby ary\u00a0 fandehandehana ka nahatonga azy hisafidy izany lalam-piofanana izany.<\/span><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<\/div>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Ny niforonan&#8217;ny fikambanana<\/strong><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ho an&#8217;ny mpianatra ny <a href=\"https:\/\/essaforets.wordpress.com\/\">ESSA-For\u00eats<\/a> manokana, izay hany fianarana mamoaka Injenieran&#8217;ny Ala eto Madagasikara, dia hita fa tsy ampy ny fifanakalozana sy ny fivelarana amin&#8217;ny sehatra ivelan&#8217;ny fianarana. Rehefa eo amin&#8217;ny sehatry ny asa dia tsapa fa misy banga amin&#8217;izay lafiny izay.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Indray andro raha nahita ny mikasika ny\u00a0 <a href=\"https:\/\/ifsa.net\/\">International Forestry Students Association (IFSA)<\/a> izay fikambanana mampifandray ny mpianatry ny ala manerana an&#8217;izao tontolo izao tao amin&#8217;ny Twitter izahay dia avy hatrany dia voasarika ka nanapa-kevitra ny hanangana ny GFSA.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Mbola zaza raha ny taona niforonany no jerena, satria dia niforona tamin\u2019ny Aprily 2019 ny fikambanana.\u00a0<\/span><\/p>\n<p style=\"text-align: center;\"><em>Tafiditra ho mpikambana maharitra eo anivon\u2019ny IFSA tamin\u2019ny volana Aogositra 2020 ny GFSA. Manodidina ny 50 eo ho eo ny mpikambana ankehitriny.<\/em><\/p>\n<figure id=\"attachment_1442\" aria-describedby=\"caption-attachment-1442\" style=\"width: 1024px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1442 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-1024x683.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"683\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-1536x1024.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1-150x100.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo1.jpg 1944w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1442\" class=\"wp-caption-text\">Photo credit: GFSA<br \/>Fampahafantarana ny GFSA amin\u2019ireo mpianatra vao miditra departementa<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Ny antom-pisiany sy tanjony<\/strong><\/h2>\n<p style=\"text-align: center;\"><strong>Ny GFSA dia mikendry ny hanamafy ny fahalalan\u2019ireo mpianatra, tsy ny fahalalana ratovona any an-dakilasy ihany fa ny fahalalam-piainana ilaina rehefa tonga amin&#8217;ny sehatry ny asa ihany koa. <\/strong><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Amin\u2019ny alalan\u2019ireo hetsika maro samihafa ohatra dia mizatra izy ireo ny amin&#8217;ny fiaraha-miasa, ny fitarihana sy fandrindrana asa fa indrindra ihany koa ny fahatsapan-tena sy fandraisana andraikitra satria an-tsitrapo ny fidirana ho mpikambana sy mpandrindra ato amin&#8217;ny GFSA.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Tanjonay ihany koa ny fampifandraisana (na \u201cnetworking\u201d) azy ireo samy mpianatra, sy amin\u2019ireo mpanovo fahalalana mikasika ny ala manerana an&#8217;izao tontolo izao, ary amin\u2019 ireo izay efa nivoaka tato amin\u2019ny Departemanta ka efa miasa. <\/span><\/p><\/blockquote>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Noho ny fahafenoin&#8217;ny fotoana ianarana an-dakilasy mantsy dia tsy dia afaka mivalapatra loatra amin&#8217;ny fifandraisana amin&#8217;ny ivelany ny mpianatra kanefa dia tsapanay fa ilaina tokoa izany. Araka izany, anisan&#8217;ny antom-pisian&#8217;ny GFSA ihany koa ny fampivelarana ny fifandraisan&#8217;ny mpianatra amin&#8217;ny hafa dieny mbola any am-pianarana.<\/span><\/p>\n<blockquote><p><span style=\"font-weight: 400;\">Ao ihany koa ny fanomezana lanja, feo sy sehatra ireo tanora ireo amin\u2019ny fandraisana anjara amin\u2019ireo hetsika mikasika ny fikajiana sy\/na fitantanana maharitra ny ala sy ny tontolo iainana, ary ny fiarovana ireo zavaboary izay mampiavaka ny Nosintsika toy ny Varika.<\/span><\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_1443\" aria-describedby=\"caption-attachment-1443\" style=\"width: 1024px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-scaled.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1443 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-1024x768.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"768\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-1024x768.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-1536x1152.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-2048x1536.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-2-150x113.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1443\" class=\"wp-caption-text\">Photo credit: GFSA &#8220;Team building&#8221; 2019<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Hetsika efa natao<\/strong><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny tena imasoanay amin\u2019izao fotoana izao aloha dia ny fampahafantarana ny fikambanana satria mbola tanora vao erontrerony, sy ny fampifandraisana azy amin\u2019ireo ivon-toerana sy fikambanana maro be.\u00a0<\/span><\/p>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Na izany aza efa maro ihany ireo hetsika efa nokarakaraina sy nandraisana anjara toy ny hetsika fifampizarana sy fanentanana.\u00a0<\/span><\/p>\n<ul>\n<li>\n<h3><strong>Diabe ho an&#8217;ny Ala<\/strong><\/h3>\n<\/li>\n<\/ul>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Voalohany tamin&#8217;izany ny \u201cDiabe ho an&#8217;ny Ala 2019\u201d izay notanterahin&#8217;ny olona manodidina ny 8000 manerana an&#8217;i Madagasikara ho fahatsiarovan-tena iombonana manoloana ny fahasimban&#8217;ny ala sy ny tontolo iainana. Raha ny teto Antananarivo manokana dia manodidina ny 4000 ny mpandray anjara izay avy amin&#8217;ny fikambanana 115 ary anisan&#8217;izany ny GFSA. Nahafa-po ny mpikambana tokoa ny fandraisana anjara tamin&#8217;izany satria sady nampitombo ny fahamoram-pahitan&#8217;ny fikambanana no namoha ny fahatsapan-tena sy finiavan&#8217;ny tsirairay ihany koa.<\/span><\/p>\n<blockquote>\n<p style=\"text-align: center;\">Ny faha-21 Martsa indray izay andro iraisam-pirenena ho an\u2019ny Ala no andro hikarakaranay hetsika lehibe entinay mankalaza izany toy ny fambolen-kazo, ny kaonferansa, ny fifanakalozan-kevitra, sns.<\/p>\n<\/blockquote>\n<ul>\n<li>\n<h3><strong>Online Learning Talks Series<\/strong><\/h3>\n<\/li>\n<\/ul>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Misy ihany koa ny &#8220;Online Learning Talks Series&#8221; izay nanomboka ny volana Jolay lasa teo ka atao isaky ny 2 volana. Ity hetsika ity moa dia natao hamaliana ny hetahetan&#8217;ny mpikambana mikasika ireo lohahevitra izay tsapany fa tsy ampy amin&#8217;ny fahalalany ka ilany fifampizarana amin&#8217;ireo efa manana traikefa.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1444\" aria-describedby=\"caption-attachment-1444\" style=\"width: 1024px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-1444\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-1024x768.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"768\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-1024x768.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-300x225.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-768x576.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-1536x1152.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3-150x113.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg 1560w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1444\" class=\"wp-caption-text\">Photo credit: GFSA<br \/>Diabe ho an\u2019ny Ala (Marche pour la for\u00eat) 2019<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Vinavina amin&#8217;ny ho avy\u00a0<\/strong><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ho fampitomboana ny fampahafantarana ny fikambanana hatrany dia mikasa ny hanohy ny hetsika rehetra efa fanao izahay dia ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an&#8217;ny Ala ny 21, ny &#8220;Online Talk Series&#8221; isaky ny roa volana sns.<\/span><\/p>\n<ul>\n<li>\n<h3><strong>Fifandraisana sy fiaraha-miasa miaraka amin&#8217;ny Ministera MEDD<\/strong><\/h3>\n<\/li>\n<\/ul>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ankoatr&#8217;ireo dia mikasa ny hamitra fifandraisana amin&#8217;ny Ministeran&#8217;ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ihany koa izahay. Maromaro tokoa mantsy ny maintimolalin&#8217;ny ESSA-For\u00eats no manana anjara andraikitra ao amin&#8217;io Ministera io, ka tsapanay fa ilaina izany fifandraisana izany ho fifampizarana sy fiaraha-miasa hatrany.<\/span><\/p>\n<ul>\n<li>\n<h3><strong>Fampidirana mpianatra andiany vaovao sy fifidianana<\/strong><\/h3>\n<\/li>\n<\/ul>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ho avy tsy ho ela ihany koa ny fampidirana ny andiany vaovao ao amin&#8217;ny Departemanta ho mpikambana. Eo ihany koa ny fifidianana ny mpitarika sy mpandrindra vaovaon&#8217;ny fikambanana.<\/span><\/p>\n<h4><strong><em>Mila fanampiana izahay!<\/em><\/strong><\/h4>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny fanatanterahana sy fandraisana anjara amin\u2019ireo hetsika maro samihafa karakarain\u2019ny GFSA sy\/na ny foibe IFSA no tena ilana famatsiana matetika.\u00a0<\/span><span style=\"font-weight: 400;\">Ohatra amin&#8217;izany ny\u00a0 zana-kazo sy ny fitaovana hafa rehefa manao hetsika fambolen-kazo toy ny natao ny volana martsa 2019. Ao ihany koa ireo fitaovana entina manao fanentanana ny amin&#8217;ny fikajiana ny tontolo iainana.<\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Raha te hiditra ho mpikambana<\/strong><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Eto amin\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ety Ankatso no foibenay. Misokatra amin\u2019 izay rehetra te hiara-hiasa izahay raha toa ka mifanaraka amin\u2019ireo tanjona napetrakay ny vontoatin\u2019izany. Ohatra, ankoatra ny ESSA-For\u00eats izay mampiantrano anay dia misy ny fikambanana MFCC (<\/span><a href=\"https:\/\/www.facebook.com\/mfcc.261\"><span style=\"font-weight: 400;\">Madagascar Forest Company Corporation Association<\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400;\">) izay nanohana anay tamin\u2019ny fananganana ny GFSA sy ny fanatanterahana ireo hetsika maromaro izay karakarainay.<\/span><\/p>\n<figure id=\"attachment_1445\" aria-describedby=\"caption-attachment-1445\" style=\"width: 683px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4.jpg\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1445 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-683x1024.jpg\" alt=\"\" width=\"683\" height=\"1024\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-683x1024.jpg 683w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-200x300.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-768x1152.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-1024x1536.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4-150x225.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-4.jpg 1296w\" sizes=\"auto, (max-width: 683px) 100vw, 683px\" \/><\/a><figcaption id=\"caption-attachment-1445\" class=\"wp-caption-text\">Photo credit: GFSA<br \/>Fambolena hazo fefy teto amin\u2019ny tokontanin\u2019ny Departemantan&#8217;ny Ala sy ny Tontolo Iainana Ankatso<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Hafatra avy amin&#8217;ny GFSA<\/strong><\/h2>\n<p><span style=\"font-weight: 400;\">Ny hafatra tianay ampitaina dia ny hoe: <\/span><i><span style=\"font-weight: 400;\">\u00ab\u00a0ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny fitantanana maharitra ny ala eto Madagasikara dia mitaky fitiavana ny tontolo manodidina anao sy ny zavaboary rehetra, ary miankina amin\u2019ny fahaizana sy fahalalana izany, kanefa andraikitra sy adidy iombonan\u2019 ny olom-pirenena tsirairay ihany koa\u00a0\u00bb.\u00a0<\/span><\/i><\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\u00a0<span style=\"font-weight: 400\">Raha te hahalala bebe kokoa mikasika ny fikambanana dia aza misalasala mandefa mailaka ao amin\u2019ny <\/span><a href=\"mailto:gasy.fsa@gmail.com\"><span style=\"font-weight: 400\">gasy.fsa@gmail.com<\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400\"> na <\/span><a href=\"mailto:gasy.fsa@lc.ifsa.net\"><span style=\"font-weight: 400\">gasy.fsa@lc.ifsa.net<\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400\"> , na mitsidika ny <\/span><a href=\"https:\/\/www.facebook.com\/GFSAMadagascar\/\"><span style=\"font-weight: 400\">pejy facebook <\/span><\/a><span style=\"font-weight: 400\">.<\/div><\/span><\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2><strong>Fehiny: Hafatra avy amin&#8217;ny mpandrindra<\/strong><\/h2>\n<p>Fanazavana entin&#8217;i <span style=\"font-weight: 400;\">R. Ntsiva N. Andriatsitohaina amintsika ao anaty ity horonan-tsary fohy ity:\u00a0<\/span><\/p>\n<div style=\"width: 1440px;\" class=\"wp-video\"><video class=\"wp-video-shortcode\" id=\"video-1439-1\" width=\"1440\" height=\"1080\" preload=\"metadata\" controls=\"controls\"><source type=\"video\/mp4\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/GFSA-1.mp4?_=1\" \/><a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/GFSA-1.mp4\">https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/GFSA-1.mp4<\/a><\/video><\/div>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Mahafaly anay eto amin&#8217;ny Lemur Conservation Network no mampahafantatra ny Ny <a href=\"https:\/\/www.facebook.com\/GFSAMada...  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":1444,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-1439","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&#039;ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten&#039;Antananarivo.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&#039;ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten&#039;Antananarivo.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2020-09-07T07:33:40+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2020-09-07T08:35:19+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1560\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1170\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&#8217;ny fiarovana ny tontolo iainana\",\"datePublished\":\"2020-09-07T07:33:40+00:00\",\"dateModified\":\"2020-09-07T08:35:19+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/\"},\"wordCount\":1210,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/09\\\/Photo-3.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/\",\"name\":\"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin'ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/09\\\/Photo-3.jpg\",\"datePublished\":\"2020-09-07T07:33:40+00:00\",\"dateModified\":\"2020-09-07T08:35:19+00:00\",\"description\":\"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten'Antananarivo.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/09\\\/Photo-3.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/09\\\/Photo-3.jpg\",\"width\":1560,\"height\":1170,\"caption\":\"Photo credit: GFSA Diabe ho an\u2019ny Ala (Marche pour la for\u00eat) 2019\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&rsquo;ny fiarovana ny tontolo iainana\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin'ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","description":"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten'Antananarivo.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin'ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","og_description":"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten'Antananarivo.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2020-09-07T07:33:40+00:00","article_modified_time":"2020-09-07T08:35:19+00:00","og_image":[{"width":1560,"height":1170,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&#8217;ny fiarovana ny tontolo iainana","datePublished":"2020-09-07T07:33:40+00:00","dateModified":"2020-09-07T08:35:19+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/"},"wordCount":1210,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/","name":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin'ny fiarovana ny tontolo iainana - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg","datePublished":"2020-09-07T07:33:40+00:00","dateModified":"2020-09-07T08:35:19+00:00","description":"Ny GFSA dia fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon\u2019ny Departemantan\u2019ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin\u2019ny Ecole Sup\u00e9rieure des Sciences Agronomiques (ESSA-For\u00eats), Oniversiten'Antananarivo.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/09\/Photo-3.jpg","width":1560,"height":1170,"caption":"Photo credit: GFSA Diabe ho an\u2019ny Ala (Marche pour la for\u00eat) 2019"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/fikambanana-gfsa-tanora-mandray-ny-andraikiny\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fikambanana GFSA: Tanora mandray ny andraikiny amin&rsquo;ny fiarovana ny tontolo iainana"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1439","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1439"}],"version-history":[{"count":10,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1439\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1455,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1439\/revisions\/1455"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1444"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1439"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1439"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1439"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}