{"id":1261,"date":"2020-04-07T16:36:38","date_gmt":"2020-04-07T13:36:38","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1261"},"modified":"2020-04-08T13:44:54","modified_gmt":"2020-04-08T10:44:54","slug":"toro-marika-covid-19-varika","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/","title":{"rendered":"Toro-marika ho an&#8217;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny varika"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \"> Mba hampihenana ny loza mety ateraky ny fifindran&#8217; ny COVID-19 amin&#8217;ireo varika, Drs. Thomas R. Gillespie, Patricia Wright, ary Jonah Ratsimbazafy dia manome antsika ireto toro-marika ireto ho an&#8217;ny fizahan-tany sy toeram-pikarohana eto Madagasikara.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/covid-19-guidelines-madagascar\/\">Vakio eto ny bilaogy amin&#8217;ny teny Anglisy.<\/a><\/p>\n<\/div>\n<p>Ny fikambanana maneran-tany momba ny fahasalamana na ny OMS (Organisation Mondiale de la Sant\u00e9) dia nampahafantatra ny fisian\u2019ny hamehana ara-pahasalamam-bahoaka maneran-tany manoloana ny fisian\u2019ny valanaretina manerana coronavirus na COVID-19 ary fantatra ankehitriny fa misy porofo ny fisian\u2019io tsimokaretina io COVID-19 io eto Madagasikara<sup>1<\/sup>.<\/p>\n<h2>Eto am-pikarakarana ny hamehana ho an\u2019ny fahasalamam-bahoaka isika ankehitriny, anefa tokony hahalala ihany koa isika fa mety ho tadidin-doza sy ho tratra io valanaretina manerana io ny varika eto Madagasikara.<\/h2>\n<p>Ireo \u201cchimpanz\u00e9s\u201d dia fantatra fa nanana aretina azo avy amin\u2019hasemporana rehefa nifindran\u2019ireo coronavirus azon\u2019ny olombelona<sup>2<\/sup> ary tena ahiana ho azon\u2019io tsimokaretina io covid-19 io ireo chimpanz\u00e9s sy primates non humains toy ny varika. Ny fikarohana siantifika, ny fizahan-tany na \u00e9cotourisme ary ireo mpisehatra ao anatin\u2019ny fiarovana sy ny fitantanana ny valajava-boahary arovana dia manana fahahafana manazatra ireo primata dia na miaina anaty ala hifampikasoka amin\u2019ny Olombelona ka hahazo ireo aretin\u2019Olombelona.<\/p>\n<h4><strong>Teo anatrehan\u2019io loza mety hitranga io, dia nomena ny toro-marika mikasika ny hampiatona aloha ny fizahan-tany fitsidihana ireo varika ary ny mba hampihenana ireo asa fikarohana atao eo anivon&#8217;ireny ala fonenan&#8217;ny varika ireny.<\/strong><\/h4>\n<p>Ireo toro-marika rehetra omen\u2019ny UICN (Union Internationale pour la Conservation de la Nature) ho an\u2019ny fanaraha-maso ny fahasalaman\u2019ireo gidro be<sup>3<\/sup> dia natao indrindra ho fanoherana ireo fahafatesana misesy mahazo ireo gidro be izay matetika mety hifindran\u2019ireo tsimokaretina mpahazo ny Olombelona mitarika hasemporana<sup>4-6 <\/sup>ary natao ihany koa ho fahafantarana tsara ny fahamoran\u2019ny fifindran\u2019ireo aretin\u2019Olombelona amin\u2019ireo gidro be ireo<sup>7;8<\/sup>. Soa fa azo atao tsara no mampihatra ireo toro-marika rehetra ireo ho an\u2019ireo primata hafa ary tena zava-dehibe ny fanarahana izany eo anatrehan\u2019izao valanaretina manerana covid-19 izao.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Toro-marika dimy ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217; ny COVID-19 amin&#8217;ny varika<\/h2>\n<p>Ny fanarahana ireto toro-marika manaraka ireto any amin\u2019ireo faritra fitsidihan\u2019ireo mpizahan-tany sy ny toeram-pikarohana eto Madagasikara ho an\u2019ireo mpiasa izay mbola manohy miditra any amin\u2019ireo ala fonenan\u2019ireo varika, mandritra izao valanaretina manerana izao, dia tena inoana fa hampihena betsaka ny mety hifindran\u2019io tsimokaretina covid-19 io amin\u2019ny varika na ireo tsimokaretina hafa izay mety ho hifindra tsinahy rehefa miditra any amin\u2019ireny ala fonenan\u2019ireny varika ireny isika. Ireto avy izany toro-marika izany:<\/p>\n<figure id=\"attachment_1264\" aria-describedby=\"caption-attachment-1264\" style=\"width: 232px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1264 size-medium\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/Marojejy-redfrontedbrownlemur-LynneVenart-1-309x400-1-232x300.jpg\" alt=\"\" width=\"232\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/Marojejy-redfrontedbrownlemur-LynneVenart-1-309x400-1-232x300.jpg 232w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/Marojejy-redfrontedbrownlemur-LynneVenart-1-309x400-1-150x194.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/04\/Marojejy-redfrontedbrownlemur-LynneVenart-1-309x400-1.jpg 309w\" sizes=\"auto, (max-width: 232px) 100vw, 232px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1264\" class=\"wp-caption-text\">Varikamavo ao amin&#8217;ny Parc national Marojejy- sary Lynne Venart<\/figcaption><\/figure>\n<h4><strong>1. Marary ve ianao? Mijanon\u00e0 any an-trano.\u00a0<\/strong><\/h4>\n<p>Izay olona rehetra mety hiaran\u2019ny fisehoan\u2019aretina ireto (toy ny fisian\u2019ny lelo, marary tenda, mikohaka na mafana hoditra) dia tsy tokony hiditra any amin\u2019ireo ala fonenan\u2019ireo varika.<\/p>\n<h4><strong>2. Hatomboy ny fanadiovana isaky ny fitsidihana. <\/strong><\/h4>\n<p>Ny olona izay miditra any amin\u2019ny ala fonenan\u2019ireo varika dia tokony hiakanjo madio. Ny kiraro dia tokony ho diovana ary ny tanana tokony sasana amin\u2019ny rano sy savony alohan\u2019ny hidirana any amin\u2019ny ala fonenan\u2019ireo varika sy rehefa mivoaka.<\/p>\n<h4><strong>3. Hajao ny elanelana. <\/strong><\/h4>\n<p>Tokony hisy elanelana 7 metatra amin\u2019ireo varika sy ireo olona.<\/p>\n<h4><strong>4. Manaova fiarovatava.\u00a0<\/strong><\/h4>\n<p>Ireo olona rehetra izay manakaiky ireo varika, latsaka ny 10 metatra dia tokony manao ireny aro tava fanaon\u2019ireny mpiasan\u2019ny fahasalamana ireny.<\/p>\n<h4>5. <strong>Mahaiza mievina.<\/strong><\/h4>\n<p>Raha toa misy olona tsy maintsy mievina na mikohaka eo akaikin\u2019ireo varika, dia tokony hanaovana hatrany fiarotava, hiala ireo varika ary handrakotra ny vava \u00a0sy ny orona amin\u2019ny sandry fa tsy amin\u2019ny tanana na mievina ao anatin\u2019ny akanjo.<\/p>\n<h4><strong><em>Io valanaretina manerana covid-19 dia tokony ho raisintsika ho mety ho loza ho an\u2019ny fahasalaman\u2019ireo varika. <\/em><\/strong><\/h4>\n<p>Ny tsy fisian\u2019ny loza na ny <em>risque z\u00e9ro<\/em> dia tsy misy velively ary ny fandraisana ireo fepetra fisorohana na ireo fepetra raisina ho famehezana ny aretina dia tsy hahafoana velively ireo loza mety hitranga. Izany indrindra no anton\u2019ny hilazana fa hampihena ny loza ireo toro-marika ireo fa tsy hahafoana velively, ny mety hifindran\u2019io aretina io amin\u2019ireo varika akory. Na izany aza anefa, ny fanarahana sy fanantanterahina ireo toro-marika ireo dia tena hampihena betsaka ireo loza aterakin\u2019ny asan\u2019Olombelona amin\u2019ireo fahasalaman\u2019ireo varika ary io dia inoana ihany koa fa tena miendrika fahavononana sy risi-po ananana ho an\u2019ny fiarovana ireo varika eto Madagasikara.<\/p>\n<h3><strong>Loharano nanangonana ny lahatsoratra<\/strong><\/h3>\n<p class=\"p3\"><span class=\"s2\"><sup>1<\/sup><a href=\"https:\/\/www.who.int\/emergencies\/diseases\/novel-coronavirus-2019\"><span class=\"s3\">https:\/\/www.who.int\/emergencies\/diseases\/novel-coronavirus-2019<\/span><\/a><\/span><\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>2<\/sup><\/span>Patrono, L. V., Samuni, L., Corman, V. M., Nourifar, L., R\u00f6themeier, C., et al.\u00a0(2018). Human coronavirus OC43 outbreak in wild chimpanzees, C\u00f4te d\u00b4Ivoire, 2016.\u00a0Emerging Microbes &amp; Infections\u00a07: 118.\u00a0<a href=\"https:\/\/doi.org\/10.1038\/s41426-018-0121-2\"><span class=\"s4\">https:\/\/doi.org\/10.1038\/s41426-018-0121-2<\/span><\/a><\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>3<\/sup><\/span>Gilardi, K.V., Gillespie, T.R., Leendertz, F.H., Macfie, E.J., Travis, D.A., Whittier, C.A., Williamson, E.A. (2015).\u00a0<i>Best Practice Guidelines for Health Monitoring and Disease Control in Great Ape Populations<\/i>. Gland, Switzerland: IUCN SSC Primate Specialist Group. 56pp.\u00a0<a href=\"https:\/\/portals.iucn.org\/library\/sites\/library\/files\/documents\/SSC-OP-056.pdf\"><span class=\"s4\">https:\/\/portals.iucn.org\/library\/sites\/library\/files\/documents\/SSC-OP-056.pdf<\/span><\/a><\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>4<\/sup><\/span>K\u00f6ndgen, S., K\u00fchl, H., N\u2019Goran, P.K., Walsh, P.D., Schenk, S. et al. (2008). Pandemic human viruses cause decline in endangered great apes. Current Biology 18: 260\u2013264.<\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>5<\/sup><\/span>Kaur, T., Singh, J., Tong, S., Humphrey, C., Clevenger, D. et al. (2008). Descriptive epidemiology of fatal respiratory outbreaks and detection of a human-related metapneumovirus in wild chimpanzees (Pan troglodytes) at Mahale Mountains National Park, western Tanzania. American Journal of Primatology 70: 755\u2013765.<\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>6<\/sup><\/span>Palacios, G., Lowenstine, L.J., Cranfield, M.R., Gilardi, K.V., Spelman, L. et al. (2011). Human metapneumovirus infection in wild mountain gorillas, Rwanda. Emerging Infectious Diseases 17: 711\u2013713.<\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>7<\/sup><\/span>Rwego, I.B., Isabirye-Basuta, G., Gillespie, T.R. &amp; Goldberg, T.L. (2008). Gastrointestinal bacterial transmission among humans, mountain gorillas, and livestock in Bwindi Impenetrable National Park, Uganda. Conservation Biology 22: 1600\u20131607.<\/p>\n<p class=\"p1\"><span class=\"s1\"><sup>8<\/sup><\/span>Parsons, M.B., Travis, D., Lonsdorf, E.V., Lipende, I., Roellig, D.M., Collins, A., Kamenya, S., Zhang, H., Xiao, L. &amp; Gillespie, T.R. (2015). Epidemiology and molecular characterization of Cryptosporidium spp. in humans, wild primates, and domesticated animals in the Greater Gombe Ecosystem, Tanzania. PLoS Neglected Tropical Diseases 9: e0003529.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h3><strong>Novokarin&#8217;i :\u00a0<\/strong><\/h3>\n<p class=\"p1\"><strong>Thomas R. Gillespie, PhD<\/strong><br \/>\nAssociate Professor, Emory University and Rollins School of Public Health, Atlanta, USA<br \/>\nDirector of Infectious Disease Research, <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/centre-valbio\/\">Centre Valbio<\/a>, Ranomafana, Madagascar<br \/>\n<span class=\"s5\"><a href=\"mailto:thomas.gillespie@emory.edu\">thomas.gillespie@emory.edu<\/a><br \/>\n<\/span><span class=\"s5\"><a href=\"http:\/\/www.envs.emory.edu\/faculty\/GILLESPIE\/Lab.html\">http:\/\/www.envs.emory.edu\/faculty\/GILLESPIE\/Lab.html<\/a><\/span><\/p>\n<p class=\"p4\"><strong>Patricia C. Wright, PhD<br \/>\n<\/strong>Herrnstein Professor of Conservation Biology, Stony Brook University, Stony Brook, USA<br \/>\nFounder and Executive Director, <a href=\"http:\/\/www.centrevalbio.org\/\"><span class=\"s4\">Centre ValBio<\/span><\/a>, Ranomafana, Madagascar<br \/>\n<span class=\"s5\"><a href=\"mailto:patchapplewright@gmail.com\">patchapplewright@gmail.com<\/a><br \/>\n<\/span><span class=\"s5\"><a href=\"http:\/\/www.patwrightlab.net\/\">www.patwrightlab.net<\/a><\/span><\/p>\n<p class=\"p1\"><strong>Jonah Ratsimbazafy, PhD<\/strong><br \/>\nPresident,\u00a0<a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/gerp\/\">Groupe d&#8217;Etude et de Recherche sur les Primates de Madagascar (GERP)<\/a><br \/>\nPresident-Elect, International Primatological Society<br \/>\nCo-Vice Chair &#8211; Madagascar section,\u00a0IUCN\/SSC Primate Specialist Group<br \/>\n<span class=\"s5\"><a href=\"mailto:jonah.ratsimbazafy@durrell.org\">jonah@gerp-mg.org<\/a><br \/>\n<\/span><span class=\"s5\"><a href=\"http:\/\/www.gerp.mg\/\">www.gerp.mg<\/a><\/span><\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p> Mba hampihenana ny loza mety ateraky ny fifindran&#8217; ny COVID-19 amin&#8217;ireo varika, Drs. Thomas R. Gillespie, Patricia Wri&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":1095,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-1261","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Toro-marika ho an&#039;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#039;ny COVID-19 amin&#039;ny varika - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Toro-marika ho an&#039;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#039;ny COVID-19 amin&#039;ny varika - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Mba hampihenana ny loza mety ateraky ny fifindran&#039; ny COVID-19 amin&#039;ireo varika, Drs. Thomas R. Gillespie, Patricia Wri... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2020-04-07T13:36:38+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2020-04-08T10:44:54+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1559\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1194\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"6 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Toro-marika ho an&#8217;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny varika\",\"datePublished\":\"2020-04-07T13:36:38+00:00\",\"dateModified\":\"2020-04-08T10:44:54+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/\"},\"wordCount\":1143,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/09\\\/hoby_2.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/\",\"name\":\"Toro-marika ho an'ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran'ny COVID-19 amin'ny varika - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/09\\\/hoby_2.jpg\",\"datePublished\":\"2020-04-07T13:36:38+00:00\",\"dateModified\":\"2020-04-08T10:44:54+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/09\\\/hoby_2.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2019\\\/09\\\/hoby_2.jpg\",\"width\":1559,\"height\":1194},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/toro-marika-covid-19-varika\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Toro-marika ho an&#8217;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny varika\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Toro-marika ho an'ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran'ny COVID-19 amin'ny varika - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Toro-marika ho an'ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran'ny COVID-19 amin'ny varika - Lemur Conservation Network","og_description":"Mba hampihenana ny loza mety ateraky ny fifindran' ny COVID-19 amin'ireo varika, Drs. Thomas R. Gillespie, Patricia Wri... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2020-04-07T13:36:38+00:00","article_modified_time":"2020-04-08T10:44:54+00:00","og_image":[{"width":1559,"height":1194,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"6 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Toro-marika ho an&#8217;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny varika","datePublished":"2020-04-07T13:36:38+00:00","dateModified":"2020-04-08T10:44:54+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/"},"wordCount":1143,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/","name":"Toro-marika ho an'ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran'ny COVID-19 amin'ny varika - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg","datePublished":"2020-04-07T13:36:38+00:00","dateModified":"2020-04-08T10:44:54+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2019\/09\/hoby_2.jpg","width":1559,"height":1194},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/toro-marika-covid-19-varika\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Toro-marika ho an&#8217;ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran&#8217;ny COVID-19 amin&#8217;ny varika"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1261","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1261"}],"version-history":[{"count":9,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1261\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1271,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1261\/revisions\/1271"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1095"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1261"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1261"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1261"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}