{"id":1204,"date":"2020-01-15T15:46:05","date_gmt":"2020-01-15T12:46:05","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?p=1204"},"modified":"2020-01-15T15:46:05","modified_gmt":"2020-01-15T12:46:05","slug":"zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/","title":{"rendered":"Zava-dehibe ny fisian&#8217;ny varika any anaty ala"},"content":{"rendered":"<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<p>Mpanoratra bilaogy vahiny androany i HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia tanora mpianatra sady mpikaroka momba ny varika avy ao amin\u2019ny sampam-pianarana Siansa, <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/researcher\/university-of-antananarivo\/\">mention ADD<\/a>, Oniversite Antananarivo. Ankoatra ny asa fikarohana izay ataony, dia mandray anjara ihany koa izy amin\u2019ny fanabeazana ara-tontolo iainana izay ataon\u2019ny fikambanana <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/gerp\/\">GERP<\/a>. Androany izy, dia hanazava amintsika indray ny mahazava-dehibe ny fisian&#8217;ny varika any anaty ala. Araho eto ary izany!<\/p>\n<\/div>\n<figure id=\"attachment_1207\" aria-describedby=\"caption-attachment-1207\" style=\"width: 1024px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-large wp-image-1207\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-1024x683.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"683\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-1536x1024.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-2048x1365.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1207\" class=\"wp-caption-text\">\u00a9 GERP Manombo<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Fampidirana: natao hifandrindra ny biby sy ny zava-maniry<\/h2>\n<p>Ao anatina tontolo voajanahary iray dia natao hifameno avokoa ny anjara toeran\u2019ny zavamananaina rehetra. Ny fahambangan\u2019iray amin\u2019ireo dia efa miteraka fikorontanana mandalo na maharitra eo anivon\u2019ny tontolo voajanahary iray, eny fa hatramin\u2019ny fiainan-draolombelona mihitsy aza. Hatrany am-boalohany dia efa nisy rindra voajanahary eo amin\u2019ny samy zavamaniry sy biby mba hifanampy sy hifandrindra.<\/p>\n<p>Ny fisian\u2019ny varika izay saika hita amin\u2019ireny faritra arovana sy valanjavaboary ireny, dia manana ny antony sy ny anjara toerany ekolojika ho an\u2019ilay ala sy ilay faritra misy azy.<\/p>\n<blockquote><p>Ato amin\u2019ny lahatsoratra ity dia andeha hizara fahalalana mahakasika ny antom-pisian\u2019ny varika anaty ala voajanahary iray.<\/p><\/blockquote>\n<p>Ny varika dia samy manana ny sakafony avokoa ary amin\u2019ny ankapobeny dia na bibikely, na voankazo, na ravina, na ditin-kazo na vonim-boninkazo no fihinany.<\/p>\n<figure id=\"attachment_1208\" aria-describedby=\"caption-attachment-1208\" style=\"width: 1024px\" class=\"wp-caption aligncenter\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"wp-image-1208 size-large\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-1024x576.jpg\" alt=\"\" width=\"1024\" height=\"576\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-1024x576.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-300x169.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-768x432.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-1536x863.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest-150x84.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Manombo-forest.jpg 1717w\" sizes=\"auto, (max-width: 1024px) 100vw, 1024px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1208\" class=\"wp-caption-text\">\u00a9 GERP Manombo<\/figcaption><\/figure>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Mpanaparitaka voa ao anaty ala ny varika<\/h2>\n<p>Ny anisan\u2019ny tena mampiavaka ny varika mpihinana voankazo dia ny fanamparitahana voa. Mandritra ny fotoana itetezany hazo maromaro mba hitadiavany sakafo na toerana hitobiana no anaparitahany ireo voa avy amin\u2019ny voankazo haniny. Ireo voa aparitany ireo dia tsy mitovy fitsiry amin\u2019ny voa mihintsana ho azy fa haingana kokoa. Maro amin\u2019ireo hazoala mantsy no tsy mitsiry ny voany raha tsy mandalo anaty vavonina biby ary ny varika mpihinana voankazo dia anisan\u2019ny mpandray anjara amin\u2019izany.<\/p>\n<h2>Mpihinana vonim-boninkazo sy mpampiray vovom-boninkazo ny varika<\/h2>\n<p>Ho an\u2019ny varika mpihinana vonim-bonikazo na mamim-bonikazo kosa dia mandritra ny fotoana isafidianany na itadiavany sakafo iny izy no efa manomboka manao ny asany. Mandritra izany no amindrany ny vovom-boniny amin\u2019izay hazo teteziny.<\/p>\n<p>Ny fisian\u2019ny varika ao anaty ala iray ihany koa dia mampifandanja ny isan\u2019ny sokajim-biby ho araka ny tokony ho izy. Raha tsy misy intsony ohatra ny varika dia mety ireto tranga manaraka ireto no hitranga:<\/p>\n<figure id=\"attachment_1209\" aria-describedby=\"caption-attachment-1209\" style=\"width: 200px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1209\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-200x300.jpg\" alt=\"\" width=\"200\" height=\"300\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-200x300.jpg 200w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-683x1024.jpg 683w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-768x1152.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-1024x1536.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-1365x2048.jpg 1365w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-150x225.jpg 150w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Photo-7-L.jamesorum_Davidson-scaled.jpg 1707w\" sizes=\"auto, (max-width: 200px) 100vw, 200px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1209\" class=\"wp-caption-text\">\u00a9 Herindrainy Davidson HAJANANTENAINA<\/figcaption><\/figure>\n<ul>\n<li>Hihena ny isan\u2019ny biby mpihiza toy ny fosa (<em>Cryptoprocta ferox<\/em>), andrasabe (<em>Polyboroides radiatus<\/em>) sy do (<em>Acrantophis madagascariensis<\/em>) izay anisan\u2019ny mpizaha varika.<\/li>\n<li>Hihena na holany tamingana ny sokajim-biby fihaza hafa<\/li>\n<li>Hiakatra an-tan\u00e0na ny biby mpihaza ka mety hitondra aretina sy fahavoazana ho an\u2019ny olombelona.<\/li>\n<\/ul>\n<p>Araka izany dia hita fa any anaty ala ihany no tokony itoeran\u2019ny varika fa sady mikolokolo ny aty ala izy no mihazona ny fifandrindran\u2019ny isan\u2019ny bibidia tsirairay. Ary ankoatra ny tombontsoa azo avy amin\u2019ny fizahan-tany ho an\u2019ny faritra manana harena voajanahary dia manana ny toerany ihany koa ny varika amin\u2019ny fisorohana ny fiovaovan\u2019ny toetrandro ary indrindra ny fihazonana ny ala amin\u2019ny fitanana ny karbaona.<\/p>\n<div class=\"woo-sc-hr\"><\/div>\n<h2>Hafatra ho an\u2019ny mpamaky<\/h2>\n<p>Sarobidy ho an\u2019ny fiaintsika andavanandro ny fananantsika ny ala ary miantoka ny hoavin\u2019ny taranatsika eto Madagasikara hatrany ivelany.<\/p>\n<blockquote><p>Ny fiarovana sy fikolokoloana ireo zavamananaina isan-karazany miainga amin\u2019ny bilitika indrindra ka hatramin\u2019ny lehibe indrindra no antoka hihazona ny faharetan\u2019ny ala.<\/p><\/blockquote>\n<figure id=\"attachment_1210\" aria-describedby=\"caption-attachment-1210\" style=\"width: 300px\" class=\"wp-caption alignright\"><img loading=\"lazy\" decoding=\"async\" class=\"size-medium wp-image-1210\" src=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-300x200.jpg\" alt=\"\" width=\"300\" height=\"200\" srcset=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-300x200.jpg 300w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-1024x683.jpg 1024w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-768x512.jpg 768w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-1536x1024.jpg 1536w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-2048x1365.jpg 2048w, https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/Lemuriens_foret-150x100.jpg 150w\" sizes=\"auto, (max-width: 300px) 100vw, 300px\" \/><figcaption id=\"caption-attachment-1210\" class=\"wp-caption-text\">\u00a9 Herindrainy Davidson HAJANANTENAINA<\/figcaption><\/figure>\n<p>Ho antsika nahazo halalana dia manana fitiavana hoazy ireny zavaboahary ireny ary miainga amin\u2019ny fampitana sy ny fizarana ataontsika amin\u2019ny olom-pirenena manodidina antsika no hitomboan\u2019ny fitandrovana azy ireny.<\/p>\n<blockquote><p>Ho mora kokoa amin\u2019ny mponina ifotony kokoa ny ho saro-piaro ny fananany raha fantany sy tsapany ny anjara-toeran\u2019ny zavamananaina tsirairay ao anaty ala.<\/p><\/blockquote>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<div class=\"woo-sc-box  normal   \">\n<h2>Ndeha iaraha-hiasa hanentana sy hanabe ny taranaka fara mandimby!<\/h2>\n<p>Maniry handray anjara an-tsitrapo amin&#8217;ny fanoratana bilaogy ato amin&#8217;ny LCN ve ianao? <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/raha-te-hifandray-aminny-lemur-conservation-network\/\">Manorata aty aminay<\/a>.<\/p>\n<\/div>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Mpanoratra bilaogy vahiny androany i HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia tanora mpianatra sady mpikaroka mo&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":7,"featured_media":1207,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"site-sidebar-layout":"default","site-content-layout":"","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"default","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[8],"class_list":["post-1204","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-bilaogy","tag-fanabeazana"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Zava-dehibe ny fisian&#039;ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Zava-dehibe ny fisian&#039;ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Mpanoratra bilaogy vahiny androany i HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia tanora mpianatra sady mpikaroka mo... Tohiny \u00bb\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2020-01-15T12:46:05+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"2560\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1707\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Seheno Corduant\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Seheno Corduant\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\"},\"headline\":\"Zava-dehibe ny fisian&#8217;ny varika any anaty ala\",\"datePublished\":\"2020-01-15T12:46:05+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/\"},\"wordCount\":678,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/01\\\/MG_9981-scaled.jpg\",\"keywords\":[\"fanabeazana\"],\"articleSection\":[\"Bilaogy\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/\",\"name\":\"Zava-dehibe ny fisian'ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/01\\\/MG_9981-scaled.jpg\",\"datePublished\":\"2020-01-15T12:46:05+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/01\\\/MG_9981-scaled.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2020\\\/01\\\/MG_9981-scaled.jpg\",\"width\":2560,\"height\":1707,\"caption\":\"\u00a9 GERP Manombo\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Zava-dehibe ny fisian&rsquo;ny varika any anaty ala\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c\",\"name\":\"Seheno Corduant\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g\",\"caption\":\"Seheno Corduant\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/author\\\/seheno\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Zava-dehibe ny fisian'ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Zava-dehibe ny fisian'ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network","og_description":"Mpanoratra bilaogy vahiny androany i HAJANANTENAINA Herindrainy Davidson. Izy dia tanora mpianatra sady mpikaroka mo... Tohiny \u00bb","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_published_time":"2020-01-15T12:46:05+00:00","og_image":[{"width":2560,"height":1707,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Seheno Corduant","twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Written by":"Seheno Corduant","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/"},"author":{"name":"Seheno Corduant","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c"},"headline":"Zava-dehibe ny fisian&#8217;ny varika any anaty ala","datePublished":"2020-01-15T12:46:05+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/"},"wordCount":678,"publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg","keywords":["fanabeazana"],"articleSection":["Bilaogy"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/","name":"Zava-dehibe ny fisian'ny varika any anaty ala - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg","datePublished":"2020-01-15T12:46:05+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2020\/01\/MG_9981-scaled.jpg","width":2560,"height":1707,"caption":"\u00a9 GERP Manombo"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/zava-dehibe-ny-fisianny-varika-any-anaty-ala\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Zava-dehibe ny fisian&rsquo;ny varika any anaty ala"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/person\/9af00dca9cb5c97feb2c2389c9f4ce0c","name":"Seheno Corduant","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/e521def082f9f07270f66e907e10923f123f93be861bd5df1148eda3b69bc7fe?s=96&r=g","caption":"Seheno Corduant"},"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/author\/seheno\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1204","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/7"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1204"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1204\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1213,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1204\/revisions\/1213"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/1207"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1204"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1204"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1204"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}