{"id":29,"date":"2015-06-18T00:29:25","date_gmt":"2015-06-18T00:29:25","guid":{"rendered":"http:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?page_id=29"},"modified":"2025-05-30T21:08:16","modified_gmt":"2025-05-30T18:08:16","slug":"ny-ekipa","status":"publish","type":"page","link":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/","title":{"rendered":"Ny ekipa"},"content":{"rendered":"<div class=\"wpb-content-wrapper\">[vc_row css=&#8221;.vc_custom_1748628468882{margin-top: 30px !important;margin-right: 0px !important;margin-left: 0px !important;}&#8221;][vc_column][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h2>Ny ekipan&#8217;ny LCN<\/h2>\n<p>Miara-miasa ho an&#8217;ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;23&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h2>Lynne Venart<\/h2>\n<h3>Talen&#8217;ny Lemur Conservation Network<\/h3>\n<p>Lynne no namorina sy namolavola marika manokana ahafantarana ny LCN. Izy ihany koa no mitantana sy mandrindra ireo foto-drafitr\u2019asa maro samihafa eto amin\u2019ny \u00a0Lemur Conservation Network, ary manara-maso ny fanatanterahana ny fiheverena sy ny tanjona izay iombonantsika \u00a0mpanohana sy mpiara-miasa amin\u2019 ity tambazotra ity izay mifantoka manokana amin\u2019ny fiarovana ireo \u00a0gidro\/varika. Miasa hatrany ho an&#8217;ny LCN izy amin&#8217;ny alal\u00e0n&#8217;ny fanoratana bilaogy sy fanampiana ny lafin&#8217;ny tranonkala rehetra.<\/p>\n<p>Lynne dia namokatra ny fomba fitsidihana ny U.S. Holocaust Memorial Museum amin&#8217;ny interneto. Manampy sy manome toro-hevitra amin&#8217;ny lafin&#8217;ny sary sy ny serasera ho an&#8217;ny ireo fikambanana tsy miankina maro ary ireo orinasa madinika ao Washington DC izy efa ho dimy ambin&#8217;ny folo taona izao.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/lynnevenart.com\/\">Tsidiho eto ny tranonkalan&#8217;i Lynne, ahafantaranao bebe kokoa azy.\u00a0<\/a>[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;3387&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h2>Seheno Corduant-Andriantsaralaza, Ph.D.<\/h2>\n<h3>Mpandrindra ny tranokalan&#8217;i Lemur Conservation Network amin&#8217;ny teny Malagasy<\/h3>\n<p>Seheno no namolavola sy nanantontosa ireo lohahevitra sy resaka marosamihafa \u00a0eto anivon\u2019ny tranonkala \/vohikala momba ny Gidro\/Varika ho antsika Malagasy.<\/p>\n<p><span lang=\"en-US\">Mpikaroka momba ny biolojia izay mampiasa ny trai-kefany amin\u2019ny fitondrana ny anjara birikiny amin\u2019ny fiarovana ny zava-boahary eto Madagasikara izy. Nahazo ny mari-pahaizana \u201cPhD\u201d tao amin\u2019ny oniversiten\u2019Antananarivo, fiaraha-miasa miaraka amin\u2019ny ivo-pikarohana frantsay momba ny fampandrosoana sy ny fambolena. Niompana tamin&#8217;ny fianarana ny fomba fiparitahan&#8217;ny voan&#8217;ny baobab ny fikarohana nataony nandritra ny fianarana ahazohana ny diplaoma doctorat. Niasa tao amin&#8217;ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/reniala-ngo-and-lemur-rescue-center\/\">ONG Reniala-Lemur Rescue Center<\/a> izy, izay ivo-toerana iray mikarakara ireo gidro izay nompian&#8217;ny olona taloha. Taorian&#8217;io asa io, nitsiry tao aminy ny fitiavana hiaro ireo gidro. Ankehitriny, miara-miasa amin&#8217;ny <a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/organization\/lemur-love\/\">ONG Lemur Love<\/a> izy momba ny fiarovana ireo gidro amin&#8217;ny famarotana tsy ara-dal\u00e0na azy ireo atao biby fiompy.<\/span>[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;3388&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h2 class=\"iw gFxsud\"><span class=\"qu\" tabindex=\"-1\" role=\"gridcell\" translate=\"no\"><span class=\"gD\" data-hovercard-id=\"koloinarafenoherilala@gmail.com\" data-hovercard-owner-id=\"18\">Koloina Rafenoherilala<\/span><\/span><\/h2>\n<h3>Mpanampy amin&#8217;ny fandrindrana<\/h3>\n<p>I Koloina dia mpianatra manana mari-pahaizana manokana (master) amin\u2019ny Antropolojia sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ao amin\u2019ny Oniversiten&#8217;Antananarivo. Nanomboka tamin\u2019ny taona 2023 izy no nirotsaka an-tsitrapo tao amin\u2019ny Lemur Conservation Network. Manam-pahaizana manokana amin\u2019ny antropolojia ara-tsakafo izy ary liana amin\u2019ny fiarovana ny natiora. Amin\u2019izao fotoana izao, miasa ho mpanolo-tsaina ao amin\u2019ny orinasa fikarohana iray izy, izay manam-pahaizana manokana amin\u2019ny fampandrosoana ny fiarahamonina, ny fanabeazana, ary ny fahasalamam-bahoaka.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<hr \/>\n<h2>Ekipan&#8217;ireo serasera ara-tsiansa<\/h2>\n[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/2&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h4>Malagasy<\/h4>\n<ul>\n<li>Miti Andrianina<\/li>\n<li>Demetrius Ella Harisoamalala<\/li>\n<li>Koloina Rakotoarivelo<\/li>\n<li>Rojo Rakotoarisoa<\/li>\n<li>Diamondra Ranaivoson<\/li>\n<li>Charline Rasoarimalala<\/li>\n<li>Ny Ony Ratovonjanahary<\/li>\n<li>Stephie Raveloarison<\/li>\n<li>Naval Rojo<\/li>\n<\/ul>\n[\/vc_column_text][\/vc_column][vc_column width=&#8221;1\/2&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h4>Anglisy<\/h4>\n<ul>\n<li>Coral Chell<\/li>\n<li>Kate Cioffi<\/li>\n<li>Jessica DeVille<\/li>\n<li>Kat Harris<\/li>\n<li>Brynn Harshbarger<\/li>\n<li>Laura Hemlock<\/li>\n<\/ul>\n<h4>Espaniola<\/h4>\n<ul>\n<li>Mateu Antich S\u00e1nchez<\/li>\n<\/ul>\n[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<hr \/>\n<h2>Ireo mpanolo-tsaina amin&#8217;ny tetikasa<\/h2>\n[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;20&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h3>Kim Reuter, Ph.D.<\/h3>\n<p>Kim dia anisan&#8217;ny namorona ihany koa ny LCN ary ankehitriny dia mpanolo-tsaina amin&#8217;ireo tetikasa rehetra sahanina izy. Mba ahatontosana sy hamolavolana izao tambazotra izao dia niresaka sy nitady fiaraha-miasa tamina mpikaroka sy fikambanana aman-jatony izy ka izay voalazan\u2019izy ireo no natambany ary noraiketiny ho ato amin\u2019ity tranonkala ity sy ireo haino aman-jery sosialy maro samihafa.<\/p>\n<p>Kim ihany koa dia sady matihanina biolojika no sady \u00a0liana momba ny \u00a0fampandrosoana iraisam-pirenena. Noho izany dia tsy nisalasala izy nampiasa ny fahaiza-manaony \u00a0mba hampisy fiantraikany tsara teo amin&#8217;ny fiaraha-monina\u00a0: tamin&#8217;ny alalan&#8217;ny fitsaboana, fanabeazana, ary ny hetsika fiarovana maro samihafa.<\/p>\n<p>Amin&#8217;izao fotoana izao \u00a0dia Talen&#8217;ny orinasa sosialy atao hoe Franklin Scholars izy.<\/p>\n<p><a href=\"https:\/\/www.lemurconservationnetwork.org\/author\/kreuter\/\">Vakio eto ireo bilaogy soratan&#8217;i Kim.\u00a0<\/a>[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;19&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h3>Jonah Ratsimbazafy, Ph.D.<\/h3>\n<p>Dr. Jonah Ratsimbazafy dia manolo-tsaina amin&#8217;ireo tetikasa rehetra sahanin&#8217;ny LCN. Teratany Malagasy\u00a0 izy ary manana ny \u00a0mari-pahaizana \u00a0PhD \u00a0momba antropolojia momba ny toe-batana avy amin&#8217;ny State University ao New York ao amin&#8217;ny Stony Brook, ETAZONIA . Izy no Filohan&#8217;ny fikambanana GERP sy Profesora (mpampianatra) Mpanampy ao amin&#8217;ny Sampam-pianarana momba ny Siansa sy ny Sampan-draharahan&#8217;ny Fitsaboana fitsaboina momba ny biby ao amin&#8217;ny Oniversiten&#8217;i Antananarivo, ary mpitarika mahafatra-pon\u2019ny CITES izay \u00a0miara-miasa akaiky amin\u2019ny Fitantanana Jeneraly ny ala eto Madagasikara.<\/p>\n<p>Efa nianatra manokana momba ny gidro\/Varika izy ary nitarika tetikasa fiarovana azy ireny sy niara-niasa tamin&#8217;ny vondrom-piarahamonina eo an-toerana nandritra ny 20 taona. Ny fikarohana nahaliana azy sy nataony dia mifantoka \u00a0tanteraka momba ny tontolo iainana sy ny fitondran-tenan\u2019ireo\u201d primates2.<\/p>\n<p>Niara -nanoratra sy nanantontosa ny andihany faha 2 sy faha-3 \u00a0ny <i>boky fampiasa an-kianja<\/i> \u00a0sy ny boky tahirin-kevitra mitondra ny lohateny hoe \u00ab\u00a0Lemurs of madagascar\u00a0\u00bb ary nandika izany tamin\u2019ny teny frantsay koa ny tenany.<\/p>\n<p>Ny taona 2006 ka hatramin&#8217;ny 2008, dia Filoha Lefitry ny Fikambanana Iraisam-pirenena ho an&#8217;ny fiarovana ny \u201cprimates\u201d ary nanomboka ny taona \u00a02002 ka hatramin&#8217;ny 2013 dia izy no mpandrindra ny fanofanana sy ny Fiarovana teo anivon\u2019ny \u00a0\u00ab\u00a0Durrell Wildlife Conservation Trust, Madagascar Programm\u00a0\u00bb.<\/p>\n<p>Ary amin\u2019izao fotoana izao dia <i>filoha lefitra miara-mitantana ny vondrom-pikambanana \u00a0\u00a0IUCN\/SSC Specialist Group-Madagascar <\/i>\u00a0ny tenany.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;24&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h3>Steig Johnson, Ph.D.<\/h3>\n<p>Dr. Steig Johnson dia \u201canthropologue biologiste\u201d liana momba ny mponina ara- biolojika, ny fiiaraha-monina sy ny tontolo iainanan\u2019izy ireo \u00a0ary ny fiarovana ny PRIMATES ankoatry ny olombelona. Nandritra ny \u00a020 taona lasa teo dia nandany ny fotoanany tamin\u2019ny fianarana ny gidro\/varika tany \u00a0amin\u2019ny faritra atsimo atsinanan&#8217;i Madagasikara. Nanomboka tamin\u2019ny fianarana tontolo iainana ny taranaky ny gidro \/varika sy ireo hafa karazany tany amin\u2019ny tendrombohitra Andringitra \u00a0izany ka hatramin\u2019ny fijerena sy fianarana ny habetsahan&#8217; ireo Gidro \/varika sy ny firafitry ny fototarazo (g\u00e9n\u00e9tique) \u2013n\u2019izy ireo lemaka sy ala \u00a0voazaraza taty amin\u2019io faritra io.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;16&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h3>Christoph Schwitzer, Ph.D.<\/h3>\n<p>Dr Christoph Schwitzer dia Talen\u2019ny Fiarovana ao amin\u2019ny \u00ab\u00a0Bristol \u00a0Zoological Society\u00a0\u00bb nanomboka ny Volana May 2014 . Talohan\u2019izany anefa dia Lohan\u2019ny Sehatra fikarohana nandritra ny 7 taona \u00a0tao amin\u2019ny \u00ab\u00a0Cologne zoo\u00a0\u00bb ao Alemana ny tenany. Niasa sy nipetraka teto Madagasikara nandritra ny \u00a02 taona ihany koa izy ary niara -niasa \u00a0akaiky tamina fikambanana frantsay tsy miankina amin\u2019ny \u00a0fanjakana iray izay nifototra tamin\u2019ny \u00a0fikarohana momba ny Gidro\/ varika sy ny mety ho fiarovana azy ireny.<\/p>\n<p>Christoph dia manana ny mari-pahaizana \u00ab PhD \u00bb momba ny \u00a0Hay biby (Zoologie) tamin\u2019ny \u00a0\u00ab University of cologne \u00bb ary mpampianatra mpitsidika eny amin\u2019ny \u00ab University of the West of England \u00bb nanomboka ny taona 2013.<\/p>\n<p>Izy ihany koa no Tale \u00a0Lefitra eto Madagasikara, ary \u00a0Mpandrindra \u00a0ny\u00ab\u00a0 Red List Authority \u00bb. Ho fanampin\u2019izany dia Filoha Lefitry ny sampana fikarakarana sy ny \u00a0fitsaboana ary fiompiana ireo biby voasambotra eo anivon\u2019ny \u00ab International Primatological Society \u00bb iihany koa izy ary mpitan-tsoratra mpanatanteraka ao amin&#8217;ny \u00ab Association pour l&#8217;Etude Europ\u00e9enne et Conservation de L\u00e9muriens \u00bb izay fikambanana \u00a0tandrefana (eropeanina) ary natokana hiaro sy hianatra ny gidro\/varika.\u00a0Nanao \u00a0fikarohana ihany koa i Christoph vao haingana izay mifantoka \u00a0tanteraka amin&#8217;ny \u00a0ezaka sy fomba hataon\u2019ireo gidro\/varika maro izay voasokajy ho tandindomin-doza izay miady mafy ny ho velona manoloana ny fahasimban\u2019ny toeramponenan\u2019izy ireo, \u00a0ny fisamatsamahana sy fisarahana eny anivon\u2019izy ireo noho ny fitondrantenan\u2019izy ireo tsirairay avy , ny fahazoana sakafo sy ny habetsahan\u2019ny mponina (gidro\/varika ny resaka eto) ary ny habetsahan\u2019ny katsentsitra ao anatin\u2019izy ireny.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row][vc_row][vc_column width=&#8221;1\/5&#8243;][vc_single_image image=&#8221;33&#8243; img_size=&#8221;full&#8221; css=&#8221;&#8221;][\/vc_column][vc_column width=&#8221;4\/5&#8243;][vc_column_text css=&#8221;&#8221;]\n<h3>Fabiola Holiniaina Kjeldgaard<\/h3>\n<p>Fabiola no nandrindra ny lafin&#8217;ny serasera sy ny fampahafantarana ny LCN. Nanampy betsaka tamin&#8217;ny fananganana ny tranonkala amin&#8217;ny teny Malagasy niaraka tamin&#8217;i Pr Jonah Rastimbazafy izy. Teratany Malagasy ny tenany ary miasa sy monina any New York City. \u00a0Niasa ary lehibe teo anivon\u2019ny sehatry ny fizahan-tany izy. Niatomboka tamin\u2019ny fitondrana ireo mpizaha tany tamina sambo mandritra ny 3 andro izany teny amin\u2019ny Lakandranon\u2019ny Pangalana iny. Tao aorian\u2019izay dia lasa mpitondra mpizaha tany matihanina \u00a0izy \u00a0ary nitondra ireo mpizaha tany nitety an\u2019i Madagasikara.<\/p>\n<p>Tao aorian\u2019izany dia nanokatra orinasa mpitondra momba ny fizahan- tany izy.<\/p>\n<p>Fabiola ihany koa dia manana trai-kefa sy \u00a0fahalalana ny antony mahatonga ny fizahan-tany ho \u00a0tsy afa-misaraka amin\u2019ny resaka fiarovana \u00a0ny tontolo iainana aty Madagasikara. Ankoatr\u2019izany dia liana ary marisika tokoa izy tamin\u2019ny resaka \u00a0\u00a0fampandrosoana ary niara-niasa tamina fikambanana tsy miankina amin\u2019ny fanjakana izay niasa teny anivon\u2019ny fahasalamana tany ambanivohitra ary ihany koa nanampy ireo ankizy kamboty sy sahirana mba hahita olona malala -t\u00e0nana \u00a0hanampy azy ireo teo amin\u2019ny lafiny fianarana.<\/p>\n<p>Mazoto ary tia mizara ny momba an\u2019i Madagasikara izy fa indrindra ny maha -tokana ny \u00a0tontolo iananana eto Madagasikara. Nianatra lal\u00e0na ny tenany ary manana mari-pahaizana \u00ab\u00a0master\u00a02 en droit \u00a0priv\u00e9\u00a0\u00bb sy &#8220;master en sant\u00e9 publique&#8221; avy ao amin&#8217;ny Georges Washington University tany Etazonia.[\/vc_column_text][\/vc_column][\/vc_row]\n<\/div>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Ny ekipan&#8217;ny LCN<br \/>\nMiara-miasa ho an&#8217;ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.[vc_column widt&#8230;  <a href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/\" class=\"readmore\">Tohiny \u00bb<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":2943,"parent":6,"menu_order":0,"comment_status":"open","ping_status":"open","template":"","meta":{"site-sidebar-layout":"no-sidebar","site-content-layout":"plain-container","ast-site-content-layout":"default","site-content-style":"default","site-sidebar-style":"default","ast-global-header-display":"","ast-banner-title-visibility":"","ast-main-header-display":"","ast-hfb-above-header-display":"","ast-hfb-below-header-display":"","ast-hfb-mobile-header-display":"","site-post-title":"disabled","ast-breadcrumbs-content":"","ast-featured-img":"disabled","footer-sml-layout":"","ast-disable-related-posts":"","theme-transparent-header-meta":"default","adv-header-id-meta":"","stick-header-meta":"","header-above-stick-meta":"","header-main-stick-meta":"","header-below-stick-meta":"","astra-migrate-meta-layouts":"set","ast-page-background-enabled":"default","ast-page-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-4)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"ast-content-background-meta":{"desktop":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"tablet":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""},"mobile":{"background-color":"var(--ast-global-color-5)","background-image":"","background-repeat":"repeat","background-position":"center center","background-size":"auto","background-attachment":"scroll","background-type":"","background-media":"","overlay-type":"","overlay-color":"","overlay-opacity":"","overlay-gradient":""}},"footnotes":""},"class_list":["post-29","page","type-page","status-publish","has-post-thumbnail","hentry"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.4 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Ny ekipa - Lemur Conservation Network<\/title>\n<meta name=\"description\" content=\"Miara-miasa ho an&#039;ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.\" \/>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Ny ekipa - Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Miara-miasa ho an&#039;ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Lemur Conservation Network\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2025-05-30T18:08:16+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/10\/Seheno-Misa-LCN.jpeg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"1365\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1365\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"twitter:card\" content=\"summary_large_image\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"8 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/\",\"name\":\"Ny ekipa - Lemur Conservation Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/10\\\/Seheno-Misa-LCN.jpeg\",\"datePublished\":\"2015-06-18T00:29:25+00:00\",\"dateModified\":\"2025-05-30T18:08:16+00:00\",\"description\":\"Miara-miasa ho an'ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/10\\\/Seheno-Misa-LCN.jpeg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2023\\\/10\\\/Seheno-Misa-LCN.jpeg\",\"width\":1365,\"height\":1365},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/ny-ekipa\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Tonga soa\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Ny momban&#8217;ny Lemur Conservation Network\",\"item\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/momba-ny-lemur-conservation-network\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":3,\"name\":\"Ny ekipa\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"description\":\"Malagasy\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#organization\",\"name\":\"Lemur Conservation Network\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2015\\\/06\\\/lcn-logo-sub.png\",\"width\":159,\"height\":159,\"caption\":\"Lemur Conservation Network\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/lemurconservationnetwork.org\\\/malagasy\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"}}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Ny ekipa - Lemur Conservation Network","description":"Miara-miasa ho an'ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Ny ekipa - Lemur Conservation Network","og_description":"Miara-miasa ho an'ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.","og_url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/","og_site_name":"Lemur Conservation Network","article_modified_time":"2025-05-30T18:08:16+00:00","og_image":[{"width":1365,"height":1365,"url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/10\/Seheno-Misa-LCN.jpeg","type":"image\/jpeg"}],"twitter_card":"summary_large_image","twitter_misc":{"Est. reading time":"8 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/","name":"Ny ekipa - Lemur Conservation Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/10\/Seheno-Misa-LCN.jpeg","datePublished":"2015-06-18T00:29:25+00:00","dateModified":"2025-05-30T18:08:16+00:00","description":"Miara-miasa ho an'ny fanentanana ny olona maneran-tany ho fiarovana ny varika izahay.","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/#primaryimage","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/10\/Seheno-Misa-LCN.jpeg","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2023\/10\/Seheno-Misa-LCN.jpeg","width":1365,"height":1365},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/ny-ekipa\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Tonga soa","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Ny momban&#8217;ny Lemur Conservation Network","item":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/momba-ny-lemur-conservation-network\/"},{"@type":"ListItem","position":3,"name":"Ny ekipa"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#website","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","name":"Lemur Conservation Network","description":"Malagasy","publisher":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#organization","name":"Lemur Conservation Network","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","contentUrl":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-content\/uploads\/2015\/06\/lcn-logo-sub.png","width":159,"height":159,"caption":"Lemur Conservation Network"},"image":{"@id":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/#\/schema\/logo\/image\/"}}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/29","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/pages"}],"about":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/types\/page"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=29"}],"version-history":[{"count":56,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/29\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":3396,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/29\/revisions\/3396"}],"up":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/pages\/6"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media\/2943"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/lemurconservationnetwork.org\/malagasy\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=29"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}