Main Menu

Tag Archives | iray volan’ny mpikambana ato amin’ny LCN

VOYAGE D`ETUDE A SAHAMALAZA (5)

Iray volan’ny Mpikambana LCN : Ny mention ADD-Oniversiten’Antananarivo

Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny mention ADD Ny sampam-pampianarana Anthropobiolojia sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy (Mention Anthropobiologie et Developpement Durable-MADD) dia rantsana iray teraka tao anatin`ny Departmenta Paleontolojia Anthropolojia Biolojika (Departement de Paleontologie et d`Anthropologie Biologique). Io departemanta io dia teraka tao anatin`ny Fakiolte Siansa – Oniversite Antananarivo ny taona 1975. Ny Departemanta […]

Continue Reading
Indri indri

Iray volan’ny mpikambana LCN : Madagasikara Voakajy

  Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Madagasikara voakajy (MV) dia fikambanana Malagasy miasa ho an’ny fiarovana ireo zava manan’aina tsy hita raha tsy eto amin’ny nosintsika ary ahiana ho lany tamingana, izany dia mba hanampiana sy hampivoarana ny fiveloman’ireo Malagasy eny ifotony. Niforona tamin’ny taona 2005 ny fikambanana Madagasikara Voakajy. Ary […]

Continue Reading
IMG_0497

Iray volan’ny mpikambana LCN : ONG SADABE

Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Mpianatra mpikaroka avy tao amin’ny Université an’Antannarivo sy Université an’ny Stonny Brook izay nampiraisin’ny fiaraha-miasa tamin’ny alalana ONG iray (ICTE/MICET) izahay no nanao ny asa fikarohana tao amin’ny Alan’ny Tsinjoarivo Ambatolampy nanomboka ny  taona 2000. Ny faritrala an’ny Tsinjoarivo moa dia anisan’ireo lasibatry ny fitrandrahana an-tsokosoko ireo […]

Continue Reading
Ankarafa pics 242

Iray volan’ny mpikambana LCN : Mikajy Natiora

Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Ny taona 2013 no niforona ny fikambanana Mikajy Natiora. Mpikaroka Malagasy no namorona ny fikambanana ary mbola Malagasy avokoa ny mpikambana ankehitriny. Madagasikara dia manankerana ara-java-boahary izay mampiavaka azy amin’ny firenena hafa; koa noho’ny fahatsapana fa manana andraikitra eo amin’ny fiarovana ny tontolo iainana no antony […]

Continue Reading
Crowned sifaka MAB

Iray volan’ny mpikambana LCN : Aspinall Foundation Madagascar

Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana  Tamin’ny taona 2009 no nitsanganan’I Aspinall Foundation Madagascar ary nifantoka voalohany tamin’ny fikarohana mikasika ny velaran-tany fonenan’ny varika atao hoe Godrogodroka (Prolemur simus) izay vao hita indray any Torotorofotsy. Taorian’ny fikarohana voalohany, dia afaka namaritra ny toerana hiasana atao ho laharam-pahamena izahay, izay tamin’ireo toerana izay […]

Continue Reading
© James Morgan-IUCN Red list

Iray volan’ny mpikambana LCN : Madagascar Wildlife Conservation (MWC)

Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana (daty niforanany, inona no tena antony nanangana ny fikambanana, inona no tanjona, sns…) Madagascar Wildlife Conservation dia fikambanana Malagasy tsy miankina amin’ny fanjakana izay niforona tamin’ny taona 2003 tao Antananarivo nohon’ny finiavan’ireo tanora Malagasy izay nanao fikarohana taty Alaotra mba ampivadiana ny fiarovana ny tontolo iainana […]

Continue Reading
Propithecus_candidus ©Johnnah Ranariniaina

Mpikambana LCN amin’ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)

  Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Wildlife Conservation Society dia fikambanana amerikanina izay miasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny lafin’ ny fiarovana ny harenan-java boahary anivo tany sy any an-dranomasina ary koa ireo izay tontolo maro. Ny taona 1993 no nitsangana ny WCS Madagascar program ka niasa ho fiarovana maharitra ny […]

Continue Reading
Photo-Mitsinjo-6-282x400

Mpikambana ato amin’ny LCN mandritra ity volana ity : Fikambanana Mitsinjo

Ny fikambanana Mitsinjo no mpikambana ato amin’ny Lemur Conservation Network amin’ity volana ity Aogositra ity.  Araho eto ny resaka nifanaovana tamin’i Rainer Dolch, izay Tale mpandrindra ny fikambanana Mitsinjo izay nizara ny momba ny fikambanana, ny asany ary ny ahafahantsika hanampy azy ireo hiaro ny gidro sy ala misy azy.   Mba zarao aminay ny […]

Continue Reading