Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Talata , faha 12 Jolay lasa teo ilay tetik’asa Pet Lemur Survey, izay notanterahana tao amin’ny Trano Koltoraly Amerikanina tetsy Tanjombato nanomboka tamin’ny 2 ora tolak’andro. “Harenan’i Madagasikarana ny Giro/Varika”, io no teny faneva izay nosaloran’ity foto-drafitr’asa ity izay firaha- miasan’ ireo mpikaroka manokana avy ao amin’ny “Utah University” sy […]
