Main Menu

Archive | Bilaogy

DSCN4811

Fikarohana sy fianarana momban’ny varika : anisan’ny fitaovana entina hiaro azy ireo

Lazalazao aminay hoe inona no fianarana ataonao? Koloina Rakotoarivelo no anarako, izaho dia mpianatra mpikaroka nahavita ny famaranana ny taona fahadimy ao amin’ny “Faculté des Sciences” , “Mention Anthropobiologie et Développement Durable” ,”laboratoire: Primatologie” Ny fianarana sy fikarohana nataoko dia momban’ny fomba fiainan’ny Varika na ny gidro izay tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Tamin’ny […]

Continue Reading
IMG_4667

Fitsidihana toerana tany Berenty: Mahavariana ny hatsaran’ny harenantsika Malagasy

Toerana fanta-daza ho an’ny mpizahan-tany Berenty Berenty dia any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara no misy azy, 95km miala an’i Fort Dauphin any amin’ny faritra Anosy. Io toerana io moa dia tantanin’i fianakaviana De Heaulme. Ny tena mampalazan’io toerana io moa ilay sifaka na Propithecus verreauxi mitsambikina mamindra amin’iny tany fantatra amin’ny hoe « Danse des […]

Continue Reading
Ella Delphine Harisoamalala any Mangevo Ranomafana

Fikarohana sy fiarovana ny varika ve? Ny tanora no tena amporisihina hiditra an-tsehatra

Lazalazao hoe inona no fianarana sy fikarohana ataonao? Izaho dia nanaraka lala-mpiofanana « Conservation et Valorisation de la Biodiversité » aho tao amin’ny «  Institut des Sciences et Techniques de l’Environnement », ary nahazo ny mari-pahaizana « Licence ». Taorian’izay dia nanohy teny amin’ny Fakiolten’ny siansa, Oniversiten’i Fianarantsoa ka nahazo ny maripahaizana « Master 2 […]

Continue Reading
blog_Mitia

Mpitsabo biby fa miaro sy mikaroka momban’ny varika ihany koa

Mba lazalazao ny momba anao? Mitia Andrianantenaina ny anarako, izao dia mpianatra taona farany ao amin’ny “Faculté de Médecine”, “Mention Vétérinaire”. Efa hatramin’ny fahakeliko aho dia tia sy nifanerasera tamin’ny biby sy ny natiora, ka nitsiry tato amiko ny faniriana hitsabo azy ireny. Hatreto dia mbola “assistante chercheur” aho, izany hoe manohana ireo mpikaroka momba […]

Continue Reading
sary : Koloina Rafenoharilala

Fitsidihana toerana: Alan’ny Amboloando ahitana Sifaka

Momban’ny Alan’ny Amboloando Nanao fikarohana tany amin’ny Alan’ny Amboloando aho, izay fiaraha-miasa niaraka tamin’ny ONG IMPACT Madagascar. Ny Ala Amboloando dia any amin’ny kaominina Dabolava, distrika ny Miandrivazo, faritra Menabe. Eo amin’ny 359km miala ny Antananarivo raha manaraka ny lalana faha 34. Avy eo mandeha lalana dian-tongotra adiny 2 ora eo miala ny kaominina Dabolava. […]

Continue Reading
2023 Seacology Prize Ceremony honoring Dr. Jonah Ratsimbazafy

Pr Jonah Ratsimbazafy nahazo loka Seacology 2023

Faly miarahaba an’i Pr Jonah Ratsimbazafy, Filohan’ny Fikambanana Iraisam-pirenena Primatologie sady Mpanorina ny Groupe d’Etude et de Recherche sur les Primates de Madagascar (GERP) izahay eto amin’ny LCN. Pr. Jonah Ratsimbazafy dia nahazo ny loka Seacology 2023, loka iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana, noho ny fanoloran-tenany nandritra ny telopolo taona mahery tamin’ny fiarovana ny varika […]

Continue Reading
Dr Sylviane Volampeno nizara ny asan'ny Mikajy Natiora nandritra ny IPS 2023 tany Malaisie, Kuching

Mikajy Natiora: Mankalaza ny fahafolo taona, miasa manampy ary mankasitraka

 1- Inona avy ireo zava-bita manamarika ny fahafolotaonan’i Mikajy Natiora? Maro ireo zava-bita azo resahina: Fanaovana fanentanana momban’ny tontolo iaianana tamin’ny toerana maro, andrenivohitra sy ambanivohitra tsy misy angovo. Fahitana ny microcebus sambiranensis tao Anabohazo Parc Nationa Sahamalaza. Fananana ekipa manana traikefa miasa amin’ny ala tsy mbola voaaro na ivelan’ny faritra arovana. Fahitana ny toerana […]

Continue Reading
Forêt dégradée

ONG DIARI: fikambanana miasa ho an’ny fanampiana ny mponina sy ny fiarovana ny varika any Manjakandriana

Teny fampidirana Betsaka tokoa ny valinteny azo omena rehefa hanontaniana isika hoe iza no tokony handray andraikitra hiaro ny varika! fa saingy mahavelom-bolo sy mampisy fanantenana ny fahafantarana fa misy ireo olon-tsotra maniry sy mikendry hitondra ny anjaram-birikiny amin’ny fiarovana ny harena voajanahary. Izany indrindra no anisan’ny antom-pisian’ny ONG DIARI. Ary satria ny fanafoanana ny […]

Continue Reading