Tag Archives | mpitarika eo amin’ny sehatry ny fiarovana

Fikambanana Ary Saina : Fikambanana mpikaroka Malagasy mivondrona hampiroborobo ny fikarohana siantifika ho fitaovana entina miaro sy mitantana ny harena voajanahary

  Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Ary Saina  Ary Saina dia fikambanana mpikaroka Malagasy, mivondrona mba hampiroborobo ny fikarohana siantifika sy mampiely/mizara fahalalana mba hahafahana miaro ireo harena voajanahary mampiavaka an’i Madagasikara. Malagasy dimy mitovy foto-kevitra sy vina no nanapa-kevitra ny hanorina ity fikambanana ity, izay nitsangana ara-dalana tamin’ny 27 Septambra […]

Continue Reading

Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ilay tetik’asa “Pet Lemur survey”

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny  Talata , faha 12 Jolay lasa teo ilay tetik’asa Pet Lemur Survey,  izay notanterahana tao amin’ny Trano Koltoraly Amerikanina tetsy Tanjombato nanomboka tamin’ny 2 ora tolak’andro. “Harenan’i Madagasikarana ny Giro/Varika”, io no teny faneva izay nosaloran’ity foto-drafitr’asa ity izay firaha- miasan’ ireo mpikaroka manokana  avy ao amin’ny “Utah University” sy […]

Continue Reading

Resa-dresaka nifanaovana tamin’i Pr Jonah Ratsimbazafy.

Ny nahatonga aho ho lasa mpikaroka sy mpiaro ny varika dia noho izao antony izao. Efa hatramin’ny fahazana dia efa nitsiry tao anatin’ny tena ny fitiavana biby. Kanefa raha nentin’ny raiamandreny nitsidika ny parc tao Tsimbazaza hijery gidro dia tsy mbola nieritreritra velively fa hiasa amin’ity sehatra ity. Tany an-tsekoly rahateo moa dia tsy nianatra […]

Continue Reading