Tag Archives | ireo vaovao an’ny mpikambana

Mpikambana LCN amin’ity volana ity : Wildlife Conservation Society (WCS)

  Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Wildlife Conservation Society dia fikambanana amerikanina izay miasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny lafin’ ny fiarovana ny harenan-java boahary anivo tany sy any an-dranomasina ary koa ireo izay tontolo maro. Ny taona 1993 no nitsangana ny WCS Madagascar program ka niasa ho fiarovana maharitra ny […]

Continue Reading

Mpikambana ato amin’ny LCN mandritra ity volana ity : Fikambanana Mitsinjo

Ny fikambanana Mitsinjo no mpikambana ato amin’ny Lemur Conservation Network amin’ity volana ity Aogositra ity.  Araho eto ny resaka nifanaovana tamin’i Rainer Dolch, izay Tale mpandrindra ny fikambanana Mitsinjo izay nizara ny momba ny fikambanana, ny asany ary ny ahafahantsika hanampy azy ireo hiaro ny gidro sy ala misy azy.   Mba zarao aminay ny […]

Continue Reading

Mpikambana ato amin’ny LCN mandritra ity volana ity : Planet Madagascar

Planet Madagascar no mpikambana ato amin’ny Lemur Conservation Network nizara ny momba azy, ny asany ary ny ahafahantsika hanampy azy ireo hiaro ny gidro sy ala misy azy. Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomba an’i Planet Madagascar Planet Madagascar dia fikambanana tsy miankina ara-panjakana kanadianina nitsangana tamin’ny taona 2015. Miara-miasa amin’ny masoivoho any […]

Continue Reading