Main Menu

Tag Archives | fankalazana ny dihin’ny varika maneran-tany

IMG_8340

Ny fankalazana ny andron’ny varika maneran-tany 2020- World Lemur Day

Covid-19 sy ny fankalazana ny andron’ny varika Tamin’ity taona ity dia nanasarotra ny fankalazana mivantana ny fisian’ny Covid-19. Nanova ny fomba fankalazana ny hetsika ho an’ny mpikambana sasany izany. Raha nisy ireo nisafidy ny hetsika virtoaly, dia nisy ireo nanao hetsika mivantana mba hahafahan’izy ireo manatona olona akaiky kokoa ho fanentanana momba ny fiarovana ny […]

Continue Reading
IMG_8008

Fankalazana ny Dihin’ny Varika Maneran-tany 2018-Famintinana

Ny fankalazana ny dihin’ny varika maneran-tany dia hetsika maromaro izay tanterahina maneran-tany mihitsy mandritra ny volana Oktobra sy Novambra mba ho fanentanana lehibe amin’ny fiarovana ireo varika, fankalazana ny maha biby tokana azy eto Madagasikara ary ny fanehoana ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny varika sy ireo fonenany.   Andiany fahadimy amin’ny fankalazana ny taona […]

Continue Reading
DSC_0068

Fankalazana ny dihin’ny varika maneran-tany 2018 andiany fahadimy : Resadresaka nifanaovana tamin’i Atoa Heritiana Dieu Donné RANDRIANATOANDRO

Nankalazaina tamin’ny zoma faha 05 oktobra 2018 lasa teo, teto Antananarivo ny dihin’ny varika maneran-tany, andiany fahadimy, izay nokarakarain’ny GERP. Maro ireo hetsika izay notanterahina. Nanomboka tamin’ny diam-be niarahana tamin’ireo vondrona tanora avy amin’ny sekoly ambaratonga ambony, ireo orinasa ary ireo fikambanana. Ary, nitohy tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny ANS Ampefiloha, ireo fanentanana […]

Continue Reading
LCN-WorldLemurFestival-2018 copy

Fankalazana ny Dihin’ny varika maneran-tany 2018

Manentana antsika rehetra mpikambana eto anivon’ny LCN sy ireo rehetra izay tia varika mba hiara hankalaza aminay ny dihin’ny varika maneran-tany amin’ity taona 2018 ity. Ankalazaina eto Madagasikara sy maneran-tany mandritra ny volana oktobra ity hetsika ity. Karakarain’ny GERP ny dihin’ny varika maneran-tany eto Antananarivo. Araho eto amin’ity rohy facebook ity ny andinidiny mikasika izany. […]

Continue Reading
IMAG0179

Fankalazana ny Hetsika maneran-tany “Festival mondial des lémuriens” 2015

Niditra tamin’ny andiany faharoa ny fankalazana ny hetsika maneran-tany momba ny varika izay nokarakarain’ny GERP Mada. Faritra maromaro no nandray anjara teto Madagasikara ka anisan’izany ny teto Antananarivo ny 30 sy ny 31 oktobra lasa teo. Ny teny filamatra tamin’ity andiany faharoa ity di any hoe “Varika, Harem-pirenena, Namana tokony harovana”. Fikambanana avy amin’ny sehatra tsy […]

Continue Reading