Main Menu

Ireo logo sy sary ho an’ny fankalazana

Nanomboka tamin’ny 2015, dia namorona logo manokana ho an’ny fankalazana ny dihin’ny varika maneran-tany na andron’ny varika maneran-tany ny Lemur Conservation Network. Ny fikambanana rehetra ary ny olona rehetra maneran-tany dia afaka ary asainay manokana hampiasa ireo sary sy logo ireo.

Manamboatra T-shirt atokana ho an’ny fankalazana ihany koa izahay izay hamidy any ivelany aloha hatreto. Ny olona rehetra eto Madagasikara anefa dia afaka mampiasa ny logo ary manamboatra ny T-shirts mety aminy.

Raha hividy T-Shirts

Logos 2019

Ampiasao ireto logo ireto amin’izay hetsika rehetra tanterahina mandritra ny fankalazana. Tamin’ity taona ity dia i Kenna Cupp no nanamboatra izany. Misaotra betsaka, Kenna!

Ireo Logo alaina ao amin’ny Dropbox