Mahafaly anay eto amin’ny Lemur Conservation Network no mampahafantatra ny Ny Gasy Forestry Students’ Association – Madagascar (GFSA – Madagascar) , izay fikambanana voalohany indrindra mampivondrona ireo mpianatra eo anivon’ny Departemantan’ny Ala sy ny Tontolo Iainana ao amin’ny Ecole Supérieure des Sciences Agronomiques (ESSA-Forêts), Oniversiten’Antananarivo. Isaorana betsaka ny ekipa izay tarihin’i R. Ntsiva N. Andriatsitohaina […]
Archive | Bilaogy
Ry Malagasy, harenantsika anie ny varika eh: fantaro, tiavo ary arovy ny harenantsika
Ny momba momba an’i Princiah Rabary Andriamihaja Princiah no anarako. 24 taona aho izao ary mpianatra taona faha 5 eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, fakiolten’ny siansa ary mianatra manokana momban’ny varika sy ny fiarovana azy ireo. Eo andalam-pamaranana ny fianarako aho ankehitriny, ary vao avy nahavita ny fidinana roa volana tany amin’ny valanjavaboary tsy miankina ao Berenty, […]
Fitsidihana ny Andohahela National Park sy ny toerana ao Tsimelahy
Ny momba momba anao i Franklin? Franklin no anarako, 32 taona ny tenako ary guide Naturaliste ny asa hataoko. Fito taona izay no nisehatra tao anatin’ny mpiseradia aho ary dia nifantoka bebe kokoa tany amin’ireo toerana ahitana vala-javaboary tsy dia be mpitsidika ary tsy dia be mpahalala loatra. Maro tokoa ny fahaizana sy fahalalana notovoiziko […]
Fikambanana Ary Saina : Fikambanana mpikaroka Malagasy mivondrona hampiroborobo ny fikarohana siantifika ho fitaovana entina miaro sy mitantana ny harena voajanahary
Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana Ary Saina Ary Saina dia fikambanana mpikaroka Malagasy, mivondrona mba hampiroborobo ny fikarohana siantifika sy mampiely/mizara fahalalana mba hahafahana miaro ireo harena voajanahary mampiavaka an’i Madagasikara. Malagasy dimy mitovy foto-kevitra sy vina no nanapa-kevitra ny hanorina ity fikambanana ity, izay nitsangana ara-dalana tamin’ny 27 […]
Geological Society of Madagascar (GSM) : fikambanana mampiray ny olona liana sy mandalina ny Haibolantany eto Madagasikara
Mba zarao aminay ny tantara sy ny mombamomban’ny fikambanana GSM Ny Geological Society of Madagascar (na GSM) dia fikambanana izay mampiray ireo olona eto Madagasikara (mpianatra, mpampianatra, eo anivon’ny sehatra akademika sy sehatry ny asa, ary ireo olon-tsotra) izay liana amin’ny « Géosciences » na Haibolantany. Ny fikambanana dia voafehin’ny hitsivolana n° 60–133 tamin’ny […]
Toro-marika ho an’ny fizahan-tany sy ireo toeram-pikarohana ho fampihenana ny loza mety hateraky ny fifindran’ny COVID-19 amin’ny varika
Ny fikambanana maneran-tany momba ny fahasalamana na ny OMS (Organisation Mondiale de la Santé) dia nampahafantatra ny fisian’ny hamehana ara-pahasalamam-bahoaka maneran-tany manoloana ny fisian’ny valanaretina manerana coronavirus na COVID-19 ary fantatra ankehitriny fa misy porofo ny fisian’io tsimokaretina io COVID-19 io eto Madagasikara1. Eto am-pikarakarana ny hamehana ho an’ny fahasalamam-bahoaka isika ankehitriny, anefa tokony hahalala […]
Valan-javaboahary arovana ao SAVA: Fitsidihana ny ala tàntanin’i Desiré Rabary ao Antanetiambo
Rehefa avy namakivaky sy nitsidika ny ala java-boahary arovana nasionaly ao Marojejy hijery ireo Simpona fotsy izahay dia niala sasatra andro vitsy teny amoron-dranomasina tao Sambava. Ary rehefa vita izany, niala ny tanàn-dehibe izahay ka nandeha nanantanteraka ny dia tongotra andro maro hitsidika ny ala java-boahary arovana ao Anjanaharibe niaraka tamin’ny mpisera-dia nitondra anay dia […]
ExplorerHome Madagascar: Ny risi-po sy ny fitiavana ny taranja STEM
Ny tanjon’ny ExplorerHome Madagascar Hampitsiry ny fitiavana karokaroka sy ny fitiavana ny taranja STEM Hampahafantatra ny olona ny momba ny fikarohana siantifika eto Madagasikara Hanolotra hetsika fanabezana sy fialam-boly ho an’ireo mpianatra izay afaka hanampy azy ireo hahazo trai-kefa momban’ireo taranja STEM no sady miala voly. Ny tantara niantobohan’ny ExplorerHome Ireo mpiara-namorona Rehefa tonga tamin’ny […]